"tena"
1. ftma
(
21/07/2007 20:06)
Niheno tantara t@ RVG aho androany dia sorena maheno ilay ragahy manao "tena" "vonoako eo tena" mbola te hahazo ve tena" asa nareo fa tsy tatin'ny sofiko io teny io.
novalian'i ravakamalala ny 05/08/2007 11:15
4. ravakamalala
(
21/07/2007 20:27)
mankarary sofina marina aloha ny maheno an io refa tena atao ndrindrangilo be eo foana, fa indraindray io ampiasaina isangisangiana sy ampisehoana koa hoe tsy mifampihafahafa ntsony fa tena mpi akama e!
fa ny lhl manao an io marina aloha tena tsy laitra e!
fa ny lhl manao an io marina aloha tena tsy laitra e!
5. xxx
(
21/07/2007 20:45)
ny olona entiers rehetra no miteny an'io!
Izaho entier ka raha tsy tantinao dia anisan'ny espèce misy eto an-tany io!
Izaho entier ka raha tsy tantinao dia anisan'ny espèce misy eto an-tany io!
6. ftma
(
21/07/2007 20:57)
tsy azoko izay lazain'i xxx tsy tena = vatana anie fa ilay fomba fitany ohatra hoe "avy tena aty"
ravakamalala: raha isangisangiana aloha mety ho lefitra ihany fa ilay hamingavingana no masosotra
ravakamalala: raha isangisangiana aloha mety ho lefitra ihany fa ilay hamingavingana no masosotra
7. xxx
(
21/07/2007 21:15)
ka ny olona kanosa no tsy sahy miteny an'io e! Fa ny olona sahy @ fiainana dia milaza izy fa "tena" izao na izazo e! Sady vatana io no tena ao an-tsainy e!
Rehefa izay dia izay no tiany tenenina ary izy!
TENA izy!
Rehefa izay dia izay no tiany tenenina ary izy!
TENA izy!
8. ravakamalala
(
21/07/2007 21:21)
xxx> sao dia tsy azonao ary izy izany! ilay manao hoe "tena" fa tsy hoe "ianao" na "indry", na "ialahy",...
ohatra : ndana tena mandeha any :wink:
ohatra : ndana tena mandeha any :wink:
9. fasaly
(
21/07/2007 21:33)
kelly13:
:°):°) refa zay samy mpirahavavy lé mifanala nefa mpanao an'io
kelly: izany aza izy hoe mifanàla netre pirahavavy fa lay miady no tena brrrrrrr:{:{:{:{
10. boubounezy
(
21/07/2007 21:52)
tantara ngé zany raoull é! nareo marina dé tena tsy tsy mahay manavaka ny tena izy sy ny tsy izy fa inn kou ary ty? bizzz:-*
11. cutie
(
21/07/2007 21:55)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 21-07-2007 22:06:00
Lohateny : "tena"
Niheno tantara t@ RVG aho androany dia sorena maheno ilay ragahy manao "tena" "vonoako eo tena" mbola te hahazo ve tena" asa nareo fa tsy tatin'ny sofiko io teny io.
ka tsy novonoina akia ny radio :-D
12. ftma
(
22/07/2007 05:45)
tantara ngé zany raoull é! nareo marina dé tena tsy tsy mahay manavaka ny tena izy sy ny tsy izy fa inn kou ary tyboubounezy: misy @ fiainana andavan'andro izany fa tsy hoe tantara fotsiny, amiko aloha tsy fananjana ny fanaovana "tena" olona iray ie
cutie: novonoiko ilay radio ka :wink: sady nisy dj nandreraba tao avy eo :-D
13. lapino
(
22/07/2007 08:39)
ravakamalala:oay koa ireto itena isany e :b:b:-D:-D
fa ny lhl manao an io marina aloha tena tsy laitra e!
14. tywa68
(
22/07/2007 08:59)
ftma : ilay Tena @ tantara kosa anie arakarak'ilay fizotran'ilay tantara no hisiany fa tsy hoe zany foana no fiteny ao e !
Mbola vao "tena" aza no mivoaka fa tsy teny hafa :-D:-*
Mbola vao "tena" aza no mivoaka fa tsy teny hafa :-D:-*
16. ftma
(
22/07/2007 13:36)
tywa68: ka vao nanomboka ilay tantara dia "tena" "matiko tena" dia nahalasa eritreritra:wink:
zambolida isaky ny asabotsy @ 19h ora aty France http://radiovazogasy.com/
lapino: ataovy eo fa ny vavy indray no hanao "tena" :-D
zambolida isaky ny asabotsy @ 19h ora aty France http://radiovazogasy.com/
lapino: ataovy eo fa ny vavy indray no hanao "tena" :-D
18. Samoana
(
22/07/2007 18:54)
Ika/ Ilay tenatenaina tsy zakan'ny vatankoriko loatra fa ôtran'ny manevateva izany . Ilay mananonanona olona tsy dia sahy manontany anarana no mpampiasa azy fa tsy masiaka fiteny akory. Sa ahoana hozy i anona:D ?
19. cutie
(
22/07/2007 18:59)
cutie: novonoiko ilay radio ka sady nisy dj nandreraba tao avy eo
aza manao an'io wa fa lasa tsy tiako eo tsony :-D:-D:-D:-D
20. ftma
(
22/07/2007 20:49)
cutie :-*
" i anona" aloha mbola azoazo ihany noho "tena" e
" i anona" aloha mbola azoazo ihany noho "tena" e
Ilay tenatenaina tsy zakan'ny vatankoriko loatra:-D tsy zakan'ny saina hoe :wink: vatankorona nga mahazaka izany :-D
