Liste des messages

Liste des messages, inserés par ftma, par ordre de date
ftma ( 14/02/2012 09:21)
mofo baolina
Sao mba misy manana recette mofo baolina? misaotra mialoha ... suite
répondu par ftma le 28/02/2012 17:54
ftma ( 17/12/2008 19:33)
Tena antson'ny fo
Misy mpiray tanindrazana antsika manana olana ara-taratasy mba mila fanampiana amintsika @ alalan'ny pétition izay azonareo soniavina ato @ ity lien ity: http://www.educationsansfrontieres.org/?artic... suite
répondu par tolipy le 24/01/2009 23:07
ftma ( 13/04/2008 04:58)
Joyeux anniversaire ANARIM
Joyeux anniversaire anarim zoba tsy foiko mirary ny soa indrindra dia ho tratry ny zafiafy :wink: jtm :-* ... suite
répondu par ANARIM le 16/05/2008 13:57
ftma ( 27/03/2008 08:01)
Fianarana asa
mitady Fianarana manofana ankizy @ asa ( mpanamboatra fiara, mpadoko, mpanao trano, sns ) aty Dago aho raha sendra mahita ianareo,... suite
répondu par rata88 le 27/08/2015 06:48
ftma ( 20/03/2008 17:31)
avionbasprix
Raha sendra mitady billet mora ianareo @ ity site ity mora ny mitady ny saran-dalana mora indrindra, tsindriana fontsiny ny ville misy anareo dia hita ny lien rehetra ny toerana azo handehanana http... suite
répondu par tess le 21/03/2008 18:37
ftma ( 11/03/2008 12:12)
joyeux anniversaire methode
Na dia lasa lavitra aza njy aleo hametrahana hafatra eto ihany: joyeux anniversaire ary mirary ny soa indrindra, ho tanteraka daholo izay hirianjy :) de ho tratry ny ela indrindra. Tsy manantena gate... suite
répondu par mihanta le 18/03/2008 18:46
ftma ( 06/11/2007 11:09)
anniversaire serasera 24 novembre Paris
Efa lava ihany ny dinika ary fa averina eto: Ny anniversaire serasera izay hatao ny 24 novembre @ 21h ao @ Mon Tana 76/78 Avenue Henri Barbusse - Val de Pompadour - N6 94460 Valenton Programa: Buff... suite
répondu par reve le 24/11/2007 18:36
ftma ( 24/10/2007 11:43)
Fety Anniversaire Serasera aty France
araka ny tatitra azoko avy amin'ny namana ao Paris, dia hatao ny 24 novembre any Paris ny fetin'ny serasera, manomboka @ 9 ora alina, 16euros ny fidirana. Mba hahamora ny fandaminana dia mba hiangavi... suite
répondu par fijo le 13/11/2007 22:12
ftma ( 03/10/2007 09:50)
Jerry Marcos à Marseille
Any Marseille indray izany ny fotoan-tsika avy aty antsimo hijery an'i Jerry Marcos sy Mima e, @ 3 novembre 2007 izao http://www.sobika.com/v2/soirees/pub_soirees/2007/pub_jerry-marseille.html... suite
répondu par fijo le 12/10/2007 19:35
ftma ( 03/10/2007 07:46)
tsikera sary
Nisy namana mba nampiditra ny sariny tato omaly fa lasa natao sehatra fifamaliana ny tsikera tao dia nasoriny ilay sary, miala-tsiny indrindra @ io namana io. Raha misy lolo-po na zavatra tianareo a... suite
répondu par kallie le 13/10/2007 11:13
ftma ( 01/10/2007 10:44)
miverena hono njy fa malahelo ry polety isany
ho an'ilay namako izay : Tena malahelo daholo izahay fa miverena e aza ny vavan'ny sasany no henoana fa ireo namana tena namana malahelo anjy misy efa manimanina akoho mihitsy any ho any :-*:-*:-* d... suite
répondu par tywa68 le 02/11/2007 09:53
ftma ( 23/09/2007 07:53)
tianalove
Joyeux anniversaire akia njy tianalove :-* mirary ny tsara indrindra dia ho tratra antitra de ho ttop10 foana :) de ...:-*:-*:-* tsy hitako intsony izay lazaina fa mahatsiaro anjy akia ... suite
répondu par tianalove le 03/10/2007 07:01
ftma ( 19/09/2007 10:18)
andevo/andriana
Maninona kay ny olona mbola milaza hoe rehefa mainty dia andevo? ? mba ovay ihany ny toe-tsaina fa efa nilaozan'ny toetr'andro izany ... suite
répondu par miraymel le 26/11/2007 06:46
ftma ( 13/09/2007 18:59)
ambon_tsakafo
Asa nareo raha mba mamorona loaka rehefa misy ambony ao anaty frigo ao Nisy ambona to-fou (pate de soja) sy chou de chine ary anamalao tato amiko dia nedasiko ny to-fou sy ny tongolo, notetehiko ilay... suite
répondu par diamondra27 le 17/09/2007 15:56
ftma ( 01/09/2007 06:35)
joyeux anniversaire tywa68
Mirary ny soa sy ny tsara indrindra akia dia ho tratra antitra an, mbola hiara anety sambos eny foana na efa manjoko aza :wink: bisou be de be :-*... suite
répondu par lanto le 12/09/2007 05:47
ftma ( 17/08/2007 06:40)
fouhehy
Asa raha efa hitanareo ity fa tena fouhehy mijery azy :-D http://www.dailymotion.com/rawestern/video/x1hav6_fouhehyfa-iza-ary-aho_fun... suite
répondu par rebecca le 19/08/2007 20:11
ftma ( 14/08/2007 11:30)
toro-hevitra sakafo avy any Dago
Ho antsika izay mahazo vary, na voamaina (voanjobory, tsaramaso, sns) avy any Madagascar, raha anjanona ela ireny lasa misy bibikely, fa raha tianareo tehirizina dia ataovy ao anaty congelatera dia ts... suite
répondu par fahamarinana le 20/08/2007 09:41
ftma ( 31/07/2007 21:29)
manao veloma koa
Lasa tsy nanao veloma hono naman'ny tezitra, mbola miverina eo ihany rehefa ... misaotra ireo namana tsy fohy indrindra ireo mpanome biz'oroka vokatry ny fo :D:-*:-*... suite
répondu par sympa le 19/08/2007 19:30
ftma ( 29/07/2007 05:51)
Leo sakafo
Efa mba leo sakafo iray ve ianareo? izaho aloha izao dia tsy te hierika trondro intsony, isaky ny 2 andro trondro foana ka tena tofoka ... suite
répondu par boubounezy le 22/08/2007 23:42
ftma ( 21/07/2007 20:06)
"tena"
Niheno tantara t@ RVG aho androany dia sorena maheno ilay ragahy manao "tena" "vonoako eo tena" mbola te hahazo ve tena" asa nareo fa tsy tatin'ny sofiko io teny io.... suite
répondu par ravakamalala le 05/08/2007 11:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305