Fiderana an Andriamanitra

1. ravakamalala ( 21/08/2009 20:34)
Misy fomba maro azo entina midera an Andriamanitra, ohatra hoe ny mihira izao, dia rehefa mihira dia mifangaro ao ilay fitiavanao mihira, sy maheno ny hatsaran ny feo sy ny hakanton ilay mozika, dia tena mahafinaritra ny mihira midera an Andriamanitra.

Fa ny tiako resahina eto dia ilay midera an' Andriamanitra amin ny vavaka, tena "adoration" izany no atao fa tsy hoe hivavaka hanao tora-po hitantara problema, sy hangataka vahaolana amin ny olam-piainana.

Amin ny catholique zao ohatra mantsy dia misy an ilay atao hoe "adoration eucharistique", ao amin ny basilique sacré coeur izao ohatra dia tena andro aman alina, 24h/24 , misy olona foana mifandimby manao an 'io mandritra ny fotoana ela be eo, exposé-na eo ny vatan i kristy dia mi- adorer azy ny olona.

mba te ho tody amin izay fahaizana midera fotsiny an Andriamanitra izay aho fa hitako hoe mbola lavitra ezaka, tsy hiako na misy "tetik'ady" manokana ahatongavana amin' izy ity na mety hoe rehefa mivoatra "spirituellement " ianao dia mandeha ho azy eo ihany io.
novalian'i ni81 ny 24/08/2009 19:26
2. Ratoa ( 21/08/2009 22:19)
Rehefa vonona ianao dia tonga ho azy izy, tsy ilaina ezahana
3. cutie ( 22/08/2009 00:36)
in ny dikan'zany we fiderana an'Atra??
4. niryna ( 22/08/2009 05:08)
cutie:

in ny dikan'zany we fiderana an'Atra??


Praising God no fahalalako izany .Manome voninahitra azy,misaotra azy noho ny asa mahagaga nataony antsika.manome hasina azy ary amin'ny fisaorana azy amin'ny alalan'ny hira,vavaka,fanampiana ny hafa ,fanaovana asan'Atra dia afaka mampiseho izany fiderana azy izany isika.
http://www.youtube.com/watch?v=KcCgIdt_D5c
Henoy anie ity hira ity e
Give thanks

Give thanks with a gratfull heart
Give thanks unto the Holy one
Give thanks because He is given
Jesus Christ his son

Give thanks with gratful heart
Give thanks to the Holy one
Give thanks because He is given
Jesus Christ his son

And now,let the weak say, I am strong
Let the poor say , I am rich
Because of what the Lord has done, for us

And now ,let the weak say ,I am strong
Let the poor say ,I am rich
Because of what the Lord has done ,for us

Give thanks .....

Give thanks with gratfull heart ......


5. tywa68 ( 22/08/2009 08:55)
ty koa fideràna :wink:
http://www.youtube.com/watch?v=WAZUVlzx2z8
6. sapele ( 22/08/2009 09:51)
efa hitany ny fanirinao te hidera!zavatra efa tsara izany,mino aho fa hanampy anao izy. :) ary tadidio fa reefa ao anatinao ilay hoe Fiderana de otrany feno fifaliana izany ianao,ary de ho hitan'ny olona eny aminao izany fiderana izany na@ fiteny na @ fiakanjo,@ fijery,@ asa,@ fitahiana,,,,etc.andramo anie! fa ho tsapanao ny fitiavany anao manokana.
7. rijadolly ( 22/08/2009 16:14)
FILIPIANA 4 : 6 "Aza manahy na inona na inona; fa aoka ny fivavahana sy ny fifonana mbamin'ny fisaorana no ho entinareo manambara ny fangatahanareo amin'Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra."
Ra ts madio tsika tsy ho tafaray amin'Andriamanitra.In ny chiffon ampiasaina hanadiovan-tena,HEBREO 9: 22 "Ary saiky diovina amin'ny ra avokoa ny zavatra rehetra araka ny lalàna; fa raha tsy misy ra alatsaka, dia tsy misy famelan-keloka."Mahatsapa isika fa voavela ny helotsika raha nanolotra an'izany isika ho diovin'Ilay Ràn' Zanakondrin'Andriamanitra.Mifandray ny tadin-dokanga,Tonga ho azy ireo lazain'namana rehetra ireo vokatry ny Fiderana AZY.
8. ravakamalala ( 23/08/2009 09:32)
( tsy dia kapoakako loatra ilay sanson évanzelika )

