Liste des messages

Liste des messages, inserés par Belami, par ordre de date
Belami ( 30/10/2009 21:31)
KOH LANTA
Rahoviana aza no mba hisy malagasy hahazo ny final @ Koh Lanta ! Ny mahatonga ahy hieritreritra izany dia satria manana faharetana be ny malagasy, na dia @ ny fahasahiranana andavan andro sy ny crise... suite
répondu par Belami le 07/11/2009 19:33
Belami ( 15/05/2009 10:45)
lasa nangina
lasa somary nangina ny sehatra hafa ato @ serasera fa ao @ politika ao no tena misy teratsemboka mihitsy :-D :-D :-D ... suite
répondu par xxx le 25/05/2009 12:06
Belami ( 08/05/2009 19:28)
Bonanif diamondra27
:-* ... suite
répondu par bobone le 09/06/2010 06:44
Belami ( 30/01/2009 22:34)
Mompera Pédro
Amin'izao dia mandeha daholo ny tsikera rehetra toy ny hoe : 1) Tsy mitsinjo ny madinika Ra8 fa manao izay mampanakarena azy fotsiny, 2) Ampiasainy TGV ny vahoaka madinika hakana seza 3) Raha ny ... suite
répondu par Herimiafina le 01/02/2009 17:09
Belami ( 30/01/2009 11:23)
tena TGV sa train à vapeur ?
Raha ny fitranganjavatra nisy hatr@ izao (hetsika, korontana, ...) dia vitesse TGV ny zava-nitranga (tena ara-bakiteny), fa mipetraka ihany ny fanontanina hoe sao dia mivadika ho train à vapeur ny to... suite
répondu par aikon le 31/01/2009 08:27
Belami ( 26/01/2009 22:48)
RNM
Na inona korontana na inona hatramin'izay, io RNM ao Anosy io dia teo foana, fa dia "[b] inona loatra no nahazo ny Malagasy no dia nodorana ny Radio mbahoaka ohatran'io ?"[/b] Mba saino antsaina ng... suite
répondu par aikon le 31/01/2009 07:55
Belami ( 13/11/2008 00:11)
Arnaque sa tsia ???
Misy namana iray aty ivelany saika hiasa amina malagasy iray hanao manutention, dia nanizingizina ilay mpampiasa fa manao essai 2 jours ary raha tsy voaray aminilay asa dia tsy mandray ilay karamana 2... suite
répondu par kotobekibo le 17/11/2008 21:08
Belami ( 06/10/2008 22:54)
Haody ry Analamangako
Mba misy manana ny MP3 nio hira io ve ? "Haody ry Anlamangako" hira kalony fahiny ... suite
répondu par xxx le 15/10/2008 04:36
Belami ( 27/07/2008 20:31)
La beauté...
La beauté d'une femme est une valeur inestimable !!! :-w :-w :-w ... suite
répondu par fijo le 14/08/2008 20:32
Belami ( 13/07/2008 21:29)
Ao ambany sôsety
Mazoto mihaino http://gasykamanja.com/clip_gasy/clip_malgache-0-0-ok-ao_ambany_sosety-eshm-635-0-0.html#clip . :wink: :-D :-D =)) =)) ... suite
répondu par ainaheri le 20/07/2008 18:19
Belami ( 01/07/2008 08:29)
Le coeur d'une femme...
" Le coeur d'une femme est un océan de secret " marina ve zany ry zavavy isany ??? :wink: ... suite
répondu par jobamilay le 01/08/2008 01:16
Belami ( 30/06/2008 19:56)
Nopehako
Ny bandy entre bandy no mpiteny hoe " Nopehako le sipa" na hoe "Tratrako le sipa" ... Ny sipa koa ve mpiteny ohatrizany entre sipa ??? ... suite
répondu par ari.malala le 09/07/2008 08:46
Belami ( 23/06/2008 21:11)
Asaramanitra
Ho avy ny fetimpirenentsika, fotoana iray hifaliana sy fandinihana ny dingana vita sy izay mbola hatao eo @ sehatra nasionaly. Fa mino aho fa toy izany koa na eto @ sehatry ny serasera aza, fotoana... suite
répondu par jobamilay le 06/07/2008 00:18
Belami ( 17/06/2008 21:18)
Fiarahana virtoaly
Mety hivadika obsession ve ny fiarahana virtoaly :?: :?: :?: ... suite
répondu par xxx le 21/08/2008 11:57
Belami ( 12/06/2008 20:00)
laza adina
iza no mahazo le laza adina ? za tsy mahazo mihitsy !!... suite
répondu par Belami le 19/06/2008 23:21
Belami ( 10/06/2008 17:44)
Bozy mikopaka lamba
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: ... suite
répondu par Belami le 12/06/2008 22:20
Belami ( 05/06/2008 12:37)
Mots d'amour
Tiako ianao, Je t'aime, I love you, Ich liebe dich, ..... teny mitovy ny dikany fa ny lanjany samihafa arakarak ilay mpiteny azy. Raha malagasy no miteny hoe "Tiako ianao" mavesatra sy manandanja kok... suite
répondu par mangidy le 04/07/2008 13:16
Belami ( 03/06/2008 21:32)
Sarandalana makany Dago
Fotoana toy ny inona tsara no tena maha mora ny sarandalana makany Dago ao anatiny taona?... suite
répondu par Belami le 11/06/2008 17:34
Belami ( 22/05/2008 18:52)
Fanamboarana ny serasera
Nandritra ny fanamboarana ny serasera t@ atoandro izao marobe mihitsy ny teto :-w :-w :-w fotsiny... suite
répondu par cutie le 25/05/2008 14:58
Belami ( 16/05/2008 22:50)
ODOIE
Ozy ny sipa matetika :-D :-D ... suite
répondu par Belami le 11/06/2008 17:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.074