Mots d'amour
61. ratonga
(
05/06/2008 22:18)
tess:
hummm! ary lay hoe je t'amour ary e! :P
:-D :-D :-D nisy mpiteny an'io tato @ forum talou
62. kiadi
(
05/06/2008 22:22)
malala ohh! efaela zay nahitako tovovavy zay fa enao no ba tiko ho ravaky ny tokatranoko :-D
63. ratonga
(
05/06/2008 22:27)
to hitako ery i kiadi mikozy @lé sipa sady mikepoka vandro no miheno radio tranzistor eny @ zaridainan'anosy :-D :-D :-D :-D
64. kiadi
(
05/06/2008 22:30)
=))=))=))=))
eo ampihenoina tantara mitohy @ 1h15 iny le @ atonadro be nanahary in ve? :-D :-D :-D
eo ampihenoina tantara mitohy @ 1h15 iny le @ atonadro be nanahary in ve? :-D :-D :-D
65. ratonga
(
05/06/2008 22:52)
:-D :-D :-D yé, tsy izay mo no niandohan'ny tantaranareo sy sakaizakely =)) =))
66. tess
(
06/06/2008 04:44)
ratonga: tadidiko e! ilay couple romantika ireny :) :-D :-$
kiadi belami: tena mi sèn tsss, be kibo mahery mihazakazaka hono :-D
kiadi belami: tena mi sèn tsss, be kibo mahery mihazakazaka hono :-D
67. ratonga
(
06/06/2008 07:11)
ratonga: tadidiko e! ilay couple romantika ireny :lol: :-D :-$
ary mba lasa aiza tokoa wa izy mitsam reny sa tena niaraka any ambadimbadika any dé any dé tsy hita :-P :-D :-D :-D
68. sakaizakely
(
06/06/2008 07:58)
ratonga:
to hitako ery i kiadi mikozy @lé sipa sady mikepoka vandro no miheno radio tranzistor eny @ zaridainan'anosy
zany ka tena filinn romantika milay :-D :-D :-D
vandro roa kapoka, samy manana 1 avy, de mikarepodrepoka de aveo manao :* feno vandro =)) =)) =))
70. rebeccaF
(
06/06/2008 10:04)
Fanontaniana kely:
Marina ve fa rehefa ny lehilahy no mahavita miteny imaso mifanatrika hoe: tiako ianao; Na mahasoratra andalan-tsoratra tsara be ilazana hoe: "tiako ianao"; dia tsy azo antoka izy izay?
71. tess
(
06/06/2008 11:22)
mety ho marinakosa hoe miteny izany imasonao iz, fa ny fahatokisana azy alou dia hummmmmmm tsy hay
ratonga: hihihih metsy savy ireny dia dila tsy hitatsony ei efa nivady angamba zareo :-D
ratonga: hihihih metsy savy ireny dia dila tsy hitatsony ei efa nivady angamba zareo :-D
72. Belami
(
06/06/2008 11:27)
ratonga:
to hitako ery i kiadi mikozy @lé sipa sady mikepoka vandro no miheno radio tranzistor eny @ zaridainan'anosy :-D :-D :-D :-D
sady manoroka le sipa ve @le vava feno vandro no sady mikepoka tôrtô ? :-D :-D :-D
73. Falyfona
(
06/06/2008 12:07)
Belami:
melody : de tena mavesatra ve sa mila vesarana zavatra hafa ohatrany lazainy sakaizakely ? :wink:
Amiko aloha dia le JE T AIME no tena manindrona ahy fa tsy le we tiako ianao we.
76. kiadi
(
06/06/2008 14:36)
tsy mapino zany!! raha bandy manao an'izany de le masisokely iny no tadiaviny !
de raha sipa de satria manana cabriolet le bandy :-D
de raha sipa de satria manana cabriolet le bandy :-D
77. tess
(
06/06/2008 15:06)
aza sodoka ny plis vava fotsiny marina fa misy ny sasany de hainy ery ny manonona an'io anefa ...... :^)
MISY INDRAY TSY manonona an'io matetika mitsy izy fa ny hatao no hita, izany hoe ny zvtra asehony sy hataony anao no porofo hoe tia anao izy :-P
ny ahy aleoko izay :-P
MISY INDRAY TSY manonona an'io matetika mitsy izy fa ny hatao no hita, izany hoe ny zvtra asehony sy hataony anao no porofo hoe tia anao izy :-P
ny ahy aleoko izay :-P
