Jerry Marcos à Marseille

1. ftma ( 03/10/2007 09:50)
Any Marseille indray izany ny fotoan-tsika avy aty antsimo hijery an'i Jerry Marcos sy Mima e, @ 3 novembre 2007 izao http://www.sobika.com/v2/soirees/pub_soirees/2007/pub_jerry-marseille.html
novalian'i fijo ny 12/10/2007 19:35
2. salmo1 ( 03/10/2007 11:06)
Mersi ftma, asa ndray zah ra tonga8)
;-)
3. cutie ( 03/10/2007 11:09)
ftma
aza adino ny sary :)
4. fijo ( 03/10/2007 20:23)
de tandremo indray ary ny ahavon'ny maso ry zareo an.le niveau ,le niveau tandremo tsara
5. tywa68 ( 04/10/2007 05:18)
:-D:-D
6. ftma ( 04/10/2007 08:22)
mora fatatra ihany ilay mason'i fijo mpandehadeha iny :-D
salmo1 tnadremo ela tsy tonga fa efa nahazo billet an
7. hasina2 ( 04/10/2007 08:38)
sali daholoé!!
aty @nay zany mifankahita ry ponina ao Nice jerry marcos sy mima vaut le deplacement, any tsika mifankahita:@
8. boubounezy ( 04/10/2007 09:06)
za alou irevy anala azy sy aka sary no andeanako any ka z faly faly z tsy faly mibotsina OK! fiainako zany fa z mba té aka manao d mampidéra zesta b wé nandé soirée.hihihihi! mesy ftma. ho itako any zany njy.
9. tywa68 ( 04/10/2007 10:21)
hasina2 : tsy irery kosa ianao any fa efa eo ry bbnzy sy ftma ! i fijo tsy hay raha ho tafavoaka :-D:-D Miandry sary zany zahay tsy afa-mandeha e.
10. ftma ( 04/10/2007 10:28)
tywa68 aza miala-bala eo njy an efa rendez-vous efa vita io :wink: racalme aza handeha :D
boubounezy hasina 2: any izany mifakahita raha hisy hifakahitana ao fa toa be olona foana
cutie: atao sary special ny anjy :-*
11. tywa68 ( 04/10/2007 10:34)
ftma : zah angaha miala bala fa tsy nahalala hoe efa nisy nanaiky rdv :-D:-D racalma handeha koa :lol:
12. Samoana ( 04/10/2007 13:10)
vikendy toussaint za tsy namanareo fa any toulon e. Mety misy tournoi du sud koa eto marseille @ io fa lazaiko eny ihany nareo sao liana:wink:
13. ftma ( 04/10/2007 13:50)
tywa68 mba mamorona za sao miova hevitra ilay akamako any hoe efa nanao rendez-vous t@ Fa de ho avy :wink:
samoana: mba anjanony aloha ilay pétanque fa handao hadihy e :D
14. boubounezy ( 04/10/2007 17:03)
ftma tywa68:-D:-D iza njay zao racalma nareo 2 zao e!!:-D:-D:-D
15. boubounezy ( 04/10/2007 17:13)
nareo avy sud tô misy soirée LALATINA kou @ le 20 ty nga izy zay fa mbola tsy niantso lé oull niconfirme tsara lé izy tô ny katôlika ny manao azy any bougainville na akaiky ao ny misy lé soirée!
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img412.imageshack.us/img412/8599/thumb537949988860962380fv4.gif[/IMG][/
tongava maro!!!
16. tywa68 ( 04/10/2007 17:49)
bbnzy : Association St Michel no manao an'io Lalatiana io fa tsy katolika (tsy mitovy :lol:)
17. ftma ( 04/10/2007 19:17)
toa tsy ho araka intsony indray izany fety izany ko
bouboubezy akama mahafinaritra na mbola tsy niditra serasera aza i racalma e
18. fijo ( 04/10/2007 19:51)
za moa tsy dia tia io marcosy io loatra ,fa mety hoavy ihany raha hoany ry calme.
19. aloalo ( 04/10/2007 20:37)
I JERRY MARCOSS sy i GRAND MAÎTRE TIANJAMA no @ io fa tsy i Mima.
Fa mampiseho klipy miaraka an'i Mima fotsiny ry zareo.
Découvrez le clip samy mafaoka avec Mima


20. ftma ( 05/10/2007 06:56)
misaotra an'i aloalo nanitsy ilay any Paris no miaraka @ Mima
fijo raha tsy mandeha izany racalma de tsy handeha njy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2116