Fety Anniversaire Serasera aty France

81. mbaliana ( 25/10/2007 20:22)
tsy me????... nitelina ndray ny virja...:-D:-D
82. Valala ( 26/10/2007 05:52)
Ny fety ry reto resahana fa aoka izay an! :roll::roll::roll:
83. ari.malala ( 26/10/2007 05:56)
Misaotra an'i lanto aloha izany namoaka ilay izy e, tsy toetrako loatra le manao reglement de compte aty am forum sady efa nanoratako izy, fa gaga b za fa raha nijery ny momba ilay namana andry08 za d izao no hitako tao
Lava volo, tsotra,be resaka,manam-bady.Eto frantsa efa ho 10 taona.
Tsy tia mpialona sy fiatsaram-belatsy ary"faux-cul". Tsy mitady olon-tiana, tsy tia mpandainga.
de gaga za hoe inona zany le ataony ary in ny antony amelezany olona eto? tapitra iny parenthèse iny fa d mitohy ny fety e!
84. ari.malala ( 26/10/2007 06:00)
mihanta, d ts mampalaelo anjy v za tsisy tanana aky?:-D:-Dny tanak otsin ts avelanjiko entina any ko:-D:-D

ftma, refa ts tonga aty ky ny membre sasany d alefanareo poste a:-D:-Dnefa ndray sao d misy mangalatra any ny tanako na ny tongotro d aona zany:-D:-D:-D:-Dna iza aza no manana potion magik mampa kely e:-D:-Dts otran'ny an'i obelix fa mampakely ndray no tadiviko:-D:-D:-D:-D
85. Riffeur ( 26/10/2007 06:24)
mihanta> resapary atao fa tsy resapety lolllll!
sipagasy> ho any angaha nareo @ io?
86. lanto ( 26/10/2007 06:33)
Sao de mila halebiazina aza le montana :-w
87. mihanta ( 26/10/2007 06:41)
83. Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 26-10-2007 08:00:06
Lohateny : Re : Fety Anniversaire Serasera aty France
mihanta, d ts mampalaelo anjy v za tsisy tanana aky?ny tanak otsin ts avelanjiko entina any ko


aleo akia iny ampiriminjiko anaty paosy an amzay tsy pelipelika loatra .
84. Mpandefa : Riffeur [ Valio ] 26-10-2007 08:24:13
Lohateny : Re : Fety Anniversaire Serasera aty France
mihanta> resapary atao fa tsy resapety lolllll!
sipagasy> ho any angaha nareo @ io?


riff lol t hanondrana foto-pary avadika ranom-pary nga ialahy?
tongava ialahy d fa ho avy i S.....fa niantso ahy izy maly.

85. Mpandefa : lanto [ Valio ] 26-10-2007 08:33:09
Lohateny : Re : Fety Anniversaire Serasera aty France
Sao de mila halebiazina aza le montana



efa t haheno ny feo mangan'i lanto refa mihira.
88. mihanta ( 26/10/2007 06:46)
76. Mpandefa : fijo [ Valio ] 25-10-2007 21:41:43
Lohateny : Re : Fety Anniversaire Serasera aty France
hay ve mihanta efa ato e,tonga soa ndry e,


hitako anie ianao io ra fijo é.

naik ahoany aho fa tsy lasa fa toa lafo be le saran dalana


dieny zao d efa mandehana tongotra amzay tonga ara potoana.
89. ftma ( 26/10/2007 07:15)
Nareo koa toa manova resaka ko mba ataovy ilay fety @ izay fa tssss
iza avy no handeha e ?
90. ari.malala ( 26/10/2007 07:26)
mihanta, refa mba avelanjiko mande alou ny tanako d ts manin e lol fa hatram zao nge ts mbola nisy niteny hoe hitonja ana e:-D:-D:-D donky zany mijan iany v za:roll:?
91. Riffeur ( 26/10/2007 08:18)
mihanta> iza leity ity S.. fa tsy arako an? Sinon za @ zany date zany any dago, lolllll!
92. mignone ( 26/10/2007 08:44)
betsaka zany any dago zany aminio daty io :-D:-D
93. mihanta ( 26/10/2007 13:56)
89. Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 26-10-2007 09:26:50
Lohateny : Re : Fety Anniversaire Serasera aty France
mihanta, refa mba avelanjiko mande alou ny tanako d ts manin e lol fa hatram zao nge ts mbola nisy niteny hoe hitonja ana e donky zany mijan iany v za?



