Namana mahafinaritra :-)
1. hery
(
23/11/2004 18:13)
Inoako fa mba efa nanao izao ataoko izao koa ianareo. Rehefa sendra maka aina iny aho dia asesiko vakiana ny mombamomba fanampiny apetraky ny namana ao amin\'ny lisitry ny namana vaovao http://serasera.org/namana/index.php?rub=lisitra&vao=1 fa dia maha afak\'andro tokoa.
Andramo ange e... dia mba apetraho eto ambany eto izay mahaliana anareo indrindra. Ity ohatra misy anakiray
\"Olombelona tahaka anao sy iretsy!
malagasy ary monina aty am-pita fa tara sambo angaha sa nahoana? andeha lakana na milomano angamba no fanafana ... Raha mampalahelo anao aho dia mba andefaaso sosy tsy mandray latsaky ny 50€ rahatsy izany dia maty antoka be :-) Etsy kely ianao hafarako e !! aza mba mototra izany fa Mitsiky foana ... Na tezitra aza dia mihomeza ihany ... andramo ange! \"
an\'i Mihary91 io
Tsy ratsy... :-)

novalian'i booboo ny 01/03/2005 10:15
3. ramoul
(
23/11/2004 21:30)
\"Hery, aza mitsikilo eano fa tsy tsara zany\"
Ary kay tsy zah rery no mpanao an\' le tsikilo kay klé! hihi :lol:

4. fijo
(
23/11/2004 22:05)
ka io kosa anie tsy mitsikilo fa mijery ny momba ny namana e.zavatra tsy afeniny no jerena.le mistikilo aie mijery zavatra afenina e
5. hery
(
24/11/2004 07:29)
Mitsikilo ahoana koa? Natao mivandravandra be ho hitan\'ny namana ny mombamomba kou. Jereo ny mombamomba ny namana tsirairay fa tena fifalian\'ny namana mihitsy ny manoratra zavatra spécial mombamomba azy ao. Tsy zah irery no afaka mijery an\'io kah.
Matoa tsy afaka mijery izay dia satria mbola tsy nametraka ny mombamomba anao ianao... normal zany satria ianao ve te hijery ny an\'ny hafa kanefa tsy mametraka ny an\'ny tenanao... sa io ilay liana ny fiainan\'olona fotsiny ohatran\'ny sasany? :-) gain gain...
Raha ohatran-dRamaso daholo zany ny olona dia tsy hisy hamaky akory ny mombamomba ny namana mihitsy kanefa ilay namana mba reraka manoratra mafy mihitsy manao annonce du coeur sy ny sisa...
Mba ampiasao ihany io maso io... ary ampiasaina amin\'ny ilana azy -> hijerena izay efa aseho tokony ho hita fa tsy hisokirana izay efa afenina :-)

6. ikaretsaka
(
24/11/2004 12:57)
hihihihi .. laisany roalahy ko tsss..
samy manana ny ampiasainy ny \'masony\' io e
ny an-dramaso hijerena ny zavatra afenina.. ny an\'i hery hitsirihina ny zavatra ary sy atsy...

10. booboo
(
01/03/2005 10:15)
zà mivanitika fôna refa mamaky ireny mombamomba ireny dé tsy maintsy misy mimenomenona kely fôna @ lé " litera zato " =)) =)) =)) .