zava maneno malagasy
1. ravakamalala
(
30/01/2007 09:26)
afaka mba manome ve, izay mahalala, ireo anaran ny zava maneno malagasy, ireny fampiasa amin ny vako drazana ireny?
misaotra
2. lapino
(
30/01/2007 09:55)
sali ravakamalala
amponga, langoroana, korintsana, kabĂ´sy, sodina, valiha, lokanga(?), jejy voatavo, farara(?), ...
(?): toa tsy tena malagasy ny lokanga sy farara
3. booboo
(
30/01/2007 11:14)
4. kitjo
(
09/02/2007 17:28)
jejo voatavo koa angamba fa tsy jejy
aponga tapaka?
angorodao..hihihi
in tokoa moa?
ny avy any @ sisin0tany no tena manankarena amin' io
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.5633