vahona
1. ravakamalala
(
01/08/2007 16:15)
Misy mivarotra aty frantsa hono ny "jus amer de l'aloé vera", lé ranon ny vahona ilay mangidy be iny izany. sao mba misy mahafantatra kay ianareo hoe aiza no mety ahitako an 'io? (efa nanontany faramasia betsaka ho fa tsisy manana)
:wink:
:wink:
novalian'i Nickovy ny 24/09/2007 07:24
4. ravakamalala
(
01/08/2007 17:36)
m'ci fiffi!
([size=10px]mampmé fa tam za nanoratra an io mssg io d tany am ndry mits ny saiko, hoe fiffi zao no hamaly voalohany eto! :-*[/size])
([size=10px]mampmé fa tam za nanoratra an io mssg io d tany am ndry mits ny saiko, hoe fiffi zao no hamaly voalohany eto! :-*[/size])
7. niryna
(
05/08/2007 23:50)
Azona atao koa ny mividy ilay raviny be iny fa iny ny ahy no fividiko.
Ilay madity ao anatiny no alaina atao ao anaty kopy,tandremo fa tsy hohanina ilay maitso be aty ivelany fa mangidy sady mety mandoa ianao.
Tapahina kely sahabo ho 3-5cm eo dia alaiana ny ao anatiny(fotsy madity),potserina amin'ny sotro ary raha tsy tia mihinana azy amin'izao dia ataovy ao anaty rano misy tantely kely na ataovy ao anaty robot dia asio Jus kely sy rano.
8. ikaretsaka
(
07/08/2007 04:33)
ilay maintso be ny totoina dia adangaro @ toaka (tequilla) dia asiana voasary makirana sy siramamy kely...
tsara.. mahalala onony fotsiny
tsara.. mahalala onony fotsiny
10. ikaretsaka
(
07/08/2007 19:37)
ka izay..misy manampoka azy @ whisky, misy tequilla (ny mexicains) misy koa @ toaka gasy aza (ny Bara)
12. ravakamalala
(
08/08/2007 11:42)
fiffi> mbola tsy ni kômandy aho fa nametraka fanontaniana tao am lé site fotsiny , mbola tsy namaly zareo hatram zao!
efa nanandrana an io vahona raviny io aho, d esorina ilay ranony ao anatiny, fa toa tsy mangidy akory ilay izy e! sao mampihena ny heriny! tsy haiko loatra!
efa nanandrana an io vahona raviny io aho, d esorina ilay ranony ao anatiny, fa toa tsy mangidy akory ilay izy e! sao mampihena ny heriny! tsy haiko loatra!
13. Fiffi
(
08/08/2007 13:27)
zany ve akia ? nefa zah mahazo mail heu.....presque tous les jours am fanaovany pub :{:{
14. xxx
(
09/08/2007 15:20)
ravakamalala : jereo any amin'ny parapharmacie fa misy. Any amin'ny centre commercial dia anontanio fa misy an'io daholo ny parapharmacie, misy vita vazaha fa efficace ihany
15. ikaretsaka
(
12/08/2007 12:57)
ravakamalala:
efa nanandrana an io vahona raviny io aho, d esorina ilay ranony ao anatiny, fa toa tsy mangidy akory ilay izy e! sao mampihena ny heriny! tsy haiko loatra!
rehefa toaka dia mety aby na tsy wisky aza ka... fa whisky no tsara tsiro de...
ravaka> ahenao ny daozin'ny taoka sy ny maminy na petaho amin'izao.
dia rehefa maka koa dia tsy le ery akaikin'ny laingony no alaina fa le aty ambanimbany
16. Fiffi
(
12/08/2007 18:05)
Ika: ka hoe tsy maintsy afangaro am tantely sy taoka le izy hono....fa le sotrohina am-zao kosa angamba tsy lasa koh !
19. ikaretsaka
(
13/08/2007 00:48)
tsy maninona raha petahana amin'izao ko.. tsy mahafaty.. andramo anie e