Mots d'amour
22. melody
(
05/06/2008 14:42)
saropiaro kiadi kle :-D :-D :-D :-D
diams: mba ataovy akia hoe hoe je t'aime izy a, malahelo izy rĂ´
:-D :-D
diams: mba ataovy akia hoe hoe je t'aime izy a, malahelo izy rĂ´
:-D :-D
27. mbaliana
(
05/06/2008 16:28)
ouups ary tsy hitako lay tenin'i belami ... tsy izy koa aloha no nangataka fa aza tonga dia migeste be eo mbola honooooo hozy
kiadi : mba mitenena hono e
28. Belami
(
05/06/2008 16:30)
mbaliana:
ouups ary tsy hitako lay tenin'i belami ... tsy izy koa aloha no nangataka fa aza tonga dia migeste be eo mbola honooooo hozy
kiadi : mba mitenena hono e
=)) =)) =)) =))
29. tess
(
05/06/2008 16:55)
Belami:
Tiako ianao, Je t'aime, I love you, Ich liebe dich, .....
teny mitovy ny dikany fa ny lanjany samihafa arakarak ilay mpiteny azy. Raha malagasy no miteny hoe "Tiako ianao" mavesatra sy manandanja kokoa noho izy miteny hoe "Je t'aime". Amiko io an! Ianareo no asa!!!
mbola tsy ampy: ny ahy hoe je te love
:-P tena itako mavesa-danja be mahitsiny io :-D
31. Veloo
(
05/06/2008 18:58)
Tiako ianao, Je t'aime, I love you, Ich liebe dich, .....
teny mitovy ny dikany fa ny lanjany samihafa arakarak ilay mpiteny azy. Raha malagasy no miteny hoe "Tiako ianao" mavesatra sy manandanja kokoa noho izy miteny hoe "Je t'aime". Amiko io an! Ianareo no asa!!!
belami marina mihitsy zany rehefa tena gasy mahafinaritra ery mihaino azy no sady ita oe tena profond be ilay izy...
ny an' allemagne zany aloha dia eeeeeee
ny je t'aime zao no mba akaikikaiky ny an'i gasy
ny I love ya efa nomale @ ndry zareo ny miteny azy ko otran'ny resaka isan'andro..
ny an'i espagnol (amerika latina) ary no tena loza ko io no tena itako tsy misy lanjany mihisy "te quiero" amin'izay ilay r tena rrrrrrrrrrrrrrrrr be tssssss ratsy wa e
:-D :-D :-D :-D
32. Belami
(
05/06/2008 19:33)
tess : je te love :-D :-D :-D :-D tena milay tokoa :-D :-D
Veloo : tena profond mihitsy ka :!: :!:
Veloo : tena profond mihitsy ka :!: :!:
34. Belami
(
05/06/2008 20:19)
tess:
belami: sady tsy vitan'ny milay fa sensuel be, savy de torana wa! :-D
ankafiziko le filazanao azy zany a!!! :!:
39. xxx
(
05/06/2008 20:36)
( ) ba teneneo i bozy fa leo be zah mahita ny sariny bedebe ! ko raha tsy fametrahana album foto ny serasera ko!! :evil:
