Fety Anniversaire Serasera aty France

41. tess ( 25/10/2007 10:57)
mihanta: rehefa mba hande any dago ndry de mbô zà no hatao bagage zany...de i ari. no hatao bagage miverina:°)
42. xxx ( 25/10/2007 11:01)
tess:

mihanta: rehefa mba hande any dago ndry de mbô zà no hatao bagage zany...de i ari. no hatao bagage miverina:°)


hataovy miverina fa be vava ! toy ny vavan'... hoy ny olona!
43. xxx ( 25/10/2007 11:05)
diamondra27:

:(:( raha tsy tonga fa de manaova fety sambatra doly zany. :miam::miam:o^oo^o:@:@(l):-*:-*
Mbola dinihina aloha io date io f'efa nisy pro koa.
Ataovy any @ liste d'attente any ihany fa @8nov any za vao mety mahazo valiny e!






Ianao anie io tsy nandoha 20 euros io e!
Mba haloavy fa tsy lafo raha ho an'ny ankizy any dago dia aza haterina ilay camescope fa tsy ilain'ny olona ao @ mon tana io!
Hatsharo ity fananraraotana dia hanaovana zavatra hafa atsy ivelany toy ny fety sns...
44. tess ( 25/10/2007 11:11)
xxx:

tess:

mihanta: rehefa mba hande any dago ndry de mbô zà no hatao bagage zany...de i ari. no hatao bagage miverina:°)


hataovy miverina fa be vava ! toy ny vavan'... hoy ny olona!

:roll::roll::roll::roll:8O


45. tess ( 25/10/2007 11:13)
ftma: ao fa ataoko zé handehanako e! hay njy aza lavitra noho izaho no mody tsy mifezaka knou!:-D:-D:-D
46. diamondra27 ( 25/10/2007 11:40)
xxx:

diamondra27:

:(:( raha tsy tonga fa de manaova fety sambatra doly zany. :miam::miam:o^oo^o:@:@(l):-*:-*
Mbola dinihina aloha io date io f'efa nisy pro koa.
Ataovy any @ liste d'attente any ihany fa @8nov any za vao mety mahazo valiny e!






Ianao anie io tsy nandoha 20 euros io e!
Mba haloavy fa tsy lafo raha ho an'ny ankizy any dago dia aza haterina ilay camescope fa tsy ilain'ny olona ao @ mon tana io!
Hatsharo ity fananraraotana dia hanaovana zavatra hafa atsy ivelany toy ny fety sns...




________________________________

xxx: fetin'ny inona izany ry xxx?
mba fantanao ve ny fety gasy mba nandehanako hatr@izay?
voalohany aloha dia manao xxx ianao ary tsy fantako we iza?
hatr@ nahatongavako teto france dia tsy mba mamonjy fety ny tenako.
Ny resaka fety natrehako de invitation t@ anniversairen'i cathy t@ le fihaonana paris 2006 iny

Faharoa: soirée 1 nokarakarainay tany MAUREPAS, za no nivarotra billet
Fahatelo: soirée tany PALAISEAU nandalo fa tsy naharitra ary tsy naka andraikitra satria tsy d'ac t@io za
Fahaefatra: mBA te-hijery ny tany @ Passerelle fa na dia ny cousin-ko aza no mpiara-miasa tao dia mbola nadoa vola fa tsy niditra fotsiny.
Fahadimy: ataoko fa ny reception tany @ ambassade tsy idirambola fa sur invitation

ankoatran'izay de tsy haiko we fety gasy inona no nalehako fa mba lazao we fa mahaliana izany.

Dia mba atsaharo kely le fanendrikendrehana sy lainga azafady, jereo tsara aloha ny sariko fa sao de tsy za zany.


