Tena antson'ny fo

1. ftma ( 17/12/2008 19:33)
Misy mpiray tanindrazana antsika manana olana ara-taratasy mba mila fanampiana amintsika @ alalan'ny pétition izay azonareo soniavina ato @ ity lien ity: http://www.educationsansfrontieres.org/?article16837
Misy ny tantarany koa ao
Misaotra anareo mihaloha
Fa
novalian'i tolipy ny 24/01/2009 23:07
2. sitlo ( 19/12/2008 03:18)
Tsy fitiavana mpiray tanindrazana ve raha toa ka tsy manohana azy?

Inona no tsara, ny manohana ny iray tanindrazana manana ny tsy marina, sa manohana ny vazaha "manana ny marina"?

Ny tsy tiako dia ampidirina foana hoe misy zaza tsy manan-tsiny. Neihn heihn, miala tsiny aho ry ftma fa manana ny tanindrazatsika isika. Rehefa gadrain'ny vazaha izy dia aleo hody dia hanagadra ny vazaha mandika lalàna any amitsika koa.
3. heidi ( 19/12/2008 06:22)
ftma: ny ahy aloha efa vita e! :°) korazy hoe!
4. ikaretsaka ( 19/12/2008 06:37)
Marina fa mampalahelo izy fa za kosa anefa mitovy @ sitlo hoe rehefa nanao ny tsy mety sy tsy ara dalana kosa..tsy hoe satria izy gasy de....
Tsy mety @ konsiansiko le solidarite @ zavatra illegal
5. heidi ( 19/12/2008 06:45)
tsy hoe illégal tam fanaovana ratsy izy akory fa maro ny cas otrzany aty ! ka raha misy ny moyen mety hahatafajanona azy tsy hampisarahana azy am zaza dia sollidarité malagasy e! :°)
6. ikaretsaka ( 19/12/2008 06:53)
Tsipaipaika atao de ny frais an janany mody any madagasikara miaraka aminy atao ary e
7. heidi ( 19/12/2008 12:33)
ka ny vazaha aza nanao zay nety hampijanona ilay afirkanina dimy lahy tao am tf1 ndray mande iny kou! de tafajanona no reglés ny paps :°) kou gasy samy gasy ndray no miseo mifanafay eo! :°) raha gangs jiolamboto ndray izy dia ok! fa efa ma folo taona izy no taty de..... :°)
8. Ratoa ( 19/12/2008 14:35)
Ka vazaha anie ny zanany ê!
Dia manajo ny zanany hitazona azy eto Frantsa. Ary raha vazaha koa ny vadiny dia mahazo mijaona eto koa izy.
Raha izany dia tsy misy ny olana.
9. Lejoba ( 19/12/2008 16:03)
aza dia maika hanenjika eh. Sao heverinareo fa toy ny délinquants aza ny tsisy paps ka alefalefanareo mody fa satria hoe manala baraka ny Gasy. Isika Gasy tsy dia mba manana notion de solidarité loatra @ izay lafiny izay.
Izaho vao tany Dago fa tena tsy mirary an'iza n'iza niaina teto hody any mihitsy aho izao. Ny vidim=piainana mila hitovy @ eto, toa lafo aza. Ny karama nefa 1/20ème n'ny antsika eto. Betsaka anie ny Gasy tsy ara-dalàna miaina eto, omen'ny Fanjakana vazaha ttasy miadana eny ihany. Dia isika mpiray Tanindrazana iray rà aminy indray ve no handetika azy?
Diso izany @nareo ny Fiangonana manampy azy ireo? Secours Catholique, CIMADE an'ny ERF ...
Izay tsy nanota t@nareo marina no aoka hitora-bato azy voalohany. Izaho aloha tena nanao sonia t@ fo madio mihitsy eh.
Mahereza daholo
:-* :-* :-*
10. heidi ( 19/12/2008 16:25)
ka sendra mba manana paps milam dia mahita lazaina fa raha tojo hoatra azy ireny tsy ara-dalàna tsy hiteninteny foana izany :°)
11. ftma ( 19/12/2008 16:33)
sitlo:

Tsy fitiavana mpiray tanindrazana ve raha toa ka tsy manohana azy?

Inona no tsara, ny manohana ny iray tanindrazana manana ny tsy marina, sa manohana ny vazaha "manana ny marina"?

