laza adina
1. Belami
(
12/06/2008 20:00)
iza no mahazo le laza adina ? za tsy mahazo mihitsy !!
novalian'i Belami ny 19/06/2008 23:21
6. Belami
(
12/06/2008 22:19)
Papoose:
le voalaza tary, efa voapotsoka !!! :-D
sarotra be zany laza aadina lazainao zany :-D :-D :-D
9. Belami
(
13/06/2008 09:15)
ari.malala:
azo averina v le laza adina fa taraiky ny mpanao fanadinana o:P
diamondra27 zao no andrasatsika fa izy kôpy tsara :-D
10. diamondra27
(
13/06/2008 14:47)
ka le izy ry belami tsy le redactrice fa olonkafa mitsy a!
de tohizo fa lasa za ndray no mi passer exam nefa za tokony ho jury
de tohizo fa lasa za ndray no mi passer exam nefa za tokony ho jury
12. Falyfona
(
13/06/2008 16:09)
hahahahha harako ndray ty laza adina ty kle hoavy tsy ho ela ny farany e tsy ratsy ity kestion laza adina ataonao ty ry BEl an
misy oul haka fanadinana amn io nga kle hihihihih
i Bel koa mahay mamorona atao foana an inona ndray ny manaraka we ?
misy oul haka fanadinana amn io nga kle hihihihih
i Bel koa mahay mamorona atao foana an inona ndray ny manaraka we ?
14. Belami
(
13/06/2008 20:55)
diamondra27:
ka le izy ry belami tsy le redactrice fa olonkafa mitsy a!
de tohizo fa lasa za ndray no mi passer exam nefa za tokony ho jury
jury an :-*
17. yonikafopl
(
15/06/2008 09:51)
Tena tsy hahazo diploma ihany no iafarako ty fa tsy azo tsy araka le laza adina eeeeeeeee
18. diamondra27
(
15/06/2008 15:37)
mbaliana nga misy an zany fa ataon ny bianco mivoka eo an
belami :-*
belami :-*
19. Belami
(
16/06/2008 08:36)
diamondra27:
mbaliana nga misy an zany fa ataon ny bianco mivoka eo an
belami :-*
fanga mila miera @ bianco koa ny :* ?
20. mbaliana
(
18/06/2008 14:59)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D reo fa nivoaka ny riso2 hihihihi diams sy belami