Borosy nify

1. nikopol ( 22/11/2004 12:26)
Impiry isanandro no tsara miborosy nify?
novalian'i cocorie ny 18/08/2005 13:34
2. iriniaina ( 22/11/2004 12:37)
isaky ny te hiborosy fa farafakeliny in3 :lol:
3. faniry ( 22/11/2004 12:57)
nikopol hihihihi,araka ny fahadiovana ara pahasalamana d io voalazan\'i iriniaina io,fa nenà ampiako isaky ny avy mibiz amlà .
4. zakilinina ( 22/11/2004 13:12)
Isaky ny avy miteny ratsy sy manompa olona angamba.
5. nikopol ( 22/11/2004 13:36)
Faniry tsssss
ny solonifiko madio be fa alonako ao anaty \"ôh de zavelona\" fôna
:lol:

Zakilinina raha izany dia injainjai ihany za no miborosy nify fa sady tsy manompa no tsy miteny ratsy raha tsy isaky ny faran\'ny volana !
6. chipie1 ( 22/11/2004 14:15)
nikopol> tsy azo hanatonana zany refa farany volana?
7. booboo ( 22/11/2004 14:37)
:-D
8. bichette ( 22/11/2004 16:03)
borosio matetika fona fa misy olitra hono avy eo.........
9. maharaja ( 22/11/2004 16:39)
zà aloha in-dimy isan\'andro
10. nikopol ( 22/11/2004 19:24)
chipie refa fandimbolana ihany no tsy azo atao ka !
Bichette zany an !
maharaja madio toi zany ! Ny ahy isaky ny mihinana ravitoto ihany
11. watafon ( 22/11/2004 19:41)
Voalohany indrindra aloha amin\'ny maha dokotera ahy de faly tokoa aho afaka mandray anjara @ na dinika ohatran\'itony.
raha ny toromarika dia isaky ny avy misakafo no tokony hiborosy nify isika ! fa ny mihoatra tsy ferana , indrindra rehefa avy mihinana zavatra mamy izay tena manimba ny nify tokoa!! ny ankamaroantsika angamba raha tsy diso aho de isaky ny mifoha maraina dia miborosy nify; tsara le izy fa tsy misy dikany !!!satria tsy misy antony tokony hiborosiana nify raha mbola tsy nisakafo ianao!!!
12. kally ( 22/11/2004 19:50)
Ny ahy isaky ny krismasy tsy maintsy mandro sy miborosy nify na dia tsy maloto aza! ;-)
13. fijo ( 22/11/2004 20:04)
indroa isan taona letsy dia ampy a.
14. korotamby ( 23/11/2004 09:32)
rehefa henon\'ialahy maimbo ny vava dia borosio f\'efa lera izany :-D :-D :-D :-D :-D
15. iriniaina ( 23/11/2004 12:08)
watafon> ka le isaky ny mifou maraina otrany mahatsiaro oe maimbo vava tsinn de aleo miborosy :-D
16. faniry ( 23/11/2004 12:39)
nify ihany v no tokony borosina amzany?raha maimbo ny vava manko mety nihinana zavatra maimbomaimbo tany k sao d tsy tokony ny vava no borosina :lol:
17. chipie1 ( 23/11/2004 13:48)
:-D
18. nikopol ( 23/11/2004 15:33)
:lol:
19. arimalala ( 23/11/2004 15:38)
faniry> tsaratsara saina ndray an
dokotera>marina mihitsy alou ny teninao fa d asan\'zay in2 isantaona vao mahita borosinify e
20. watafon ( 23/11/2004 17:11)
ataontsika vazivazy le izy fa itako ery ange nareo reo refa marary nify e!! tsy mahateny na aaaaaaaaa aza !! :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.096