Fiarahana virtoaly

1. Belami ( 17/06/2008 21:18)
Mety hivadika obsession ve ny fiarahana virtoaly :?: :?: :?:
répondu par xxx le 21/08/2008 11:57
2. ainaheri ( 18/06/2008 04:49)
Arakaraka ny hafanany :roll: :lol:
3. tess ( 18/06/2008 05:08)
arakaraka ny fahazaranao ihany ! raha zàtra loatra ianao mikoty sipa na misipa virotoaly dia lasa obsession....
zà klou de raha amiko manokana tsy de mandaitra e! ny olona hitan'ny maso ihany no azo tiavina fa feno fitaka ny fiainana virtoaly :-P
na mi jtm jtm be thaka ny inona aza tsy de mandaitra angamba ô!
asa anefa :roll: :{
4. fahamarinana ( 18/06/2008 05:39)
:arrow: ka na hita maso aza ndraindray manadary ka maika virtualy nefa misy ihany no toa mateza sy mety fa arakaraky ilay olona angambany hoy aho,raha serieux na milalao... (l)
5. diamondra27 ( 18/06/2008 06:05)
ainaheri:28 degre a l ombre ve :wink:

Belami: efa misy ngah any ho any e
fahamarinana: tsy lalao ve no tena betsaka amin ireny e!
6. ainaheri ( 18/06/2008 06:47)
Diam's>> Mbola tsy mafana tsara zany klé hihihi......Raha za kosa alou itady an'zany eto tsy hilalao zany ee,zany fotsiny we tsy mbola nahita ny tena serieuse ny tenanay,d aleo isesy d ilamina zany e lol
7. ari.malala ( 18/06/2008 07:45)
tess:
na mi jtm jtm be thaka ny inona aza tsy de mandaitra angamba ô!


misy ny mandaitra aky a! fa fotsiny hoe hanao ahoana ny tohiny refa mi passer am phase réel amizay ilay olona roa

zany fotsiny we tsy mbola nahita ny tena serieuse ny tenanay
zany an hihihi, mahità soa e ;)
8. tess ( 18/06/2008 10:11)
ari.malala: zà tsy miteny hoe tsy mandaitra amin'ny afa anie fa amiko toa tsy mandaitra e!...ny ahy hitako maso vao love be raha izaho...fa resaka virtoaly feno fitaka :°)
9. ari.malala ( 18/06/2008 14:20)
tess, ie, samy manana ny maha mora love aminy kou alou io e ;)
10. mbaliana ( 18/06/2008 15:12)
lasa nahazo obsession angamba i belami matoa manontany a...hihihi mivoaha amin'izay tao amin'ny virtuel tao dia ataovy reel e...
:-D :-D :-D :-D :-D
11. rapala ( 18/06/2008 17:30)
mbaliana:

lasa nahazo obsession angamba i belami matoa manontany a...hihihi mivoaha amin'izay tao amin'ny virtuel tao dia ataovy reel e...
:-D :-D :-D :-D :-D

marina mihintsy akia io ry mbaliana, varina @ ilay olona manà lamba izy d tena tsy hainy intsony ny tena marina sy izy :-D :-D :-D :-D
12. Belami ( 18/06/2008 17:45)
mbaliana:

lasa nahazo obsession angamba i belami matoa manontany a...hihihi mivoaha amin'izay tao amin'ny virtuel tao dia ataovy reel e...
:-D :-D :-D :-D :-D



tena tsy haiko le virtoaly no mahalasa ny eritreritro fa ny concret no tena kapoakako, fa raha hitanao milay de handramatsika ka :-* :-D :-D
13. diamondra27 ( 18/06/2008 18:11)
belami ty atolotro anao
http://www.dailymotion.com/relevance/search/obsession/video/xbcdy_aventura-obsession_music
14. Belami ( 18/06/2008 18:23)
diamondra27:

belami ty atolotro anao
http://www.dailymotion.com/relevance/search/obsession/video/xbcdy_aventura-obsession_music



merci an :*
15. diamondra27 ( 18/06/2008 18:51)
belami ty le izy e http://www.dailymotion.com/related/194306/video/xh6ph_aventura-obsession-eso-no-es-amor_music
16. mbaliana ( 18/06/2008 19:34)
hihihihi toa i diams no manana obsession amin'i belami 8O

tena tsy haiko le virtoaly no mahalasa ny eritreritro fa ny concret no tena kapoakako, fa raha hitanao milay de handramatsika ka

aza mamadi-dresaka fa io i diams efa vonona e :°) :°) :°)
17. ikaretsaka ( 18/06/2008 20:20)
tess:

arakaraka ny fahazaranao ihany ! raha zàtra loatra ianao mikoty sipa na misipa virotoaly dia lasa obsession....
zà klou de raha amiko manokana tsy de mandaitra e! ny olona hitan'ny maso ihany no azo tiavina fa feno fitaka ny fiainana virtoaly :-P
na mi jtm jtm be thaka ny inona aza tsy de mandaitra angamba ô!
asa anefa :roll: :{


ny fiainana virtoaly ange izao efa misy ilay hoe webcam e.. voice chat e..sns.... dia ratelephone koe eo manome toky..... dia zakao moramora ao ndaty e
18. diamondra27 ( 18/06/2008 20:30)
mbaliana ho ho ho
19. Belami ( 18/06/2008 20:52)
diamondra27:

mbaliana ho ho ho



de ahoana akia zany, mbaliana koa lalitsaina an :-D :-D :-D
20. tess ( 18/06/2008 21:17)
ikaretsaka:

tess:

arakaraka ny fahazaranao ihany ! raha zàtra loatra ianao mikoty sipa na misipa virotoaly dia lasa obsession....
zà klou de raha amiko manokana tsy de mandaitra e! ny olona hitan'ny maso ihany no azo tiavina fa feno fitaka ny fiainana virtoaly :-P
na mi jtm jtm be thaka ny inona aza tsy de mandaitra angamba ô!
asa anefa :roll: :{


ny fiainana virtoaly ange izao efa misy ilay hoe webcam e.. voice chat e..sns.... dia ratelephone koe eo manome toky..... dia zakao moramora ao ndaty e




he he he he! efa manana traikefa be an!


:wink:

mbola tsy tojo fitaivana virtoaly zany mitsy kalou zà zao de tsy mandaitra amiko lay izy e! :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0699