Leo sakafo

21. ikaretsaka ( 01/08/2007 16:41)
ny ahy ny vorona sy ny abats no tsy re voako loatra..
tsy haiko hoe ahoana....
fa tsy mety @ "secte" ko
ankoatran'izay, haniko aby na alika sy voay aza
22. fasaly ( 01/08/2007 17:20)
23. diamondra27 ( 01/08/2007 18:17)
Samoana:

ftma:

...isaky ny roa andro sole ...


fa/ sole/ (la/si/do) natao hiaraka nareo fa aza leo izany:-D




--------------------------

re fa mi do do sy we
fé do re la sol

24. ikaretsaka ( 02/08/2007 02:06)
fasaly> kozy izany e!
25. fasaly ( 02/08/2007 14:01)
ika: itako toi no en forme be knou! 1,85m moa izy teo de 90kgs:wink::-D:-D:-D:-D
26. Samoana ( 02/08/2007 15:41)
diam's/ la sol do re ma tsi ro be:wink:
27. karinah ( 02/08/2007 16:09)
ny mora mankaleo amiko ny épinard!:°):-D:-D

sy ny voanjobory sns...ny katsaka tsy ao anatiny ah!:miam:
28. ikaretsaka ( 02/08/2007 18:31)
fasaly:

ika: itako toi no en forme be knou! 1,85m moa izy teo de 90kgs:wink::-D:-D:-D:-D


zany ny mahatonga ahy masiaka ohatran'ny alika de manaikitra ohatran'ny voay hono..
fa tsy bandy manidina ohatran'ny vorona fa mandinika ohatran'ny omby ihany na izany aza
29. karinah ( 02/08/2007 18:42)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
30. fasaly ( 02/08/2007 19:01)
ikaretsaka:

fasaly:

ika: itako toi no en forme be knou! 1,85m moa izy teo de 90kgs:wink::-D:-D:-D:-D


zany ny mahatonga ahy masiaka ohatran'ny alika de manaikitra ohatran'ny voay hono..
fa tsy bandy manidina ohatran'ny vorona fa mandinika ohatran'ny omby ihany na izany aza

dray dray dray intérésà be zany an!:-D


31. niryna ( 03/08/2007 05:26)
ftma:

Efa mba leo sakafo iray ve ianareo? izaho aloha izao dia tsy te hierika trondro intsony, isaky ny 2 andro trondro foana ka tena tofoka

Izaho tia zavoka be ary nony tonga tany dago aho nomen'ny havanay iray harona,nataoko daholo na salade na ho anina amin'ny siramamy ,tsy te-hierika intsony aho raha tsy roa volana taty aoriana:D

32. mamzelkely ( 03/08/2007 07:18)
za leo voanjobory sy henakisoa, tsaramaso sy henakiso refa henakisoa ee leo za 8-):^):^):-D:-D
33. diamondra27 ( 03/08/2007 08:03)
mamz: tondé lasa adv tampoka njy zany na silamo
34. sechat ( 03/08/2007 09:08)
ikaretsaka> :-D
35. mignone ( 03/08/2007 18:26)
haricots verts sy poissons pannés , tany am cantine taloha fa tsy te ierika tsonyyyyy !
36. Anjoanina ( 03/08/2007 19:14)
ftma> tandremo anie fa fahasoavana anie ny mahita sakafo e! Leo fahasoavana ve izany ianao? Ezaho fotsiny ny manovaova ny sakafo hohanina dia tsy ho mora leo.

Betsaka ny olona na dia sakafo iray aza tsy hitany ao anatin'ny iray andro.
37. mangabe ( 03/08/2007 19:24)
ftma:

Efa mba leo sakafo iray ve ianareo? izaho aloha izao dia tsy te hierika trondro intsony, isaky ny 2 andro trondro foana ka tena tofoka



Ny ahy kosa dia ireny batonnet de surimi :?ireny ...T@ voa tonga mamko dia iny ny proteines mba mora (miaraka @ ny akoho..) dia nofenona t@ surimi ny kibo....Hatramin'izao (5 toana tato aorina) dia mbola leo foana e!:-o:-o:-o
38. booboo ( 03/08/2007 19:25)
Anjoanina > rehefa tsy mahazo mihinana raha hafa ankoatra an'iny ve ohatra tsy ho leo kosa rehefa ela ny ela klé ? ohatra vary sosoa tsisy laoka mandritra ny 3 volana ...koay lé :^)
39. vale ( 03/08/2007 20:05)
Anjoanina:

ftma> tandremo anie fa fahasoavana anie ny mahita sakafo e! Leo fahasoavana ve izany ianao? Ezaho fotsiny ny manovaova ny sakafo hohanina dia tsy ho mora leo.

Betsaka ny olona na dia sakafo iray aza tsy hitany ao anatin'ny iray andro.
leo ihany kosa e, zvt natoraly be izany.


40. princesseN ( 04/08/2007 10:07)
Anjoanina>mba mety leo ihany kosa e!normal nge zany e!fa tsy oe leo mihinana akory zay no ratsy sy ny manary sakafo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3418