47. diamondra27 ( 25/10/2007 11:54)
adinoko: nisy concert nataon'i chorale faravohitra Tana Mcar taty Paris de nandoa vola koa za t@io fa tsy niditra fotsiny. Anontanio i cathy fa za sy izy no niaraka t@io.

xxx: raha misy tsy tantinao amiko dia manorata ahy any ambadika dia mifanazava fa tsy eto ianao no miditra xxx dia milaza zavatra tsy maripototra tahaka izao.
48. sasa ( 25/10/2007 12:33)
hatraty ka hatrary ve mbolami sy reglement de compte fona e! tssssssssss:roll::roll::(:(:(
49. ari.malala ( 25/10/2007 12:42)
xxx, vantano ny tinao tenenina fa aza menatra e, lohan'andevo no tinao tenenina? enao nga no nanadevo ana? enao no efa andevozin'ny sain-dratsinao ka aza manimba ambiansy aty mints. et puis va te faire brûller en enfer!!!!!:evil::evil::evil:
50. ari.malala ( 25/10/2007 13:12)
41. Mpandefa : xxx [ Valio ] 25-10-2007 13:01:53
Lohateny : Re : Fety Anniversaire Serasera aty France
Hoy i tess:

mihanta: rehefa mba hande any dago ndry de mbô zà no hatao bagage zany...de i ari. no hatao bagage miverina



hataovy miverina fa be vava ! toy ny vavan'... hoy ny olona!


za rangà miangavy ny admin, avoay tao io xxx manandevo olona io mba ho hitan'ny be sy ny maro a!
51. Samoana ( 25/10/2007 14:14)
Oay ! Tara train izaho izany fa hay misy resaka kalibe ato:-D Andraso hijerijery sao mba mbola misy TGV mihenoheno:wink:
52. diamondra27 ( 25/10/2007 14:40)
xxx:

diamondra27:

:(:( raha tsy tonga fa de manaova fety sambatra doly zany. :miam::miam:o^oo^o:@:@(l):-*:-*
Mbola dinihina aloha io date io f'efa nisy pro koa.
Ataovy any @ liste d'attente any ihany fa @8nov any za vao mety mahazo valiny e!






Ianao anie io tsy nandoha 20 euros io e!
Mba haloavy fa tsy lafo raha ho an'ny ankizy any dago dia aza haterina ilay camescope fa tsy ilain'ny olona ao @ mon tana io!
Hatsharo ity fananraraotana dia hanaovana zavatra hafa atsy ivelany toy ny fety sns...



____________________________________

xxx: fantako ianao fa le xxx tary @ vavolombelona rehefa nataoko ny fandinihina le resaka.

Ianao nivarotra billet t@io fetin'ny chorale io , olona 2 ianreo no teo fa ny tsy hainao dia mbola nisy olona 2 hafa nivarotra billet hafa ihany koa teo ankavianareo

Tsy hoe: rehefa tsy mividy billet aminao de tsy tsy namoaka vola zay!

Raha fantaratrao tsara de tsy misy olona tafiditra mihintsy tao na iza na iza rtaha tsy manana billet

za koa aza anisan'ny mpikarakara t@io chorale io fa mbola nandoa vola ihany ary izay no mail azoko.

Anontanio i cathy raha mbola tsy matoky ianao.

Ye za naka sary sy video t@io fa za nandoa vola.

de aoka mba tsy hifanendrikendrika kely


ny reglement de compte tsy atao eto sy tsy ampiasaina fahatany fa atao @ mahaizy azy.


Nahitsin'i lanto
53. diamondra27 ( 25/10/2007 14:47)
xxx:
tsy hoe: tsy hainao moa ny tiako lazaina fa fatatrao tsara fa we: nisy olona hafa 2 tery ankavianareo nivarotra billet.
fa rehefa tsy mifanaraka @ lohanareo ve le izy de we tsy nandoa vola ny olona e?


izay anie no nilazako anao fa hoem: MYTHO ianao e!
ary ny zavatra ataoko rehetra de manana porofo daholo ka tsy azonao kasihina aho fa raha zay fanaratsiana no ataonao amiko eto dia any ambadika
isika no miresaka.

Raha niteny anao t@ vavolombelona aho tsy fanallanmbaraka anao fa ny zavatra nataonao ianao ihany no nilaza voalohany t@ namanao fa tsy izaho no namoaka azy.



54. diamondra27 ( 25/10/2007 14:57)
mba manaova resaka marina fa tsy zao lainga zao foana no asesika e!

tss

raha tsy nanana porofo angamba t@io de asa fotsiny.

