Fiarahana virtoaly

21. karinah ( 18/06/2008 21:33)
[quote=Belami]
Mety hivadika obsession ve ny fiarahana virtoaly :?: :?: :?:
--------------------------------------------------------------------------------------

ié!!! ka ny coeur manao boum boum mihintsy koh! mahery noho ny réel aza!!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
22. karinah ( 18/06/2008 21:36)
>>> fa mila hita maso na sary moa izany e, fa raha ps fotsiny tsy tiko rah izaho!! hiiii!
23. kala ( 19/06/2008 06:52)
ari > ndao tohizana io resakaio.... =)) =))
24. xxx ( 19/06/2008 07:06)
Belami:

Mety hivadika obsession ve ny fiarahana virtoaly :?: :?: :?:


sangodipanina :°)

http://www.dailymotion.com/video/x5275d_tselatra-fitiavako_music :-D
25. ari.malala ( 19/06/2008 07:40)
kala, za nge vonona e;) za efa miandry andriko ao fona ko ;)
26. haritianah ( 19/06/2008 16:10)
Miankina @ itondrasan'ny tsy 1/1 azy io ry belami à. Mety misy ny an'ny sasany lasa obsession mits ny farany ary mety misy manao azy ho fanalana andro, ary misy koa ireo tena mandray azy serieux dé tena mandé ohatran'ny reel mits ary misy aza ny virtuel lasa raikitra reel mits. Misy kou ny marary fou fa diso fanantenana t@ virituel . Ka io samy manana ny itondrany azy fa ts misy formule tokana oé refa ity dé ts maints ity no valiny.
27. xxx ( 20/06/2008 06:47)
Ratsy io


mampijaly sipa fotsiny :wink:
28. Belami ( 20/06/2008 07:32)
karinah:

[quote=Belami]
Mety hivadika obsession ve ny fiarahana virtoaly :?: :?: :?:
--------------------------------------------------------------------------------------

ié!!! ka ny coeur manao boum boum mihintsy koh! mahery noho ny réel aza!!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D



tena possible ho amourezy be zany karinah tamizay ? :wink:
29. mbaliana ( 20/06/2008 18:10)
belami > maniky izy matoa tsy miteny e.. i diams io dia bonne chansy :-D :-D
30. karinah ( 20/06/2008 19:14)
belami: ieuuuuuuuuuh, hihihihi, sady ilay virtoaly tsy afaka mihoana mivantana de misy suspensa be..lay mihoana mivantana njay anie mba afa-po fa le ray mampi-boum,boum (l) tssss! :-D :-D
31. karinah ( 20/06/2008 19:15)
mbaliana: :-D :-D :-D :-D an3 akia aah, mbola varina t@ dinika hafa ah!! :lol:
32. ikaretsaka ( 20/06/2008 20:00)
karinah:

>>> fa mila hita maso na sary moa izany e, fa raha ps fotsiny tsy tiko rah izaho!! hiiii!


izya mihitsy.... maso, feo, sary, soratra ...
k'hony mo tess o?
33. tess ( 20/06/2008 20:05)
ika: :wink: izay mitsy e! :-D sinon nada nada nada :-D
nefa hummmm aoka foltsiny raha oe hita maso izany :-D :-D :-D :-D mipararetra ndray ngamba o!
34. Belami ( 20/06/2008 20:46)
mbaliana:

belami > i diams io dia bonne chansy :-D :-D



mahita volana alohany biby ndray a!!! sa tena zany ry Diams ? :-w :-w
35. diamondra27 ( 21/06/2008 15:06)
belami; kita wa sady le belami ol tsy hay akory na vavy na lahy no tena marina

:-D :-D :-D


:-* :-* :-*
36. xxx ( 21/06/2008 17:04)
ka hifanilihina indray ve izy ity e????
iza no alain'i belami ary i diamondra sa i mbaliana???raha toa ka io voalazan'i diamondra io tokotrany moa fa vavy tampoka i belami no loza :-D
37. nofinofy ( 21/06/2008 19:09)
Afaka jerenareo ao amin'ny namana anie i belami e! ny renseignement nomeny dia hoe lehilahy izy ary 68 taona, raha tsy hoe anga sanatria tsy nolazainy ny marina! anontanio any ambadika any izy e! andefaso hafatra perso de hahalala mombamomba azy misimisy ianareo.
38. Belami ( 21/06/2008 21:15)
nofinofy:

Afaka jerenareo ao amin'ny namana anie i belami e! ny renseignement nomeny dia hoe lehilahy izy ary 68 taona, raha tsy hoe anga sanatria tsy nolazainy ny marina! anontanio any ambadika any izy e! andefaso hafatra perso de hahalala mombamomba azy misimisy ianareo.



tena zay hafatra perso izay no mety vahaolana @ laza adina :-D :-D :-D
fa izay aloha tsy resaka virtoaly angamba rah a ny fahazahoakao azy :wink:
39. diamondra27 ( 22/06/2008 16:02)
nofinofy: arak io voalazan i belami io sarotra be ny laza adina raha any ambadika fa eto ihany

belami : :-D :-D :-D

teto le taranja no niseho d eto zany no anaovana these :lol:
nanao ahoana tokoa ny fiafaran ilay laza adina tatsy ambadika iny ry bel , za tsy naharaka tsony
40. ari.malala ( 23/06/2008 13:33)
bedabe ny vevavy miseho ho lelà ary ny lelà miseho ho vevavy ko! ny taona andaingana mou ts tenenina tsony :°) na hanadina in100 az nareo afaka mandainga iz raha ts hoe mifanena mints nga! :°) na miresaka am telefone
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1161