sary aseho sy tsy aseho

1. tess ( 24/10/2009 08:32)
Hery! ilay fifidianana sary aseho sy tsy aseho koa mbola tsy niverina toy ny taloha, ohatra hoe ilay sary vaovao nampidiriko anio ihany no tiana aseho fa ny sary sisa taloha votokana ho an'ny namana manokana,
Ny tranga amin'izao dia na ilay sary rehetra tsy miseho fa voatokana ho an'ny namana manokana eny na mampiditra sary vavao aza dia lasa miaraka tsy hita ao daholo
na indray miseho daholo indray ilay sary notehrizina miaraka amin'ialy sary vaovao.....
ny tiako lazaina hoe taloha afaka cochéna izay sary tsy tiana aseho.
Nanandrana aho fa na izy miaraka miseho daholo na izy miafina daholo na mampiditra sary vaovao aza.
novalian'i tess ny 25/10/2009 08:14
2. xxx ( 24/10/2009 09:37)
rehefa miresaka sary dia miresaka commentaire ka ahoana ny fomba atao mba hanalana ny commentaire tsy tiana aseho
3. sylvain ( 24/10/2009 13:51)
ie marina zany lé sarinay sy tess zao tsy hitako ao tsony! :-D :-D :-D
4. tess ( 24/10/2009 14:24)
sylvain: alaiko namanamanokana toi demahita azy ka! :wink:
5. hery ( 24/10/2009 18:45)
Amin'izao rehefa mampiditra sary dia azonao ampidirina anaty tahirintsary. Ny tahirintsary no an'ny namana manokana na tsia.

Raha ohatra izany ianao manana namana manokana dia rehefa mampiditra sary dia misy hoe Tahirintsary dia fidio ao ilay hoe Ho an'ny namana manokana.

http://namana.serasera.org/fanoroana/fampidirana-sary
6. hery ( 24/10/2009 18:47)
Ho an'i tess manokana. Mila manokatra tahirintsary anakiray ho an'ny rehetra na ho an'ny mpikambana ihany ianao. Mandehana eo amin'ilay hoe Hanokatra tahiritnsary. Dia avy eo ampidirina ao izay sary tsy ho an'ny namana manokana.

Izay tsy manana tahirintsary misokatra ho an'ny rehetra dia afaka manokatra tahirintsary vaovao.
7. tess ( 25/10/2009 08:14)
Misaotra hery ah! dia ho andramana indray izany alou , vaovao be daholo ilay izy ka mbola badraodra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0903