Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Kintanakely, milahatra araka ny daty
Kintanakely ( 05/07/2005 15:02)
Indray andro hono....
:-D:-D:-D=))=))=))... tohiny
Kintanakely ( 26/05/2005 15:31)
Mamparenina io mikôfesy io!
Indray andro de naka tanora mpivady hikarakara ny zaridainany sy ny trano fonenany i Mopera. Rafahendrena no anaran'ilay lehilahy, de hendry tokoa moa izany sady tsara tarehy tahaka ny vadiny ihany, a... tohiny
novalian'i dadabe ny 01/06/2005 10:29
Kintanakely ( 25/05/2005 10:04)
Lay anjely manao kiararo
Indray andro hono de nampiantso mpandoko sady mpanao sary mahay i Mopera mba hanao tabilao lehibe handravaka ny tano fiangonana. Afaka herinandro vitsivitsy de vita ilay tabilao be misy sary mahafinar... tohiny
novalian'i sasa ny 01/06/2005 05:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0072