avionbasprix

1. ftma ( 20/03/2008 17:31)
Raha sendra mitady billet mora ianareo @ ity site ity mora ny mitady ny saran-dalana mora indrindra, tsindriana fontsiny ny ville misy anareo dia hita ny lien rehetra ny toerana azo handehanana
http://www.avionbasprix.com
novalian'i tess ny 21/03/2008 18:37
2. tess ( 20/03/2008 17:40)
ftma: hummmm mci tam lien fa kelikely sisa aho de hanidina ho any aminjy any:wink::-*
3. Samoana ( 20/03/2008 17:51)
ftma/:cry:nitady fotsy mena maintso za fa tsy nahita hividianako mangahazo malaky ho anjiko
4. tess ( 20/03/2008 18:07)
:wink: sao de i ftma no hividy mangazo alohanao raha izany satria izy no nahita ity:wink::-D
5. ftma ( 20/03/2008 18:27)
samoana njy ko tsy mijery tsara
http://www.avionbasprix.com/pays-vols-low-cost/Madagascar.html
hataovy be de be ny mangahazo an efa niampy ny mpihinana :wink:
tess miandry anjy za e
6. ftma ( 20/03/2008 18:40)
azafady fa diso ny lien http://www.avionbasprix.com/pays-vols-low-cost/Madagascar.html
7. tess ( 20/03/2008 18:50)
ftma::wink: ekena
8. fahamarinana ( 20/03/2008 19:03)
:arrow:Merci nizara ftma a:-*(l)
9. Angie ( 20/03/2008 21:04)
tena mahaliana tokoa enga anie ka ho hampiasina hamangiana an'i Ftma tsy ho ela.

kiss njy
10. ftma ( 21/03/2008 07:44)
Ho be mpamangy aho izany :wink:
11. tess ( 21/03/2008 16:25)
:-D:-D:-D zà alou refa any am été any mitsy vao hamangy andry e!:wink::^)
12. booboo ( 21/03/2008 16:59)
ftma > eka ouz ! na dia haka voasarimakirana fotsiny aza no hamangiana tsy ho ela an'i Fa moa ô ? :°). :-*
13. ftma ( 21/03/2008 18:30)
booboo: efa teneniko tsy hisy haka intsony ny voasarimakirana fa efa anareo ka :wink:
tess: efa hainjy miandry anjy aty fa ataovy aloha ny famandrian-toerana.

Izay avy any Dago ka mba manana hevitra momba ny carnet de voyage mba handefaso azafady ilay contact @ io site io @ izay mba manao pub ny tanintsika :wink:
14. tess ( 21/03/2008 18:37)
hummmmmm! aza matahotra fa miandry andry aloha de refa tonga ny été de itantsika eo ny daty
:wink:

fa angaha njy hanao tour de madà no mila carnet de voyage:wink::-D
tongava soa azany e!:-P:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4753