hijery valizy ngôdangôda klou za raha tafiditra ao njiko lol

90. Mpandefa : Riffeur [ Valio ] 26-10-2007 10:18:27
Lohateny : Re : Fety Anniversaire Serasera aty France
mihanta> iza leity ity S.. fa tsy arako an? Sinon za @ zany date zany any dago, lolllll!


i soeur zany,misangôjy njay lety lol

91. Mpandefa : mignone [ Valio ] 26-10-2007 10:44:02
Lohateny : Re : Fety Anniversaire Serasera aty France
betsaka zany any dago zany aminio daty io


iza daholo akia zany hande any zany hono?
aleo vita fety vao mande ka...
94. sipagasy ( 26/10/2007 15:33)
Riffeur:

mihanta> resapary atao fa tsy resapety lolllll!
sipagasy> ho any angaha nareo @ io?



mmhhh riffeur, hainao ihany fa raha vao namana.serasera na ilay ankiray iny dia tsy maintsy eo fona aho hihihih, alaina ve ianao e!? hihihih:-*
95. sipagasy ( 26/10/2007 15:36)
mihanta:

oupsss tena nipoaka ny champagne an.
toa lasa nisy tantara be tampoka teo zany ilay resaka nahafinaritra teo.
!seen ari.malala



. Mpandefa : sipagasy [ Valio ] 24-10-2007 14:47:29


izaho anisan'ny ho avy ann + olona 4.

b daholo e!!!



hummm L4 v akia zany zolie sipagasy?
aza adino mivily maka ahy an



hihihi mihanta L4 mmhh antsoiko araika tsy mety hitako iny fa tsy taitss injiko hihihi
ggrrrr, mihanta nefa injy tssssss, samboriko eny an'habakabaka izany hihihi
:-*;-)(l):-*

96. diamondra27 ( 26/10/2007 17:00)
mihanta: hummm hay njy ho avy @io , na de ny hifankahita aminjy fotsiny aza ngamba de aleo hanao ze mety ahatongavana any e!
sinon mampamangy ny rehetra any e!:-*:-*
97. fijo ( 26/10/2007 20:21)
mihanta an,mangatsiaka be any fa aza hadinony fanakonana tenda sao tratran'ny hatsiaka ao an.:-D:-D:-D:-D haindry le izy e
98. mihanta ( 26/10/2007 21:38)
hihihi mihanta L4 mmhh antsoiko araika tsy mety hitako iny fa tsy taitss injiko hihihi
ggrrrr, mihanta nefa injy tssssss, samboriko eny an'habakabaka izany hihihi



aleo antsoiko beladone aza lol hihi.
sipagasy aleoko ihany fiaramikodia kan

95. Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 26-10-2007 19:00:16
Lohateny : Re : Fety Anniversaire Serasera aty France
mihanta: hummm hay njy ho avy @io , na de ny hifankahita aminjy fotsiny aza ngamba de aleo hanao ze mety ahatongavana any e!
sinon mampamangy ny rehetra any e!


diamondra d any zany ny fotoana an,dia mbola lava b klou le volo sa efa notapahina?tena efa aman taonany no tsy nahitako andry akia ko.

96. Mpandefa : fijo [ Valio ] 26-10-2007 22:21:48
Lohateny : Re : Fety Anniversaire Serasera aty France
mihanta an,mangatsiaka be any fa aza hadinony fanakonana tenda sao tratran'ny hatsiaka ao an. haindry le izy e


lol za alerzika na hatsiaka d tsy maintsy saromako ny tendako lol,nitsipalotra taiza njay aza zany maso b an fijo zany hihihihihi.

89. Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 26-10-2007 09:26:50
Lohateny : Re : Fety Anniversaire Serasera aty France
mihanta, refa mba avelanjiko mande alou ny tanako d ts manin e lol fa hatram zao nge ts mbola nisy niteny hoe hitonja ana e donky zany mijan iany v za?



aoklou hahita valizy ngôda b d entina daholo zay t hande.fa refa mandalo autoroute d mety ariako ny valizy an(vazivazy re zany an),ny sandriko somary kely ihany ka mety tsy hahazaka manko

mitady hangatsiaka b mintsy fa aleo klou hibonoka sy haka fehin tenda:D !gun fijo
99. fijo ( 27/10/2007 04:28)
mihanta,ie takony tsara fa manahy aho sao hangatsiaka ao ny namako.

bozy aza miandry fotsiny fa mba raiso amin'ity ny rano e.
100. infinity ( 28/10/2007 16:59)

Efa misimisy ihany izay niantso izay hoy ilay namana izay! Eka ouz!!

Raikitr'io an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4557