Borosy nify

21. nikopol ( 23/11/2004 17:18)
Za mba gaga ry watafon
22. kally ( 24/11/2004 14:41)
Izany eo ihany fa ny nify foana no resahina rehefa hoe miborosy nify nefa zava-dehibe koa ny miborosy ny lela e! any moa ry Watafon e? :-P
23. nikopol ( 24/11/2004 16:47)
kally tena marina ve io borosy lela io ?
24. watafon ( 24/11/2004 17:07)
marina mitsy izany ry kally an !! fa mila borosy special ho an\'ny lela e!!! :-D
25. kally ( 24/11/2004 18:00)
nikopol>tena marina io,ny ahy ny borosy nify misy ambadika sy ambadika,face A fiborosiana nify moa face B fampiasa @ lela
26. nikopol ( 27/11/2004 10:39)
kally za njay raha lela mbola tsy niborosy !
27. nikopol ( 28/11/2004 15:40)
fa za alou tsy dokotera fa le resaka borosy lela hitako hafahafa e!
28. kally ( 30/11/2004 13:12)
Nikopol a!ny antony hiborosiana nify dia lasa misy bakiteria ao anaty vava vokatry ny poti-kanina sy izay sakafo nohaninao,ireo koa dia mandalo eo @ lela noho izany mila borosiana koa ny lela,sokafy hoe ny vavanao dia jereo raha misy fotsifotsy ny lelanao fa tsy mavokely ,anontanio ny mpanao nifinao na jereo @ microscope fa tsy te-hanoroka olona intsony ianao raha vao somary fotsifotsy ny lelany. 8)
29. chipie1 ( 30/11/2004 13:13)
:roll: :roll: :?:
30. sechat ( 30/11/2004 14:36)
afaka ongotana koa ange de tsy borosina tsony e :-D
31. kally ( 30/11/2004 17:09)
Hay ve ianareo eto amin\'ny namana ka tsy misy miborosy lela e! mba andramo ihany fa tsy mahafaty antoka!
http://www.medent.umontreal.ca/medent/votre_bouche/seropositif/langue.htm
32. watafon ( 30/11/2004 18:21)
za ange ry kally efa niteny e!! :wink: fa tsy nino reo !!
33. rurik ( 07/03/2005 14:53)
izaho aloha nanandrana dia tena lasa malamalela é :lol:
34. cocorie ( 18/08/2005 13:34)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3605