amalona

1. tess ( 25/05/2007 21:33)
Manao ahoana daholo!
mba afaka manome recettes na amalona ve ianareo na nahandro gasy io na nahandro fazaha...
misaotra mialoha! misy amalona mora be mantsy ao amin'ny magazay ao dia hararaotiko ny fividinanana azy anefa ny mahandro azy tsy haiko loatra....
novalian'i Belami ny 26/04/2008 18:21
2. ainaheri ( 26/05/2007 08:32)
Mba ampio hono ry zareo i tess ihinana ny amalony an!!:lol:
3. rafangotsohana ( 21/08/2007 13:19)
Salut e!

Tsotra ny fahandro amalona ka! Izaho aloha tsy cuisinier fa mba mahay kely iany ny tenanay e!
Izao àry :
Refa azonao ny amalona, dia votsory @ ny rano somary mahamay fa misy dintiny mantsy ireny ka miteraka fofona mahalany. Rehefa vita izay dia asio talatalana @ bararata ny vodivilany satria mora miraikitra ny amalona. Avadiho ny amalona ka ny ao anatiny no atao ety ivelany, izany hoe esorina ny tsinainy, dia izy notatahana iny no avadikaa hivoaka aty ivelany indray ny ao anatiny, ary fatorana @ tady.
Raha tinao hatsirotsiro kokoa dia asio lemin-kisoa ao ambaniny, dia asiana tongolo gasy sy cotmyl koa. Dia avelao somary hiraikidraikitra fa tsy mifankahita ianareo mianakavy refa mihinana avy eo, sady na ilay bararata kely aza lasa mahazo tsirony koa. Izay fa mazotoa homana e!!
4. Belami ( 26/04/2008 18:21)
tess : tsy efa leo amalona zany zao ? :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3848