"tena"
21. ikaretsaka
(
22/07/2007 20:56)
Samoana:
Ika/ Ilay tenatenaina tsy zakan'ny vatankoriko loatra fa ôtran'ny manevateva izany . Ilay mananonanona olona tsy dia sahy manontany anarana no mpampiasa azy fa tsy masiaka fiteny akory. Sa ahoana hozy i anona:D ?
ary raha valiana hoe
za angaha akanjo "blouse" no tenatenain'ianona?:-D
23. mamzelkely
(
23/07/2007 08:29)
za njay alou refa tena akaiky anah be le olona ts de olana amiko lôtra io ee fa ra olona ts fatatko no hafahafa beuu za :°):-D:-D
24. boubounezy
(
23/07/2007 11:19)
ftma zay alou misy miteny anio andavanandro, fa ra lé tantara fotsiny no neveriko noresainjy! fa tena mavesatra b alou ny miaino sy miteny anio TENA2 io e!
25. ftma
(
23/07/2007 12:31)
hereriko lahy "lapino" :-D
mamzelkely: ka na akaiky aza manahirana ihany ny "hitenatena" ko
boubounezy: rehefa zatra gamba ny sofina tsy maninona fa za aloha akia tsy tiako na tsy izaho aza no tenatenaina :wink:
mamzelkely: ka na akaiky aza manahirana ihany ny "hitenatena" ko
a angaha akanjo "blouse" no tenatenain'ianona?iny indray no tsy hitako ry ikaretsaka :-D:-D
boubounezy: rehefa zatra gamba ny sofina tsy maninona fa za aloha akia tsy tiako na tsy izaho aza no tenatenaina :wink:
26. niryna
(
24/07/2007 05:55)
ftma:
Niheno tantara t@ RVG aho androany dia sorena maheno ilay ragahy manao "tena" "vonoako eo tena" mbola te hahazo ve tena" asa nareo fa tsy tatin'ny sofiko io teny io.
Ny ahy koa mba tsy tiako ireny olona mampiseho ny heriny eo imason'ny olona ireny.Teo am-piandrasana bus aho dia nisy lehilahy nivazavaza efa ho 100m miala ahy izy kanefa dia hila ho toran'ny hatezerana mihitsy izy miresaka amin'ny teny sinoa ity zanany lahy fito taona any angamba.Rehefa tafiditra ny fiara izy dia itako ny vadiny fa tsy mba niteny mihitsy,tena nalahelo ny foko ary dia nivavaka an'ilay ramatoa aho.Mino aho fa tsy miasa ilay ramatoa na manaiky ho kitakitainy eo imason'ny olona.Nifampijery izahay ary dia nitomany izy,hila ho antoniko omeko fampaherezana na safoana kely ny lamosiny.Notantaraiko ny namako ilay izy dia ny tantarany nitovy an'izany koa no noteneniny sady nitomany izy.
Rehefa tsy manaja ny olona dia hita ho manambany tena mihitsy,izy mihevitra hoe izao no mandidy fa ny olona ety ivelany kosa mijery azy ho tsinotsinona;-)
27. ikaretsaka
(
24/07/2007 15:20)
fa ireny olona zatra mpanao tene tena ireny hono rehefa atao hoe ianao dia hafahafa be aminy koa! ohatra hoe zatra nifampitena taminy dia avy eo manao hoe ianao tampoka
Ohatran'izany koa ilay mpanao Ise ise ireny, vopetaka hoe Ialahy ..dia hafahafa aminy!
Ohatran'izany koa ilay mpanao Ise ise ireny, vopetaka hoe Ialahy ..dia hafahafa aminy!
28. ftma
(
25/07/2007 06:47)
ikaretsaka: ohatry ny fahazarana rehetra ihany io, sarotra ny manova azy, na ireo miteny ratsy aza rehefa zatra ohatry ny hafahafa raha tsy miteny
29. mamzelkely
(
25/07/2007 14:07)
ftma a tena za alou tena ts de mirarah lôtra refa olona mifandray tsara amiko fa ra olona ts d emifandray no ts tantiko eee :lol:
31. ftma
(
28/07/2007 10:12)
mamzelkely: raha "tena" hifanaovana misangisangy anie mety tsy maninona (fa na izany aza ...) fa ilay "tena" manevateva, manambany, fanaovana tsinotsinona indrindra raha ny mpivady, mba teny malefaka "malala" ampiasaina fa aiza ve dia "tena" :D
lapino: lol nga tsy vavy? :-D
lapino: lol nga tsy vavy? :-D
33. ftma
(
29/07/2007 05:47)
samy manao izay mahazatra azy marina, raha maheno "tena" foana aloha ao antrano dia lasa mifampitenatena e :-D
