Asaramanitra

1. Belami ( 23/06/2008 21:11)
Ho avy ny fetimpirenentsika, fotoana iray hifaliana sy fandinihana ny dingana vita sy izay mbola hatao eo @ sehatra nasionaly.
Fa mino aho fa toy izany koa na eto @ sehatry ny serasera aza, fotoana iray izay hahazoatsika rehefa mandravina izay disadisa nitranga sy tsy fifankazahoana ve izao Asaramanitra izao , satria ity serasera ity dia tontolo iray tena goavana satria ahazahoatsika Malagasy mifanome hevitra sy mifankalala @ fomba maro samihafa.

Antso no ataoko ho antsika mpandray anjara tsotra mba hifanaja aminizay raha toa ka tsy ampy izany fifanajana teo @ tsirairay avy.

Fa indrindra indrindra miantso ny ny mpitantana ny serasera koa aho mba hanala ny sakana ho anireo izay voasakana ho anizay hitanareo fa tsy hanimba ny ainy serasera, tsy miteny aho hoe iza na iza fa ianareo mpitantana no mahafantatra izay nosakananareo sy ny antony mety nahatonga izany.

Mety maro ny tsy mitovy hevitra amiko fa izay ny fahitako azy :!:
répondu par jobamilay le 06/07/2008 00:18
2. melody ( 23/06/2008 22:08)
Antso no ataoko ho antsika mpandray anjara tsotra mba hifanaja aminizay raha toa ka tsy ampy izany fifanajana teo @ tsirairay avy.

nga moa hoe tsy nisy ny fifanajana e, hatramin'izay nande tsara, nilamina ihany, samy manal'azy daholo isika ato SAINGY misy fona ny maningana ka atao akory.....
3. diamondra27 ( 23/06/2008 22:09)
tu es vraiment belami :lol: :-* :-* :-* :* :* :*
4. diamondra27 ( 23/06/2008 22:16)
Belami: ndao hiarahifaly am zay tsika mi 2 zany ko
atomboka am garden party de faranana aiza
5. Belami ( 23/06/2008 22:18)
diamondra27:

Belami: ndao hiarahifaly am zay tsika mi 2 zany ko
atomboka am garden party de faranana aiza



tsy mila manotany akory ianao fa surprise le izy zany :-* :-* :* :*
6. Belami ( 23/06/2008 22:41)
melody:

nga moa hoe tsy nisy ny fifanajana e, hatramin'izay nande tsara, nilamina ihany, samy manal'azy daholo isika ato SAINGY misy fona ny maningana ka atao akory.....



marina izany fa ny fihoarapefy mety nisy ihany na dia natao hoe nifanaja aza . Fa le hoe faninganana ve toetra raikitra sa nanala azy dia sendra naningana ? Ny mpitantana no afaka manasokajy anizay angamba sy ny mpandray anjara rehetra.
7. xxx ( 23/06/2008 23:36)
za klo tsy momba ny atsy sy eroa an fa ra ny tokony izy de tsy acte 1 no tokony itsarana ol fa mba acte maromaro


Belami: tena tsy misy afa tsy ny mifanaja ihany e , de azo atao koa nge le mifanala fa am resaka madio e

refa tsy matanty le virt oh de tenenina le ps we tsy tiko io ataonao ahy io fa tafahoatra loatra , de milamina ny afera tsy tokony hanohy le ol fa ra tsy zany de mametraka fitarainana le victime

8. orona ( 24/06/2008 05:18)
Mba azon'ireo izay hoe "namany" izay nanao azy hoe
-- mpanara-drenirano -- mora mipararetra -- rainitetaka...

fony izy nilaza hoe aleo tsy taritina intsony

ve ny miala tsiny aminy amin'izao asaramanitra izao

orona foana no fositra fa ny vokatry ny ataon'ny tena odiana tsy hita :-@

^:^
9. tess ( 24/06/2008 05:46)
inona izao no teny ratsy amin'ireo nosoritanao izreo ry orona
nipoararetra, tadidiko izaho niteny an'io tamin'i lazounet
inona no dikan'ny hoe nipararetra, fatahorana izany
ka ny ahy tsoriko hoe natahotra i lazounet dia nofafainy ilay rubrik
zà ndray franche lazaiko izay ao antsaiko
ka inona no teny ratsy ami'nio
ary raha mamaly ahy ianao dia valio matotra.....
io foana no averimberinao etsy sy eroa....
sa asio rubrik manoka mits yato hoe ireto avy no teny ratsy tsy azo ampiasaina ato amin'ny forum......
tsy dia tiko loatra ny mamaly hevitra izay soratanao ato am forum satria tsy miady amiko ny fombanao
fa matoa izaho mamaly anao eto dia izaho no nanoratra io tao amin'ny diniky i ainaheri izay nosoratako ho an'i lazounet hoe
i lazounet mora mipararetra de nofoafainy ilay dinika hoy aho anefa tsy nisy nin'inona akory tao amin'io....
tsy hoe rehefa mahazo kiana am admin dia ho fafaina ny rubrik fa n'aiza n'aiza rubrik misy gidraka daholo, izay mantsy no antny namafain'i lazounet ilay rubrik satria naovan'i hery reproche ilay rubrik hoe misy gidraka
anefa any am politik , fivavahana sy finoana, fitiavana eritreritra mandalo vavolombelona feno gidraka daholo rehefa tonga ny mpi provok sy ny mpiady....
Taoko nanaovan'i hery reproche koa ny rubrik n'i fijo sy vegas, anefa ry zareo tsy namafa ny rubrik

