Leo sakafo
41. dadie
(
04/08/2007 13:01)
tsy nataoko be fahandro akia fa miveriberina an, isaky ny roa andro sole foana mafy ihany ity tsy mihinan-kena ity
copine anga tdy minakena? ,za dray alo tsy d tia trondro fa ny sakafo mankaleo ahy d ny sakafo miverina oanina ny ariva ,satria ra tsy lany d lasa zao dray lol....:-*
42. tywa68
(
04/08/2007 15:40)
mangabe:
Ny ahy kosa dia ireny batonnet de surimi :?ireny ...T@ voa tonga mamko dia iny ny proteines mba mora (miaraka @ ny akoho..) dia nofenona t@ surimi ny kibo....Hatramin'izao (5 toana tato aorina) dia mbola leo foana e!:-o:-o:-o
surimi ? tena mankaleo be marina ; ary noheveriko fa leo manga koa !! :-D:-D
45. ftma
(
16/08/2007 18:08)
ftma> tandremo anie fa fahasoavana anie ny mahita sakafo e! Leo fahasoavana ve izany ianao? Ezaho fotsiny ny manovaova ny sakafo hohanina dia tsy ho mora leo.anjoanina tsy hoe leo fa be sakafo hoanina anie ilay izy fa leo fa hoanina matetika e, fatatro fa misy tsy mihinana any hoany ka na leo aza aho tsy manary sakafo izany :)
Betsaka ny olona na dia sakafo iray aza tsy hitany ao anatin'ny iray andro.
dadie: mihinan-kena za fa ilay ... no tsy minana e, dia manaraka azy mihinana trondro.
46. boubounezy
(
22/08/2007 23:42)
ftma za zao nôna t inana henakisoa ritra d aona ny ataoko @zany?:-P:-D