Izany no manambara fa tena tokony mbola dinihina ny toetranao.
Mirary fahasalamana tanteraka na dia izany ihany aza.
55. lanto ( 25/10/2007 15:05)
41. Mpandefa : xxx [ Valio ] (andry08) [ Ahitsio ] [ Fafao ] 25-10-2007 13:01:53
Lohateny : Re : Fety Anniversaire Serasera aty France
Hoy i tess:

mihanta: rehefa mba hande any dago ndry de mbô zà no hatao bagage zany...de i ari. no hatao bagage miverina



hataovy miverina fa be vava ! toy ny vavan'... hoy ny olona!
56. diamondra27 ( 25/10/2007 15:08)
Ity ilay mail nalefan'ny tompon'andraikitra tamiko t@io concert ny chorale faravohitra io

De: Send an Instant Message "mai amboara" Ajouter au carnet d'adressesAjouter au carnet d'adresses
Yahoo! DomainKeys a confirmé que ce message a été envoyé par yahoo.fr. En savoir plus
Objet: concerts.
À: Send an Instant Message mai07aparis@yahoo.fr
miarahaba antsika rehetra,
faly isika fa dia ho tafahoana soa amantsara amin'ny Amboarampeo, hihaino ireo sangan'asa ankafizintsika hatrizay...
Mampatsiahy antsika tsirairay fa tena manantena ny fanohanantsika ny Amboara, koa entano ny havana aman-tsakaiza sy ny olom-pantatra koa ho avy.
Ilazana isika izay manana andraikitra ny asabotsy sy (na) alahady. fa tokony handoa vidim-pidirana koa isika.
ny alahady hariva aorian'ny concert no fihaonan'ny amboara sy ny tranainy any amin'i Fanja.
Misaotra indrindra.
Bakoly sy Renée.

_______________________________

ka efa mandefa an'io ve ry zareo de fomba ahoana no tsy hi-participer-nao ry xxx a§
Mba ataovy marina wa ny alibi fa aza asiana rancoeur


(Miala tsiny fa tsy izaho ilay Bakoly eto fa olona hafa)


57. tess ( 25/10/2007 15:09)
hummmmmm! ary tratra iay andry08 io an!
nivoaka izany ny olo maizitsaina raika, ary marina ihany ny tenin 'i namana iray izay hoe haiko aky ilay manao xxx namely andry io fa i andry08 an!
njenestôôô! mba mitandrema ihany am namana ato rakizy ah looooooooz beuh!:roll:
58. diamondra27 ( 25/10/2007 15:13)
de ataoko fa samy mahay mamaky teny daholo angamba

Mampatsiahy antsika tsirairay fa tena manantena ny fanohanantsika ny Amboara, koa entano ny havana aman-tsakaiza sy ny olom-pantatra koa ho avy.
Ilazana isika izay manana andraikitra ny asabotsy sy (na) alahady. fa tokony handoa vidim-pidirana koa isika.

:b:b:b:b:b:b:b:b:b
59. tess ( 25/10/2007 15:18)
lanto:

41. Mpandefa : xxx [ Valio ] (andry08) [ Ahitsio ] [ Fafao ] 25-10-2007 13:01:53
Lohateny : Re : Fety Anniversaire Serasera aty France
Hoy i tess:

mihanta: rehefa mba hande any dago ndry de mbô zà no hatao bagage zany...de i ari. no hatao bagage miverina



hataovy miverina fa be vava ! toy ny vavan'... hoy ny olona!


:oops::oops::oops::oops:rehefa mitady hanompa ankizy manao xxx dia tsy maitsy hoe ho kobo ihany aloha e! mba fetsy am manarka waq! fa de nahoana loatra no ankamely ambadika reh ry andry08....ary tsy voalohany no nanao io fa ny namanao akaiky ihany no nilaza tamiko fa zà tsy nino hoe: enao ihany no xxx mamely ambadika ny namana manao xxx:-D misy raha la terre:{




60. diamondra27 ( 25/10/2007 15:20)
sao de za naka video anao aza no tsy tantinao amiko :-P:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1912