Fety Anniversaire Serasera aty France

1. ftma ( 24/10/2007 11:43)
araka ny tatitra azoko avy amin'ny namana ao Paris, dia hatao ny 24 novembre any Paris ny fetin'ny serasera, manomboka @ 9 ora alina, 16euros ny fidirana.
Mba hahamora ny fandaminana dia mba hiangaviana isika namana izay handeha hilaza mialoha.afaka manoratra aty amiko ianareo na milaza eto

novalian'i fijo ny 13/11/2007 22:12
2. ftma ( 24/10/2007 11:48)
Ny adresy anaovana ny fety:
Mon Tana 76/78 Avenue Henri Barbusse - Val de Pompadour - N6 94460 Valenton
Afaka miantso an'i maina koa izay hisoratra anarana 0698544745
Tongava maro :wink:
3. booboo ( 24/10/2007 12:39)
Tafiditra anatin'ilay 16 euros ve ny motika ? sa inona lay 16 euros ?

4. sipagasy ( 24/10/2007 12:47)
booboo ann ny ao mon tana akia dia tafiditra anatin'ny 16€ ny motika (buffet à volonté) fa ny rano no mila manampy ann.

tongava maro e!

izaho anisan'ny ho avy ann + olona 4.

:-*(l):-*b daholo e!!!
5. booboo ( 24/10/2007 12:50)
à volonté ? hu hu hu

Zà kounkou isan'ny ho avy : 2 zahay.

Any ndray zany mifanabe maso sy kibo aby :D:D
6. ftma ( 24/10/2007 12:50)
booboo tafiditra ao ka
Mila jerentsika ny momba ny champagne sy ny gateau, arakaraky ny isan'ny olona avy eo manao commande

7. infinity ( 24/10/2007 13:00)
Fanampin'ny fanazavan'i Ftma

Programa: Buffet + alim-pandihizana iarahana @ orchestre ao an-toerana + ambiance discotheque (DJ)

PAF : 16 € tafiditra ao ny buffet, fa ny boissons no mividy ao!

Ps: marihina etoana fa ny restaurant Mon Tana @io fotoana io dia tsy natao en exclusivité ho an'ny NAMANA SERASERA fotsiny fa misokatra ho an'ny rehetra. Hisy kosa ny latabatra hatokana ho an'ireo NAMANA izay misoratra anarana.

Raha mila fanazavana na koa misy soso-kevitra dia antsoy ireto:
MAINA: 06 98 54 47 45
INFINITY: 06 28 53 09 89

Manantena ny fahatongavantsika maro!

Misaotra tompoko!:D:D
8. ftma ( 24/10/2007 13:11)
booboo tonga dia manao exerice njy @ fanabeazana maso e
Misaotra infinity @ fanampim-panazavana e
tongava maro fa hafinaritra io e
9. diamondra27 ( 24/10/2007 13:12)
:(:( raha tsy tonga fa de manaova fety sambatra doly zany. :miam::miam:o^oo^o:@:@(l):-*:-*
Mbola dinihina aloha io date io f'efa nisy pro koa.
Ataovy any @ liste d'attente any ihany fa @8nov any za vao mety mahazo valiny e!



10. Darlin ( 24/10/2007 13:29)
hihihi dia manaova fety milay koa ziany anreo any Parisy e! Dia aza hadino fotsiny ny manome ny sary an!!!!

Bon ambiance dia fety be io ka dia ataovy zaiy mety e! hihihi 5 taona , zava-dehibe znay d irina ny hitohizan'ity foana, hifampiresahana sy hihaonan'ny namana rehetra na ny any na ny aty dago.

:-*:-*:-* daholo ny rehetra
11. ari.malala ( 24/10/2007 13:44)
miandry sary zay e! mety efa any ndray v ny deba amzany?:P [size=9px]za kou zany d zay fona le fanontaniana e[/size]:P
12. xxx ( 24/10/2007 14:02)
nisy fety zay d nisy ol nilaza hoe hanatitra an'ito kamera ito ftsn zà d iny nijanona tao!d tsy nandoa ny vidim-pidirana 20e!
13. sipagasy ( 24/10/2007 14:06)
xxx:

nisy fety zay d nisy ol nilaza hoe hanatitra an'ito kamera ito ftsn zà d iny nijanona tao!d tsy nandoa ny vidim-pidirana 20e!



izany ann taiza hono no nisy an'izany???
14. ftma ( 24/10/2007 14:09)
Darlin sy ari.malala tongava an'eritreritra e :)
xxx: atao mandoha fidirana daholo @ io na mpanatitra camera aza :wink:
15. tess ( 24/10/2007 18:03)
ho avy raha tsy hadino ny tiket ny tgv e!
tena hiezaka ho avy fa aleo amboarina ny pro zany e!
ho aiza aho no hatory aza e!:-D
16. ftma ( 24/10/2007 19:12)
tess nga misy matory izany fa mandra-parainan'ny andro :)
17. tess ( 24/10/2007 19:17)
ftma: ka zà kosa tsy haharitra mandraparain'i andro zany knou!
de ho vizana be ndray zà zany refa hody....:?
18. fijo ( 24/10/2007 19:19)
aza matory ry tess an
19. ikaretsaka ( 24/10/2007 19:22)
vitao lo ny adidy @ fijo ry tess a
20. tess ( 24/10/2007 19:22)
eny ndray ary kou.....!:?aleo eny am tgv no matory zany! tsy olana iny fa aleo atao masaka ny pro
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1488