Mots d'amour

81. vale ( 09/06/2008 17:22)
tess:

aza sodoka ny plis vava fotsiny marina fa misy ny sasany de hainy ery ny manonona an'io anefa ...... :^)
MISY INDRAY TSY manonona an'io matetika mitsy izy fa ny hatao no hita, izany hoe ny zvtra asehony sy hataony anao no porofo hoe tia anao izy :-P
ny ahy aleoko izay :-P



:lol: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D marina izany! hihihihihihihi
82. Belami ( 09/06/2008 21:05)
vale:

ti amo, ti adoro amore mio!
ti voglio tanto bene!
ti amo tanto tesoro mio!
..... :lol:



inona daholo ny dikanireo?
83. kiadi ( 09/06/2008 21:39)
mila:

kiadi: tsara ery zany mot d'amour-nao zany ry kiadi



kozy ve? de nefa ahona zah tsy mety mahazaka an'i tess amin'io :-D :-D
84. Belami ( 10/06/2008 17:58)
kiadi : fangaha tena trotraka @ tess ny akama? :-D :-D :-D
85. mbaliana ( 10/06/2008 18:21)
kiadi trotraka aminì'ny rehetra :^) :-D :-D :-D :-D :-D .. sa tsy zany ry kiadi ?
86. Belami ( 10/06/2008 18:27)
mbaliana:

kiadi trotraka aminì'ny rehetra :^) :-D :-D :-D :-D :-D .. sa tsy zany ry kiadi ?


@ fokontany mihitsy ve
=)) =)) =)) =))
87. mbaliana ( 10/06/2008 18:33)
:-D :-D :-D :-D :-D presk =)) =)) =)) =))
88. tess ( 10/06/2008 19:37)
kiadi:

mila:

kiadi: tsara ery zany mot d'amour-nao zany ry kiadi



kozy ve? de nefa ahona zah tsy mety mahazaka an'i tess amin'io :-D :-D





:-D :-D :-D mbola tsy nanimpy ahy mots d'amour zany i kiali na ny pitiny aza fa sipa hafa foana etsy sy eroa :°) :? :-D
89. tess ( 10/06/2008 19:39)
mbaliana:

kiadi trotraka aminì'ny rehetra :^) :-D :-D :-D :-D :-D .. sa tsy zany ry kiadi ?


marina mitsy


:-D
90. Belami ( 10/06/2008 19:45)
kiadi : tairo eto ankalamanjana eto letsy le izy hiaraha mandinika ny havesadanjany :-D :-D :-D
91. ari.malala ( 11/06/2008 07:02)
ataovy teny creole e! hihihii moin aimer ou
92. kiadi ( 11/06/2008 17:26)
manalabarajka anah ty mbaliana ty! :-D :-D
93. kiadi ( 11/06/2008 17:29)
tess> de adino sady ve reny mot d'mour be nalefako reny ? :-D :-D
94. Belami ( 11/06/2008 17:36)
tess : hay kosa lery efa mietsika fa odinao bala ndray a :-D :-D :-D
95. kiadi ( 11/06/2008 17:51)
nietsika be manadala niaraka t@ vonikazo sy glita fa tssssss
96. Belami ( 11/06/2008 18:25)
=)) =)) =))
97. vale ( 11/06/2008 18:59)
i "benamana": ireo izy ireo koh! hihihihihi!
de ty konkoa ary aaa: eh, j'te kiff grave! :lol:
98. mbaliana ( 11/06/2008 19:01)
kiadi> mitovy hevitra za sy tess
i tess zay no miteny dia marina ny lazainy .. fa matoa i tesss tsy nahita ny mot d'amour-nao mety ho voninkazo mavo adala zany ...
99. Belami ( 11/06/2008 19:10)
mbaliana : sao de mba dallia ? :-D :-D :-D
100. ari.malala ( 12/06/2008 06:13)
na margrity notoazana tetsy amboditohatra tetsy d taniky ny masoandro d iny fa niroraka nalazo:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1696