Mots d'amour
121. mbaliana
(
18/06/2008 19:39)
:roll: :roll: :roll: .... saotra ihany aloha na zay ihany.. na dia tsy marina aza ...
122. Belami
(
18/06/2008 20:55)
mbaliana : sao de mba hainao le mots d amour @ italiana fa iny zao no tsy misy eto :wink: :-D :-D
123. holysan
(
19/06/2008 11:04)
ary le hoe je pens à toi milay ery mihaino azy fa ra vo adika teny gasy de hoe mieritreritra anao foana aho , ohatran'ny hoe contraire zany asa lo , ao ko le hoe tu me mank
124. haritianah
(
19/06/2008 16:37)
lé izy oa samy @ maha zatra azy foana io, raha olona zatra miteny azy ireo @ teny frantsay na teny aglisy na teny vahiny hafa no ilazanao azy @ teny gasy mety ts hanadanja aminy loatra.
Fa lé oé tu me mank zao raha ny gasy efa zatra milaza teny amour @ teny gasy mavezadanja aminy koukou ny oé malaelo be anao ao ao, banga bé mits oa ny fiainako fa ts eo enao arahana angolangola kely zay, dé ilaza ianao fa ts mis lanajany io.
Samy @ épices mahazatra azy io fa manaja daolo refa mahazatra.

125. Belami
(
19/06/2008 23:19)
haritianah:
malaelo be anao ao ao, banga bé mits oa ny fiainako fa ts eo enao
=)) =)) =)) mety lasa pôety miitsy zany amizay =)) =))
126. mbaliana
(
20/06/2008 18:12)
tena tsy mety tadidiko fa aleo aloha haka sopapa ry belami a :-D :-D
127. Belami
(
20/06/2008 20:43)
mbaliana:
tena tsy mety tadidiko fa aleo aloha haka sopapa ry belami a :-D :-D
io le mody fanina a!! mba omeo patiny kely fotsiny e! :wink:
128. xxx
(
21/06/2008 08:34)
ity koa misy patina-mot d'amour :
Die Leute gehen auf dem Haus gegenüber, ich denke an dich, deine Gitarre du kennst, ist da immer, denke ich an dich
:-D =)) =)) =))
Die Leute gehen auf dem Haus gegenüber, ich denke an dich, deine Gitarre du kennst, ist da immer, denke ich an dich
:-D =)) =)) =))
129. Belami
(
21/06/2008 21:11)
xxx:
ity koa misy patina-mot d'amour :
Die Leute gehen auf dem Haus gegenüber, ich denke an dich, deine Gitarre du kennst, ist da immer, denke ich an dich
:-D =)) =)) =))
inona daholo reo leaza a? mba azavao hoe ?
:-w
130. xxx
(
22/06/2008 05:58)
zah koa aza tsy mahay izay dikany fa hiran'i tokio hotel io no nadikako eto, :-D ny azokazoko kely fotsiny oe misy gitara lé frazy =)) =)) =)) =)) =)) =))
132. xxx
(
23/06/2008 21:20)
raha mila ny vaovaony ianao dia omeko
ampianaro teny allemand aho rehefa mahay ianao
ampianaro teny allemand aho rehefa mahay ianao
133. Belami
(
23/06/2008 21:25)
xxx:
raha mila ny vaovaony ianao dia omeko
ampianaro teny allemand aho rehefa mahay ianao
eo mba omeo vaovao ary aho e!! za aloha tsy mahay allemand fa le mots d 'amour no ataoko tsianjery de ampenariko anao zany :-D :-D
134. diamondra27
(
23/06/2008 22:29)
Belami:
diamondra27:
belami efa nisy nanao je t aime ve aloha e
aneritreritra angamba nisy , fa le ambava miandry anao ka :* :*
----------------------------------------
ka in zany tiako ianao sa ti amo sa i love u sa in
135. Belami
(
23/06/2008 22:48)
diamondra27 : de ho atoro izany ndray ve ianao sa le avy aty amiko no tinao ho heno ? :-D :-D
139. mbaliana
(
24/06/2008 19:33)
aiza ny tsy hiaiky fa reo wa efa any ambadimbadika any efa annn be