Mots d'amour

1. Belami ( 05/06/2008 12:37)
Tiako ianao, Je t'aime, I love you, Ich liebe dich, .....
teny mitovy ny dikany fa ny lanjany samihafa arakarak ilay mpiteny azy. Raha malagasy no miteny hoe "Tiako ianao" mavesatra sy manandanja kokoa noho izy miteny hoe "Je t'aime". Amiko io an! Ianareo no asa!!!
novalian'i mangidy ny 04/07/2008 13:16
2. sakaizakely ( 05/06/2008 12:38)
misy mahay manavesatra ny dikany na tsy miteny aza,
3. melody ( 05/06/2008 12:40)
miankina @ mahazatra ny sofina io amiko, izahay aty Trinidad @ Tobago izao zatra ilay teny anglisy hoe I love you, dia io no tena hitako misy lanja kokoa nohony hoe tiako enao... :wink:
4. Belami ( 05/06/2008 12:42)
melody : de tena mavesatra ve sa mila vesarana zavatra hafa ohatrany lazainy sakaizakely ? :wink:
5. sakaizakely ( 05/06/2008 12:49)
melody>
aty Zimbabwe ndray de Ngiyakuthanda no mahazatra sady mively amponga ry zareo de misambotra 7mbenana
mila ambenana pôlisy fona rehefa mivoka :-D :-D :-D
6. melody ( 05/06/2008 12:49)
io indray ry Belami dia miankina @ tsirairay avy a, tianao ho fantatra ny ahy?
drop me a line :-D :-D :-D
7. Belami ( 05/06/2008 12:56)
melody : ountssss :-D :-D :-D
8. sakaizakely ( 05/06/2008 12:57)
inn zany teny vaza be zany ry melody a ? drop me a line ve midika we zetem kou ? :-P
raha atao we drop me a broken heart ve de mety :-P
9. melody ( 05/06/2008 13:01)
sakaizakely:

raha atao we drop me a broken heart ve de mety :-P

:-D :-D :-D :-D mitsôka mandositra eo izy an!
10. diamondra27 ( 05/06/2008 13:02)
melody za ave akia mba je taime amin dry sa je haine hiii :-D :-D :-D

fa le mot zany mikonty bokou am le fitiavana ve e

de aona reny bande mpiteny jtm tsy misy farany reny zany?
lanjalanjao le izy e
na gasy io na vazah na sinoa de miankina am le teny fihetsika ny je theme

misy we theme te hahazo sex monja
misy theme passion
de theme aventure de coup de foudre sns e
11. diamondra27 ( 05/06/2008 13:05)
ty zao misy 1

si tu peux avoir un peu d 'amour ne le rejette pas car ca fait toujours du bien quelqu un qui dit "je t'aime"


miala tsiny fa tsy misy c vazah ny clavier hii
12. melody ( 05/06/2008 13:07)
diams: dia hanjarany ts1/1 avy akia no mandinika ny tena dikany zeteme a fa marina ny andry, tena misy karazany bdb tokoa no tokony handraisana azy, ohatra izao ny zanako miteny amiko hoe I love you mum! dia hafa koa izay izao :D

Belami: maninona no ountssss, inona no dikan'io :wink:
13. diamondra27 ( 05/06/2008 13:12)
je t' aime melody :-D :-D :-D
pour de vrai io fa je t'aime amitie , d' ac ve ndry e
ny ahy koa ny zanako manao io akia we je t'aime maman de sady calin be zahay mitsam (l) (l)
14. Belami ( 05/06/2008 13:17)
melody : zetem koa izao io ountss io fa tsy mamoaka feo fotsiny

diams : parfois les paroles sont devenues inutiles hono :wink:
15. melody ( 05/06/2008 13:17)
mahafinaritra akia rehefa mahazo calin plus ilay hoe I love you mum! eo no tena hita hoe faly ny fony reny (l)
marina ny andry ka, je t'aime amitié ny antsika ka, dia izay indray izao dia hafa ihany koa an :-* :-* :-*
16. Belami ( 05/06/2008 13:20)
diamondra27:

je t' aime melody :-D :-D :-D
pour de vrai io fa je t'aime amitie , d' ac ve ndry e
ny ahy koa ny zanako manao io akia we je t'aime maman de sady calin be zahay mitsam (l) (l)



MAFINARITRA IZY ZANY :!: :!:
17. melody ( 05/06/2008 13:24)
Belami:

melody : zetem koa izao io ountss io fa tsy mamoaka feo fotsiny

aza manapa tsinay wa =)) =)) =)) =)) =)) efa misy feo izany koa!
18. Belami ( 05/06/2008 13:29)
diamondra27:

je t' aime Belami :-D :-D :-D
pour de vrai io fa je t'aime à l'infini , d' ac ve ndry e
(l) (l)


humm Idem akia Diam a!!
:*
19. diamondra27 ( 05/06/2008 13:43)
reponse15 sao de tsy za niteny an io fa mixe io hiii
fa tsy maninon eo ataoko je t aime belami zany e
20. Belami ( 05/06/2008 13:47)
diamondra : eny ary e :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1188