Liste des messages
Liste des messages, inserés par tess, par ordre de date
tess
(
24/10/2009 08:32)
sary aseho sy tsy aseho
Hery! ilay fifidianana sary aseho sy tsy aseho koa mbola tsy niverina toy ny taloha, ohatra hoe ilay sary vaovao nampidiriko anio ihany no tiana aseho fa ny sary sisa taloha votokana ho an'ny namana m...
suite
répondu par tess le 25/10/2009 08:14
tess
(
28/09/2009 21:13)
Mmay sy masira
Fa maninona ny ankabeazan'ny lehilahy no tsy dia tia zava-mamy kanefa ny vehivavy indray kosa mifanohitra amin'izany....misy ifandraisany am vatana sa?;;;; :roll: ...
suite
répondu par Mirananirina le 05/10/2009 13:15
tess
(
10/07/2008 19:23)
Izany hono de we?????.....
Hono ho aho ???? MISy namana iray izay niteny fa ny tongotra miady lohalika na x na koa bingo hono dia azo ahitsy na dia efa lehibe aza....misy sipa efa lehibe izay X be ny tongony de nahitsy hono ..p...
suite
répondu par kalasnou le 20/07/2008 22:31
tess
(
06/06/2008 18:35)
Misara-trano
Manja ihany aloha ilay hoe misara-trano e!
i namana serasera sy i dinika forum no tiko lazaina satria mbola misara-trano foana ireo izao, mety tsy avotra tsony ve ny menage????? :)
fa ny ilazàko a...
suite
répondu par tess le 14/06/2008 08:35
tess
(
21/03/2008 15:53)
fako
fa naninona no nalefa any amin'ny fako ilay dinika n'i razamble miresadresaka ny RNS sy ny toetrandro????? nalefany tao amin'ny fiavavahana sy finoana kay??????? hitako eto mantsy fa izaho no nanorat...
suite
répondu par tess le 24/03/2008 17:10
tess
(
06/03/2008 21:21)
KAMBO-TENDA
Hono ho aho????? ny kambo-tenda ve misy hamantarana azy???ohatra hoe marary manaintaina be ny ati-tenda , rehefa mitelindrora, dia maheno zavtr lavalava any am lanilanitenda any rehefa manelindrora??...
suite
répondu par kalasnou le 16/04/2008 11:40
tess
(
03/03/2008 18:46)
mitaingina soratra
Manao ahoana indtray!
ary tena lasa mitaingina soratra be ho aho ilay sary olona kely e! de tsy voavaky ny soratra misy sary kely ndraindray sa izaho irery indray no mahita an'ireny???? misaotra tom...
suite
répondu par tess le 04/03/2008 16:37
tess
(
21/02/2008 14:28)
maisatra be
hono ho aho??,fa maninon no maisatra be vao mahasokatra an'i serasera na rehefa manokatra forum , manokatra dinika , manokatra sary, manokatra hafatra....sa ny ahy irery no maisatra:roll:
misaotra to...
suite
répondu par badboy le 22/02/2008 23:47
tess
(
10/02/2008 18:28)
maloiloy, te handoha, beurkkkkk....!
Sao mba misy olona hoatra ahy ...
tsy ahoan-tsy ahoana eo dia maloiloy te handoha ho azy.....tsy hay hoe inona no mankaloiloy.....tonga tampoka izany ilay izy....
raha misy olona efa tratran'io mate...
suite
répondu par bida le 14/04/2008 19:01
tess
(
25/11/2007 23:19)
blogy (anniversaire serasera 24-11-07
Ity aza ilay blogy mirakitra tahiritsary sovenira e!
tsy ankanonona ps kôm d'ab an!
dia izay manana sary dia afaka ampidirina ao fa omena fotsiny ny mots de passe....Ireo ihany no sary taty amiko, ...
suite
répondu par fijo le 30/11/2007 20:28
tess
(
08/06/2007 14:51)
Lessiveuse
Raha nimenomenona ity rangahy iray manoloana ny vadiny...:
- tena mila manao regime mihintsy enao fa tsy lasa ah!
Miha mahazo taona enao dia lasa ngezabe fa mila manao regime mihintsy...
jere...
suite
répondu par cbd le 14/06/2007 10:08
tess
(
26/05/2007 07:23)
amalona
Manao ahoana daholo!
mba afaka manome recettes na amalona ve ianareo na nahandro gasy io na nahandro fazaha...
misaotra mialoha! misy amalona mora be mantsy ao amin'ny magazay ao dia hararaotiko ny ...
suite
répondu par booboo le 26/06/2007 10:11
tess
(
25/05/2007 21:33)
amalona
Manao ahoana daholo!
mba afaka manome recettes na amalona ve ianareo na nahandro gasy io na nahandro fazaha...
misaotra mialoha! misy amalona mora be mantsy ao amin'ny magazay ao dia hararaotiko ny ...
suite
répondu par Belami le 26/04/2008 18:21