9. fahamarinana ( 23/08/2009 09:59)
:arrow:ravalamalala :ny ahy indray aza iny no tena tiako fatratra !Isan'ny nidirako chorale !Tsy haiko ny manazava azy fa rehefa mihira sy miheno hira Fiderana aho dia tena mahatsiaro hafa mihintsy .....( Misy milaza izay ao anaty Baiboly ao (tsa mahay mitsimpona fa raha misy mahita azy,zany moa niryna o ? :wink: dia petraho eto an !.....hoe !mivavaka firy fois plus moa ? sa diso aho ve ? )
Fa samy manana ni fomba entiny hanehoana AZYtokoa ,tsy misy ratsy tsy akory,sa ahoana ? (l)
10. ni81 ( 23/08/2009 10:32)
( tsy dia kapoakako loatra ilay sanson évanzelika )
zà kosa dia ny hira evanzelika aza no tena mora mandresy lahatra ahy indrindra matetika, araka ilay filantony sy figadony iny, ary indrindra moa ny tonony :)
Hoy ny salamo 92: Tsara ny hidera an'i Jehovah Sy ny hankalaza ny anaranao, ry Avo Indrindra ô, Ary hanambara ny famindram-ponao nony maraina Sy ny fahamarinanao nony alina, amin'ny valiha tory folo Sy amin'ny feon-dokanga.
Fa ampifalinao amin'ny nataonao aho Jehovah ô; Ny asan'ny tananao no hihobiako.

11. tywa68 ( 23/08/2009 11:10)
Fahamarinana sy ni81 : ilay "sans son" anie no tsy d voan'i Ravakamalala hono e :lol: :wink:

12. ni81 ( 23/08/2009 11:20)
Fahamarinana sy ni81 : ilay "sans son" anie no tsy d voan'i Ravakamalala hono e
azoko ka! hihi. Ka io aloha samy manana ny tiany e! :)
13. ni81 ( 23/08/2009 11:21)
"sans son"
:D :D ary tsy tonga saina aho teo...
14. fahamarinana ( 23/08/2009 11:27)
:arrow: hihihi !...kay moa ! :)
Ny ahy ry reto angamba ilay fitiavana hira no be loatra dia tahaka izay hatrany e! (l)
15. tywa68 ( 23/08/2009 11:38)
vive RVG hoa :-D :-D :wink:
16. fahamarinana ( 23/08/2009 11:42)
:arrow: :-D :-D :-D eny e! tsy hita ary kouh !eo indrindra zai o an ! :-P (l)
17. ni81 ( 23/08/2009 11:49)
:^)
18. ari.malala ( 24/08/2009 06:21)
Tsara ny mankalaza Anao ry Iaveh ry Avo indrindra
Sy midera ny anaranao sy mitory ny hatsaram-ponao
Ary ny tsy fivadihanao nony alina nony maraina
Amin'ny lokanga @ harpa sy ny valiha

hira katolika noforonin'i Bain Dezy :P miala tsiny fa ts haiko mints ny anarany ts mety tadidiko)
19. tywa68 ( 24/08/2009 09:06)
Feno fideràna anao izahay ry Tompo misaotra anao eeeeeeee :lol: sady asiana dihy mihitsy an :-D :-D
20. rzakarivola ( 24/08/2009 11:42)
Raha azoko tsara ilay dinika eto dia toy izao izany,
1- (QUOI ?) (cutie, niryna, ari.malala, ni81) Ny atao hoe midera an\' Andriamanitra dia ny maneho amin\'ny olon-drehetra, eo anatrehan\' Andriamanitra, ny fahatsapana Azy (hatsaram-poNy, tsy fivadihaNy, fitiavaNy, ny famindram-poNy sy ny fahamarinaNy, ny fampifaliaNy @ nataoNy...) ... Misy exemple pratique nomen\'i niryna hoe \"nampahery ny malemy\", \"nampanankarena ny mahantra\", ...

2- (COMMENT ?) (ravakamalala, niryna, ari.malala, sapele, tywa68) Ny fomba afaka iderana an\' Andriamanitra dia maro, fa santionany vitsivitsy ireto : mihira, mivavaka, manao asan\' Andriamanitra, manampy ny hafa, fitendrena zava-maneno, fiteny, fiakanjo, fijery, asa, fitahiana, vidéo,

3- (POURQUOI ?) Ity no fahazoako ny fanontanian\'i ravakamalala. Manam-paniriana izy, saingy ny réalité ny fiainana no ahitany fa tsy vitany ilay midera an\' Andriamanitra tsy an-kiato. Dia izao no famintinako ny navalin\'i Ratoa sy Rijadolly :
a- tsy ezaky ny tena akory ny fiderana, fa vokatry ny fahatsapan\'ny tena ny fanatrehan\' Andriamanitra sy ny asany. Noho izany,
b- rehefa tsapan\'ny fo iretsy voatanisa teo @ 1-, dia mivoaka ho azy @ireo voatanisa 2-.
c- Ny antony tsy ahatsapan\'ny olona feno izany zavatra izany dia ny fahotana, izay efitra mampisaraka ny olona amin\' Andriamanitra. Koa noho izany,
d- Ny hahafahana midera an\' Andriamanitra tsy an-kiato sy @ fo manontolo, dia ny fanadiovana ny lotom-pahotana rehetra, dia @ ràn\'i KRISTY izay nalatsaka.
Izany angamba no mahatonga ny voasoratra ao @ Apokalypsa hoe \"C\'est pourquoi ils se tiennent devant le trône de Dieu et lui rendent un culte nuit et jour dans son Temple.\"

Inoako, tahaka ny voasoratr\'i sapele fa Andriamanitra hitondra anao @ fahamarinana, Jesoa Kristy no fahamarinana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0624