Leo sakafo

1. ftma ( 29/07/2007 05:51)
Efa mba leo sakafo iray ve ianareo? izaho aloha izao dia tsy te hierika trondro intsony, isaky ny 2 andro trondro foana ka tena tofoka
2. booboo ( 29/07/2007 10:13)
zà leo sakafon'akoho 8-)8-)8-). Tena mi-grevy mihitsy ny vavako vao tsisy hena 8-)

3. ikalamako ( 29/07/2007 12:24)
ny ahy aloha ny saosety no tena mbola tsy tafaveriko e. Tamin'ny andro krizy tamin'ny revolisiona sosialista, io no namenoana kibo ka na 20 taona aty aoriana aza mbola tsy te-hiherika aho, na lasary, na saosy, na ro...:x
4. Samoana ( 30/07/2007 10:05)
ftma/ Nataonjy be fahandro izay ka aiza no tsy leo:-D. Azo atao saosy moutarde, saaosy curry, andrahoina @ tongolo sy ana-madinika, endasina, atao lafaoro ary indrindra indrindra lafihina tongologasy sy henan-kisoa. Mmmmm!!....mba tsy hankaleo

booboo/ Noheveriko fa hoe leo akoho. hihihi. Saika fahotana beee!!!!!

Ikalamako/ Mba hiverenan-droky @ fankafizana saosety ( izay tsy hita ny maharatsy azy:wink:) de fantaro fa efa ho 2 euros ny iray @ izy ireny aty lavitra aty:-w
5. Rafotsy ( 30/07/2007 11:24)
Zah aloha dia tsy mba leo sakafo izany e ! Mba nieritreritra ihany aho , fa toa tiko daholo izay miroso eo !
6. ikalamako ( 30/07/2007 14:35)
samoana :

kay lafo vidy karaha zao raha ty an-dafy aty ! fa ny tsirony anga tsa niova kna :roll:
7. fasaly ( 30/07/2007 14:51)
ny ahy tsy de misy mankaleo ahy fa zà mi zapé kaly foana..........:}
8. sakaizakely ( 30/07/2007 15:34)
mitovy amin'i fasaly, tsy mety leo sakafo

afatsy ny caviar sy ny truffes angaha no mankaleo ahy :-D:-D:-D:-D:-D
9. fasaly ( 30/07/2007 16:07)
ny caviar mangitdy beuh!8-)
ny truffes mbola try nihinana fa kely ny portion nefa lafo velona:-D:-D:-D
10. cutie ( 30/07/2007 17:39)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 29-07-2007 07:51:51
Lohateny : Leo sakafo
Efa mba leo sakafo iray ve ianareo? izaho aloha izao dia tsy te hierika trondro intsony, isaky ny 2 andro trondro foana ka tena tofoka

ataovy trondro foana ny laoka refa any za :-D:wink:
11. ftma ( 30/07/2007 18:32)
Nataonjy be fahandro izay ka aiza no tsy leo
tsy nataoko be fahandro akia fa miveriberina an, isaky ny roa andro sole foana :wink: mafy ihany ity tsy mihinan-kena ity :lol:
cutie: efa hoe LEO za ko, rehefa invité za zao dia ataoko hoe "aza mahandro trondro" :-D
fasaly: inona le mizapé sakafo ?
booboo za koa nihevitra hoe leo akoho njy :-D,loza eo
12. cutie ( 30/07/2007 18:33)
cutie: efa hoe LEO za ko, rehefa invité za zao dia ataoko hoe "aza mahandro trondro"

ka aza mihinana trondro tsony alou mandra-pahatongako any :-D
13. petakorona ( 31/07/2007 15:03)
zao akia atao ry ftma a:
au four
à la poêle
rony
à la sauce
grillé

papillotte
pané

ampifandimbiaso ireo fa milay foana e

na atao tourte koa de asio fangarony @ herbe sns ze tiandry afangaro azy

bizz njy , refa tonga any koa za de arosoy trondro fa tiako be io , lany ambakin'ny taolany :oops::oops:

:-*:-*
14. Samoana ( 31/07/2007 15:18)
ftma:

...isaky ny roa andro sole ...


fa/ sole/ (la/si/do) natao hiaraka nareo fa aza leo izany:-D


15. fasaly ( 31/07/2007 15:29)
ftma: ilay mi zpaé kaly tsy mikaly :-P:-D
16. kelly13 ( 01/08/2007 08:46)
hon, tsy d tsara ono ny mi zappe sakafo satria aveo hono ny organisme njy mitady ze hamenoana ilay banga t@ le zappe teo d vao maika mampitombo beuuuuuuu
17. booboo ( 01/08/2007 11:51)
eka ouz, tena tsy tsara mihitsy fa tsy hoe tsy dia tsara fotsiny.
18. kelly13 ( 01/08/2007 12:02)
booboo>:-D mba tsy manakivy an'i fasaly mpizappe kaly nge za e, d zay le oe "tsy d" :°)
19. princesseN ( 01/08/2007 15:45)
ie efa leo sosety koa zà t@ taloha fa nareo ve mety mety leo vary?.....fa raha ovy alou na patte no foton-tsakafontsika de efa ela za no tsy nihinana intsony8-)8-)
20. fasaly ( 01/08/2007 16:02)
booboo, kelly: kou zà aza mi zappée kaly tsy de mihena firy kounou! indrindra fa hihinana zé hitan'ny maso eo:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.107