namana gasy mipetraka eto Atlanta na toerana akaiky ny Atlanta

1. roomy
(
23/11/2004 01:54)
Misy malagasy ve mipetraka eto Atlanta eto. Hifindra eto aho ato ato ka mitady namana eto Atlanta.
Misaotra e.
Misaotra e.
novalian'i Kintanakely ny 26/05/2005 17:34

6. hery
(
25/11/2004 12:17)
Rahoviana ary vao ho tena sérieux ny valiny azon\'ny olona eto...
Sa aleo tsy serieux mihitsy dia amin\'izay tsy misy hametraka fanontaniana intsony?... dia amin\'izay tsy misy ilana ny serasera.org intsony... dia feno ny fanirian\'ny \"sasany\" ?
Sa aleo tsy serieux mihitsy dia amin\'izay tsy misy hametraka fanontaniana intsony?... dia amin\'izay tsy misy ilana ny serasera.org intsony... dia feno ny fanirian\'ny \"sasany\" ?

7. xxx
(
25/11/2004 13:03)
Iza moa tsy ireo mpananihany isan\'andro ihany ireo tafiditra ato ireo.
Mbay fa mahatsiravina :evil:
Mbay fa mahatsiravina :evil:

9. fijo
(
25/11/2004 21:20)
ao ary fa serie amin\'izay izahay e.efa nisy namaly serieux kosa anie ao e.dia izahay mba manala fa sao sorena lery.

10. rajn
(
20/12/2004 17:13)
fa ianao ve tena hankaty marina sa ahoana fa izaho mantsy lavidavirtra akaiky

12. iriko
(
26/05/2005 17:06)
eh!!!! toerana misy ahy izany,afaka mifamotoana,fa aiza no misy anao eh!!!Izaho tena ao Atlanta mihitsy (midtown)

13. Kintanakely
(
26/05/2005 17:34)
Roomy koa mitady zavatra sarotra kou. Lasa sahirana ndray Ra-hery mandamina!
Zah zao de fa namana virtoaly ray mirotsaka tsy terena. Mifamezivezy eto am serasera foana sika 14/12h. Rah tsy ampy de mbola ampiana. Mbola be ny killll ato.
Zah zao de fa namana virtoaly ray mirotsaka tsy terena. Mifamezivezy eto am serasera foana sika 14/12h. Rah tsy ampy de mbola ampiana. Mbola be ny killll ato.