dia izay no antony nanoratako io hoe nipararetra i lazounety, ary tsy
nieritreritra zavatra ratsy aho fa ny marina tao antsaiko no nolazaiko
mazava aminao ami'nizay angamba ry orona ny tiko lazaina tamin'io,
nipararetra = matahotra fatratra......tsy hitako izay tokony hanaovana
drindrangilo isaky ny mihetsika amizany, tsy teny ratsy toy ny fanaonareo io akory...
izay tapitra tsy hamaly anao itsony eto aho ry orona fa mazava angamba izay....
10. orona ( 24/06/2008 06:00)
ary ny vokany?

nampiverina ilay dinika sa nampiala ny namana?

Koa raha tsy mitratrevatreva be dia manana ny marina koa. Odian-tsy hita ilay vokany oh!!!
-- za moa nga niteny hoe teny ratsy -- dia aiza ilay dridrangilo lazainao amin'io fa tsy koboko :-D

:-@
11. nambina ( 24/06/2008 07:29)
orona:

....orona foana no fositra fa ny vokatry ny ataon'ny tena odiana tsy hita :-@

io mbola mijoro eto io enao k'inona ity lazaina ary ny vokatry ny nataonao no nahatonga izao resaka bdb izao fa enao mihintsy no mody tsy mahita sa fanina eo.... sa hande hitaraina kely indray aloha? hande haka 19 kely indray aloha?
:°) :-P
12. RATOVOARY ( 24/06/2008 08:27)
Ts'hitanareo izy mibitaka feno azy ny trano, manokatra dinika atsy sy eroa, mamaly dinika atsy sy ary, ny fandrangitana manginy fotsiny.
13. kelly13 ( 24/06/2008 08:46)
mahavarina
14. RATOVOARY ( 24/06/2008 13:11)
sady mahazendana :-D :-D :-D
15. tslem ( 24/06/2008 13:38)
no mahatalanjona
16. xxx ( 24/06/2008 15:02)
orona:

Mba azon'ireo izay hoe "namany" izay nanao azy hoe
-- mpanara-drenirano -- mora mipararetra -- rainitetaka...

fony izy nilaza hoe aleo tsy taritina intsony

ve ny miala tsiny aminy amin'izao asaramanitra izao

orona foana no fositra fa ny vokatry ny ataon'ny tena odiana tsy hita :-@

^:^



fa angaha moa ianao i lazounet no dia misolo vava azy ery!
izy aza tsy taitra koa ianao no marary kibo....
sady efa hitako ny signé lazounet indroa sa mitomany ho lazounet
asa anefa....misy raha mihntsy ity forum ity....
ary ny vokany ahoana????? fa nisy vokany angaha hono tany ho any....
raha misy ho lazaina i lazounet tsy ianao no misolantsolana fa izy no tonga miteny eo, io miditra amin'ny tsy tokony hidirina io ihany no mahavoa...
sady tsy hitako no hidiran'ilay hoe vokany.....
ny ataonao aloha jerena dia hoe inona no vokany hatrizay nidiranao tato amin'ny sera... ny ps no vaovao hoy ny olona....fa ny tena ianao mino aho fa efa tato elabe satria maharaka tsara ny tantara, ka tsy izay no antony nanokafanao ilay dinika tasy ambadika satria harakao ny tantara rehetra hatrizay...?

17. melody ( 24/06/2008 19:47)
no mahatsikaiky ihany koa e :-D :-D :-D
18. diamondra27 ( 25/06/2008 09:06)
mampivanaka :-D :-D :-D
19. lazounet ( 25/06/2008 10:40)
Tsy arako indray ity dinika ity.
Mampiomehy mahafinaritra ahy ianareo!
Ho Tratry ny 26 daholo é! (mbola 25 moa androany)
20. xxx ( 25/06/2008 10:47)
mampiomehy an'i lazounet satria otran'ny dia tena avocat n'i lazounet ery i orona eto......!
mahavariana araka ny filazan'ny rehetra an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.348