titre de séjour france

1. ngola3
(
22/11/2004 17:59)
mora ve ny mamadika titre de séjour étudiant, ho travailleur, ?
mba tiako ho fantatra mantsy.
mba tiako ho fantatra mantsy.
novalian'i viboule ny 08/08/2005 18:52

2. sipagasy
(
22/11/2004 18:13)
arakaraky ny asa tadiavinao & ny mari-pahaizana azonao ihany io & koa ny situation nao raha manam-bady aman-janaka na tsia, miankina amina zavatra maro é!

3. fijo
(
22/11/2004 19:56)
raha toa ka asa tsy be mpanao ne tena hilaina toy ny informaticien na sahala amin\'izay dia ny mpampiasa no asaina manao ilay fangatahana dia mora.fa raha radoko,avocat sy ny karazany tantara be.

4. ralay
(
22/11/2004 21:56)
Marina io voalazan\'i fijo io fa ny hany asa sure azahoanao mamadika statut @ zao dia soit:
-Chercheur
-Sportif de haut niveau
-Na asa très qualifié.
Ny sisa dia kely ny chance azahonao mamadika ny statut-nao fa aza kisy na izany aza fa mahita lalana foana e ça dépend ny ville koa io.
Korazy ry akama a

14. yonikafopl
(
25/11/2004 18:24)
ka na soira na tsia ry fijo inn ny olana fa samy hatsipy ihany avy eo kou! hiihihi
i fijo ndray ty no mampiana-dratsy olona eo. :^)
i fijo ndray ty no mampiana-dratsy olona eo. :^)

15. xxx
(
25/11/2004 19:31)
Izà gasy lahiantitra 65 taona. Efa mikentrona sy mihena am-pitoerana ny hoza-péko, ny fitombénako mihafisaka sy lany, ny voloko fotsy sasaka ary mihasola, ...
Kanefa aho manana taratasim-bazaha: hmmm, miam :wink:
Mitady sipa kely gasy alaina vady à, kanefa tsy maintsy manaiky ny fifanekena moraly apetrako dia ny hoe : tsy maintsy miaraka farafaharatsiny dimy taona vao mahazo mipitsika.
Efa lava andro moa ny tena ka aleo hofaranana amin\'ny bizoa mamy izy ity. Raha vonona injy dia lazao aho :*

16. fijo
(
25/11/2004 21:28)
tsy vazivazy io fa raha ireny no halainareo dia mahana ny mairie.ka mety hanaovany ankety be ianareo fa sao dia mariage blanc.efa hitako io cas io ary dia nolazainy le sipa fa raha tena tia io olona io ianao maninona raha manaraka azy any aminy.

17. ikaretsaka
(
25/11/2004 23:41)
dia atao hoe ka izy no arahako fa tsizy no manaraka ahy hoe ko... mba honette koa ilay sipa @ zay!

19. fijo
(
29/11/2004 20:58)
vao nisy resa be mihintsy izao momba an\'io tamin\'ity herinandro ity.ary io indray izao no tena harahan\'ny fanjakana fa miha be ny mpanao azy.

20. ikaretsaka
(
30/11/2004 01:37)
ka ny tena olana koa ange de mahatonga an-dry zalahy sarotiny dia izay fika mivoaka rehetra dia bedebe ny manao an\'iny dia rakatry ry zalahy e