Ny tsy tiako dia ampidirina foana hoe misy zaza tsy manan-tsiny. Neihn heihn, miala tsiny aho ry ftma fa manana ny tanindrazatsika isika. Rehefa gadrain'ny vazaha izy dia aleo hody dia hanagadra ny vazaha mandika lalàna any amitsika koa.

sitlo: tsy voatery manohana ianao, raha fantatro fa olona nanao hadalana ireo tsy nadefa ity dinika ity aho, ary tsy hoe atao fitaovana hijanona ny zaza fa matoa ireo ray amandreniny mihezaka ny hijanonany eto France misy hantony,
Misaotra betsaraka ireo izay efa nanao sonia


12. heidi ( 19/12/2008 16:34)
Mazava waz! :-P
13. kotobekibo ( 19/12/2008 17:03)
Raha mananjanaka t@ ol vazaha d tsy azo roahina , raha sanatria voaroaka ihany d mbola mahazo mangataka ny hiverenana , satria RADn'ilay zaza vazaha .
Ao anatin'ny lalàna frantsay izany . Ny avocat no vendrana raha tsy mahay milaza ireo . :wink:
14. Mirananirina ( 19/12/2008 17:23)
Hono hoa,vazaha ve ilay vadiny sa gasy?
Raha vazaha dia manamafy ny tenin'iretsy ambony aho;manana droit hipetraka eto izy,asaivo mivady aradalana ry zareo(sa compagne)amiko ty vita mariazy sa tsy izany?
Raha gasy indray,ahoana no ataony nipetraka teto 10 taona?(raha tsy misy taratasy)
Manatona association mikarakara ireny,fa manampy be dia be.
Mahereza,ary aza mody any Dago izany fa mafy be ny fiainana any ry Eric
15. kotobekibo ( 19/12/2008 17:38)
Na tsy mivady aza fa manao reconnaissance an'ilay zaza i lery d mety .
16. sipagasy ( 19/12/2008 17:56)
ikaretsaka:

Marina fa mampalahelo izy fa za kosa anefa mitovy @ sitlo hoe rehefa nanao ny tsy mety sy tsy ara dalana kosa..tsy hoe satria izy gasy de....
Tsy mety @ konsiansiko le solidarite @ zavatra illegal



izahoa koa dia mitovy hevitra aminao kannnnn...... raha hayfa tsy hanana ttsy naninona no mbola nijanona??? hhmmmm izao maha be olana fotsiny!!!! asa anefa aloha e!!! samy manana ny hitondrany ny fiainana ny tsirairay koa dia mahereza mizaka izay nafafy izany moa e!!!!!!

tsy manao sonia aho.
17. heidi ( 19/12/2008 18:44)
kotobekibo:

Raha mananjanaka t@ ol vazaha d tsy azo roahina , raha sanatria voaroaka ihany d mbola mahazo mangataka ny hiverenana , satria RADn'ilay zaza vazaha .
Ao anatin'ny lalàna frantsay izany . Ny avocat no vendrana raha tsy mahay milaza ireo . :wink:

nahita fandaharana tam tv aho ... futur maman lay sipa frantsay... fa lay bandy voaroaka hody any maroc.... na dia hoe izy aza no nahabevohoka anlay sipa, dia nande tany maroc lay sipa hanao mariage ary hanao ny nécéssaire hono hiverenani'lay bandy any frantsa....


:-P Efa tsy dia mamely itsony io hoe miteraka am oul manana tts io fa toy izay daholo ny cas. DIA EFA FANTATRY ry zareo polisy
18. sipagasy ( 19/12/2008 18:59)
mmhh heidi, fandaharana 1 ihany izany hitantsika izany, efa tsy manan-ker intsony izany izao e!!!! aleo mody manaja tena aloha avy eo manao izay hiverenana indray!
19. heidi ( 19/12/2008 20:45)
aleo mody manaja tena aloha avy eo manao izay hiverenana indray!
ka ilay hoe ho tafaverina aloha mety tsy tafa intsony am zao ankasarotana amin'ny fahazoana visa mivoaka izao e! ka izay no mampiletika ny tsy manana paps aty ivelany sitrany ahay efa aty ihany. :?
20. xxx ( 19/12/2008 20:49)
ny vhv vahiny miteraka @ lhl frantsay no tsy azo roahina ka, ny lhl vahiny miteraka @ vhv frantsay azo roahina fa afaka tsy appliké-na le fandroahana!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5864