Liste des messages

Liste des messages, inserés par ravakamalala, par ordre de date
ravakamalala ( 23/06/2011 19:31)
Mahaliana
Ity zareo misy rohy tena mahafinaritra sady azo podcaster-na hohenoina eny andalana. Mihainoa finaritra http://www.delamoureneclats.fr/spip/spip.php?rubrique31... suite
répondu par Miharena le 24/06/2011 03:16
ravakamalala ( 13/09/2009 10:14)
fangataham bavaka
mba mangataka anareo namana mba hivavaka manokana ho anilay namako izay nandao antsika alina tamin ny faha 30 taonany, namela vady sy zanaka vao 4 taona . Handry ampiadanana anie izy izay ! ... suite
répondu par rhina le 25/09/2009 06:19
ravakamalala ( 21/08/2009 20:34)
Fiderana an Andriamanitra
Misy fomba maro azo entina midera an Andriamanitra, ohatra hoe ny mihira izao, dia rehefa mihira dia mifangaro ao ilay fitiavanao mihira, sy maheno ny hatsaran ny feo sy ny hakanton ilay mozika, dia t... suite
répondu par ni81 le 24/08/2009 19:26
ravakamalala ( 20/08/2009 14:32)
fanomezana taova
voararan ny fivavahana ve ny fanomezana taova , na mbola velona na rehefa maty? ... suite
répondu par ikaretsaka le 01/09/2009 15:40
ravakamalala ( 10/02/2009 18:32)
andrywui a!
manokafa indray lohahevitra vaovao hoe mpamono olona, devoly demonia, nandatsa-drà, mpamono olona, soa ny serasera fa mbola demokrasia e! ... suite
répondu par andrywui le 11/02/2009 09:20
ravakamalala ( 10/02/2009 16:59)
rehefa tsisy kil!
Andry Rajoelina a été victime d’une attaque des mercenaires sur la route digue dans la nuit du dimanche 9 février dernier selon les révélations qu’il a faites sur la Place 13 mai. Son cortèg... suite
répondu par Oay le 11/02/2009 06:58
ravakamalala ( 09/02/2009 15:53)
topazo maso
[b]MADAGASCAR • Deux dirigeants sans scrupules[/b] Le 7 février, le bras de fer entre le président Marc Ravalomanana et son principal opposant, Andry Rajoelina, a tourné au bain de sang Ã... suite
répondu par Andribe le 09/02/2009 21:43
ravakamalala ( 04/02/2009 22:30)
ny fahafahana amin'ny maha -kristiana
Inona no atao hoe fahafahana amin'ny maha kristianina? Olona afaka ianao rehefa afaka manao izay tianao hatao, rehefa malalaka eo anatrehany safidy ?!? noho ny maha kristianina ny olona iray ane... suite
répondu par marindra le 06/02/2009 22:24
ravakamalala ( 04/03/2008 13:47)
oooay zany oooaay!!
http://www.sobika.com/v2/interview/2006/spear-o-mic.php [b]hatsaran izay zava boaharin Andriamanitra re izao[/b] !!!!!... suite
répondu par yonikafopl le 04/03/2008 22:14
ravakamalala ( 15/02/2008 21:33)
NY fijaliana eo amin ny fianana kristiana
Raha zohiana ny tantaran ny ankamaroan ny olomasina dia maro ireo nijaly tamin ny fiainany teto an tany. Ary nisy olomasina iray izay aza tena nangataka tamin Andriamanitra mihitsy hoe ampijalio ah... suite
répondu par ikaretsaka le 23/02/2008 01:04
ravakamalala ( 01/08/2007 16:15)
vahona
Misy mivarotra aty frantsa hono ny "jus amer de l'aloé vera", lé ranon ny vahona ilay mangidy be iny izany. sao mba misy mahafantatra kay ianareo hoe aiza no mety ahitako an 'io? (efa nanontany fara... suite
répondu par Nickovy le 24/09/2007 07:24
ravakamalala ( 22/06/2007 19:11)
gratin dauphinois
ahoana kay ny fanaovanareo aan io gratin io? mba nanandrana aho androany fa be rano be mahatsiravina avy eo, nefa efa nataoko 30mn à 180°... suite
répondu par hantakely le 05/09/2007 18:31
ravakamalala ( 13/06/2007 07:43)
farasisa
Inona marina no tena antsoina hoe "farasisa"? Inona no dikany amin ny teny frantsay? Toa efa henoko mantsy ilay hoe farasisa na toaka ohatra : dia hoe voa io aretina io ny zaza raha toa ka mpiso... suite
répondu par Witcher4 le 08/08/2023 18:07
ravakamalala ( 09/05/2007 16:22)
toro hevitra
salama daholo! saika mba haka toro hevitra re fa tena fanina e! nijerijery tao am aterineto ihany aho fa tsy nisy nahafa po! hividy an ireny "four combiné" na multifonction ireny aho, tena betska... suite
répondu par mangabe le 25/06/2007 19:05
ravakamalala ( 19/04/2007 22:21)
izany ve?
miala tsiny hery fa amin ny teny frantsay a! [b]"Dieu permet le mal pour un grand bien"[/b] io angamba no eritreretiko hoe valin ilay fanontanian ny olombelona manao hoe : "raha tena nisy izao Andri... suite
répondu par niryna le 26/04/2007 18:00
ravakamalala ( 19/04/2007 22:17)
tsy azoko!!!!!!!!!!
tsy haiko tsara na efa nandeha teto ity resaka ity na tsia (tsy tadidiko tsara.. ) fa tsy maninona fa averiko ihany! rehefa mitranga ny toe javatra toy izao : olondroa mifankatia , tsy nieritreritr... suite
répondu par ravakamalala le 26/04/2007 13:10
ravakamalala ( 19/04/2007 22:13)
tambavy
tena mandaitra ve ny tambavy? iza no mahafantatra ireo karazana tambavy sy ny vokany amin ny fahasalamana d ahoana no fampiasa azy ? ... (fanontaniana re izao!!!!...) ohatra izao misy an ilay hoe ... suite
répondu par Fiffi le 25/04/2007 11:32
ravakamalala ( 13/03/2007 14:50)
dinika vaovao
maninona kay raha asiana dinika vaovao mikasika ny reny ato? reny sy ny zazakely izany e! mifampizara traikefa am fitaizana zazakely sy ny vohoka ohatra, manontany torohevitra! sa ve mety tsisy kil? ... suite
répondu par sipagasy le 13/03/2007 17:00
ravakamalala ( 30/01/2007 09:26)
zava maneno malagasy
afaka mba manome ve, izay mahalala, ireo anaran ny zava maneno malagasy, ireny fampiasa amin ny vako drazana ireny? misaotra... suite
répondu par kitjo le 09/02/2007 17:28
ravakamalala ( 25/09/2006 12:55)
fianarana mitendry
Ahoana ny hevitrareo momba ny fianarana mitendry zava maneno amin ny alalan ny cd rom sy boky. Fomba mahomby ve raha ohatra ka tena arahina finiavana sy fahazotoana mazava ho azy! Misy efa nanao iz... suite
répondu par bilakarenjy le 22/11/2006 18:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0733