Fiarahana virtoaly

41. ikaretsaka ( 23/06/2008 13:45)
izay no lazaiko heo webcam sy voicechat eo manome toky...
angataho ny num de antsoy sady jereo @ webcam...
ampiasao ny teknolojia vaovao
42. Belami ( 23/06/2008 20:49)
ari.malala:

bedabe ny vevavy miseho ho lelà ary ny lelà miseho ho vevavy ko! ny taona andaingana mou ts tenenina tsony :°) na hanadina in100 az nareo afaka mandainga iz raha ts hoe mifanena mints nga! :°) na miresaka am telefone



za ndray aloha ry ari. tena 100% lelà a! azo hamarinina miitsy :-D :-D
43. diamondra27 ( 23/06/2008 22:22)
asehoy jerena aza efa minuit zao
44. melody ( 23/06/2008 22:41)
diamondra, inona no tiandry jerena? :-D :-D :-D
45. Belami ( 23/06/2008 22:47)
melody : ary diamondra liana be miitsy te hijery a :-D :-D
46. diamondra27 ( 23/06/2008 22:58)
melody; hiiii efa hitako akia a :wink:
47. melody ( 24/06/2008 20:15)
diams izany ve? dia ahona, tantarao we :-D :-D :-D :-D
48. diamondra27 ( 24/06/2008 20:16)
melody; za tsy hizara amindry , tsy ankizara io :-D :-D
49. melody ( 24/06/2008 20:18)
top secret ve? =))
50. kala ( 25/06/2008 06:08)
:roll: :roll: :roll:
51. mangidy ( 04/07/2008 13:31)
Euh ben mareska nareo ato a!
fa inn moa izao fomba iresahanareo izao rankizy fa tsy virtoaly a! lol
sa misy cam kely miafina ato? Tadidio fa virtoaly dhl ny iantombohany de avy eo lasa realy izao no porofo sa ahoana hoy ianareo? i diams efa nahita an'i belami, i melodie koa angaha sa za tsy nahazo tsara le resaka?
aleo aloha miaraka virtoaly de avy eo atao realy toy izay ny contraire :-D :-D
xxx milay be ilay Hira fa misaotra ahatsiarovako fiarahana realy lasa virtoaly :-P :-P
52. ari.malala ( 04/07/2008 13:41)
iza aza no hiaraka amko virtoaly fa za tena 100% serieuse e :wink: :^) :-D :-D :-D
53. xxx ( 21/08/2008 11:57)
marina ny any mangidy,ny virtoaly no lasa realy.efa niainako io ary mbola ao @zao.ari.malala any dago sa aiza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4275