La beauté...
1. Belami
(
27/07/2008 20:31)
La beauté d'une femme est une valeur inestimable !!! :-w :-w :-w
novalian'i fijo ny 14/08/2008 20:32
2. xxx
(
27/07/2008 22:02)
Kanefa tadidio fa fitaka ny atsarantarehy, ary zava poana ny atsarambika :-w :-w
4. Lejoba
(
04/08/2008 14:03)
tout est relatif
Ny manja be @dRangahy mety tena tsy mety @nay. Sady raha sipa manjabe androany mety hivadika orera afaka taona vitsy
SAdy raha koloina be iny dia mandany vola be, mahasaropiaro satria mihajejo ramatoa, miha be ny advers
Ny atidohany sy ny toetrany koa mba jereo fa tsy mamely ilay sois belle et tais-toi. Aleo mividy poupée gonflable raha izany :lol:

5. cutie
(
07/08/2008 15:54)
Mpandefa : Belami [ Valio ] 27-07-2008 22:31:51:-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w
Lohateny : La beauté...
La beauté d'une femme est une valeur inestimable !!!