Mots d'amour
41. Belami
(
05/06/2008 20:43)
xxx:
( ) ba teneneo i bozy fa leo be zah mahita ny sariny bedebe ! ko raha tsy fametrahana album foto ny serasera ko!! :evil:
omeo mots d'amour izy de ataony vitsivitsy le sary @ manaraka angamba =)) =)) =))
42. tess
(
05/06/2008 20:46)
diamondra27:
tess je te kif , mi aime a ou :wink:
tsy de manandanja noho lay je te love io ky an!
:-D
43. Belami
(
05/06/2008 20:51)
tess : azo avadibadika nge le izy rehefa tena may tadikiraro e, sady atao miangotingoty be
je te love, mi te kif ,
je te love, mi te kif ,
45. Belami
(
05/06/2008 21:04)
tess:
hummm! ary lay hoe je t'amour ary e! :P
avy amizay zany le fiteny hoe ndao hanäno lamour :?: :?: :-D :-D :-D
50. tess
(
05/06/2008 21:21)
ry fitiavako tsy foiko malalan'ny foko :roll: mety ve izany???? hihihihih
51. Belami
(
05/06/2008 21:25)
tess : aleo ihany le tonga de sec be raha izany, ohatranilay hoe tiko enao cherie e, ilako enao .... :-D :-D
53. Belami
(
05/06/2008 21:36)
:-D :-D :-D io nge ohatrany manao kaly ihany e, asina épice kely , de basilic, de .... :-D :-D :-D
54. kiadi
(
05/06/2008 21:37)
maro ny vonikazo fa ny raozy no tsara indrindra ary maro koa ny tovovavy fa enao no tiko indrindra!!
56. kiadi
(
05/06/2008 21:50)
ho lasa aiza nefa iz!! anga zah ref o b kibo de tsy mery miazakazaka!! bola milay zao @ 00metatra an!! fa raha zato metatra misy fefy aloha mety ho sahirana ihany eh :-D :-D :-D
