Tena antson'ny fo

21. Papoose ( 19/12/2008 22:21)
kotobekibo:

Na tsy mivady aza fa manao reconnaissance an'ilay zaza i lery d mety .


ary reconnaisseo @zay wa io zaza io!
:-P
22. heidi ( 19/12/2008 22:54)
xxx:

ny vhv vahiny miteraka @ lhl frantsay no tsy azo roahina ka, ny lhl vahiny miteraka @ vhv frantsay azo roahina fa afaka tsy appliké-na le fandroahana!

cas amzao ngamba izany fa taloha io mbola manankery, satria misy olona fantako akaiky mihintsy nataony izay hiterahana am lay sipa gasy manana tts dia tsy misy olana am paps izy izao sady afaka nijanona, anefa taloha mi klandy....


23. kotobekibo ( 19/12/2008 23:39)
Papoose:

kotobekibo:

Na tsy mivady aza fa manao reconnaissance an'ilay zaza i lery d mety .


ary reconnaisseo @zay wa io zaza io!
:-P


ka ilay zaza tsy mety tonga kouh! mbola bevohoka foana e!
:-D :-D :-D
24. 08051972 ( 20/12/2008 13:55)
Slt daôl e!Ôtrin'ny mba nanaitra kely anà ty tantara ty ! fa ono woa sao de mba nanao dega kosa izy no nahavoasav'azy ? Ny antony hanontaniako an'izay mantsy de @ maha présidente n' assocition M/sy ahy ? Aleo alo mantsy manadihady tsara vao mampy ol sao manfohy ny ho lava eo; ka ny hadalan'ny hafa no tsy haneken'ny prefecture ny regularisation n'ny hafa intsony ! Efa nisy mantsy taty aminay ny hoe ny Vazà 1 no nividy zaza tany Dago de ny Gasy manontolo no saika tsy nahatafiditra ny zanany taty Fr rà-tsinisy ny fifanampiana assoc maromaro ! Tena nisy io an!
Mba omeo fanazavana fanampiny rà mety! :{ :{
25. heidi ( 20/12/2008 14:15)
tsy voasazy anie izy fa voatazona ho expulséna e!
tsy hoe mi dega fa raha tsy manana paps ka ttratran'ny polisy dia alefa mody ny anarany, raha tsy mamely ny avocat alaina
26. 08051972 ( 20/12/2008 15:54)
heidi:

tsy voasazy anie izy fa voatazona ho expulséna e!
tsy hoe mi dega fa raha tsy manana paps ka ttratran'ny polisy dia alefa mody ny anarany, raha tsy mamely ny avocat alaina


F'angà efa el'izy no tsisy pprs ? ainsiko kely le teniko fa sô de tsy azonao hoe sô de nanao hadalàn'izy oh woe niady t@ ol na ko woe nitondra tômobil tsisy ttsy na...zay no matonga anà mangataka fanazavana! Tsy woe te handetika fa te-hanampy fa te hamonjy Gasy sahirana no tanjon'io assoc-ko io!
Courage!
27. Rafahafahana ( 24/12/2008 09:14)
Ratoa:

Ka vazaha anie ny zanany ê!
Dia manajo ny zanany hitazona azy eto Frantsa. Ary raha vazaha koa ny vadiny dia mahazo mijaona eto koa izy.
Raha izany dia tsy misy ny olana.


Modia rehefa tsy ara-dalana é
Any indray manohy ny fiainana :°) :-o
28. kotobekibo ( 25/12/2008 23:15)
Rafahafahana > Anao inn hody any ? hanabe isa ny tsy an'asa fotsiny v ? sady tsy misy RMI any an-tanana na somazy an.
Zoany ny mijanona fa tsy hoe tena tsy misy apoaka . :D
29. Mirananirina ( 26/12/2008 12:33)
Marina izany ry Koto,hanao inona any.Ny any aza te ho aty.
30. Koditra ( 26/12/2008 17:53)
Mirananirina - Koto : marina zany.
31. kotobekibo ( 26/12/2008 22:05)
Ny tena gravy d ny taina injay no lasa enta-mavesatra ho an'ny hafa . Tsy sur fa tonga d ahita asa manko . :?
32. Mirananirina ( 28/12/2008 11:47)
Tandremo mody any fa tsy misy atao any,rehefa avy eo dia hangataka aty"Handefaso vola izahay fa kikina" :roll:
33. tolipy ( 24/01/2009 23:07)
raha izaho ianao mody, erreur ny te hijanona mafy eto. tsy fidiny ny nahatafajanona aty. Any ianao mihinana légumes, fruits bio, tsy manenjika à gauche , à droite, mafana foana andro, bref miadana!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3405