Asaramanitra

21. Veloo ( 25/06/2008 16:59)
no sady mahagaga
22. yonikafopl ( 25/06/2008 17:27)
mahalasa eritreritra :-w :-@
23. xxx ( 25/06/2008 18:11)
lazounet:

Tsy arako indray ity dinika ity.
Mampiomehy mahafinaritra ahy ianareo!
Ho Tratry ny 26 daholo é! (mbola 25 moa androany)


tena tsy arakao sa misy ifandraisany aminao io orona io matoa misalovana mafy ny mikasika anao?????
tsy hoe mila vaniny fa tena mba fanotaniana manikitikika.....


24. lazounet ( 25/06/2008 19:15)
hoy i xxx
tena tsy arakao sa misy ifandraisany aminao io orona io matoa misalovana mafy ny mikasika anao?????
tsy hoe mila vaniny fa tena mba fanotaniana manikitikika.....


Fifanajàna io no tandrovako hatrany, ka raha na dia xxx aza ny anaranao dia valiako ihany:"tsia tsy misy ifandraisana amiko i Atoa Orona.
25. xxx ( 25/06/2008 19:22)
izay ihany no tiko ho confirmé n'i lazounet ka!
amin'izay mazava tsara.....juste une kestion nanikitika fotsiny iny...????Aleo manontanintany foana mantsy......izy mantsy nisalovana be mila vanony etsy sy eroa amin'ilay resakao iny.....ka mba lasa saina ny tenanay.
26. sakaizakely ( 26/06/2008 07:40)
amiko dia fitiavana anasoketana an'i lazounet ny fisalovanan'i orona @ fisoloana vava azy, de manjary mahatonga ny sasany hieritreritra we orona=lazonet :evil: :evil: jereo reo sous entendu be reo ané e ! c trop gros

orona atsy milaza hoe

ny ahy raha vao dinika miprovok dia ialako -- coup fourré


nefa izy no tena mpanao dinika koforé mi provok eto, ny fampitahana ny tanindrana sy tanivo anisan'zany

de inn zao no idikidiranao am ze nahazo an'i lazounet kay ? tsy olondehibe ve izy afaka mandray fitenenana fa tsy mila mpisolo vava, sady mety kou ve raha orona no asolo vava :°)

tazomy ho anao ny oronao fa mety hisy ilanao azy ihany

Lazounet> total kiffe
27. orona ( 26/06/2008 07:58)
tsy tiko ny mpikambana miala, indrindra fa ireo tia fihavanana -- izay no antony -- nahita anazy tsy nandray anjara intsony taorian'iny dinika iny aho -- dia nijery ny mombamomba azy niova tsisy ninoninona -- dia nataoko hoe tezitra tamin'iny
diso ny eritreritro -- tsy laviko -- manao azafady
fa ilay koboko niteny oe -- misalovana ho lazounet -- fanitarana beuuuuuuu -- fa iza aminareo no tsy mahalala hoe samihafa izahay?

misy ifandraisany aminao ve i orona??? -- averiko indray -- ny olona mifanakalo hevitra aminao eo ve dia tsy mba anananao affection mihitsy -- fa oe viroaly

koboko io xxx io :-D :-D :-D
28. sakaizakely ( 26/06/2008 08:13)
nenao zany resaka affection virtuelle fotsiny ho an'i Lazounet

ny ahy réelle, fa avelako izy no hiteny fa ilay misalovana nivadika biby le fiarovanao azy teo, betsaka ny tsy mandefa fisainana lavitra fa tonga de mandray antendrony be oe orona = lazounet, nonmé kel orreur

dia izay no tena tsy tiako nataonao, ny resakao hatram zay nezahiko ignorer-na foana, fa ny fikitikitihanao an'i Laza no nasiako indro kely

vita zay iny resaka iny, lazounet bandy cool tsy mpanao koforé

ze mbola te hieritreritra zavatra hafa miarranger azy de tsy maninn

ps : ampiako kely oe za tsy lazounet an !

29. xxx ( 26/06/2008 12:58)
sakaizakely:

amiko dia fitiavana anasoketana an'i lazounet ny fisalovanan'i orona @ fisoloana vava azy, de manjary mahatonga ny sasany hieritreritra we orona=lazonet :evil: :evil: jereo reo sous entendu be reo ané e ! c trop gros

orona atsy milaza hoe

ny ahy raha vao dinika miprovok dia ialako -- coup fourré


nefa izy no tena mpanao dinika koforé mi provok eto, ny fampitahana ny tanindrana sy tanivo anisan'zany

de inn zao no idikidiranao am ze nahazo an'i lazounet kay ? tsy olondehibe ve izy afaka mandray fitenenana fa tsy mila mpisolo vava, sady mety kou ve raha orona no asolo vava :°)

tazomy ho anao ny oronao fa mety hisy ilanao azy ihany

Lazounet> total kiffe



30. xxx ( 26/06/2008 13:03)
sakaizakely: ekena! izay no antony nanotaniako an'i lazounet ampahatsorana...
fitiavana tia hampiady olona sy handrangitra olona ihany no mety....
I azounet no tiana rangitina dia ny ankilany tiana soketaina fotsiny hoe noho ianao no naha-lasa an'i lazounet...
mba lalina ihany ny olona indriandray....
25. Mpandefa : sakaizakely [ Valio ] 26-06-2008 09:40:30
Lohateny : Re : Asaramanitra
amiko dia fitiavana anasoketana an'i lazounet ny fisalovanan'i orona @ fisoloana vava azy, de manjary mahatonga ny sasany hieritreritra we orona=lazonet jereo reo sous entendu be reo ané e ! c trop gros



ekena ekena reh ry sakaizakely.....
izaho tsy manao hoe orona = lazounet fa nanotanh fotsiny hoe misy ifrandraisany ve? NY TAO antsaiko dia hoe nitaraina tany amin'ny orona i lazounet dia i orona no misalovana mafy an'i lazounet etsy sy eroa main'ny fitondràna ny tenay lazaina fa nampalasana an'i lazounet
kanefa io izy izao tsy lasa akory , izay ilay atao hoe tsy nahavoa ny tetika
31. xxx ( 26/06/2008 13:10)
wain be i orona fa tsy izay no tiana lazaina hoe nisalovana
ary aza manararao-paty
nisalovana tiana lazaina dia aferan'olona anefa ianao no misahana misalovana azy io ihany no mahavoa....

izaho tsy nanao hoe mihintsy hoe i lazounet = orona tsia dia tsia ary tsia
ny antony nilazàko hoe misy ifandraisany ve dia io nolazaiko ioi
"sao dia nitaraina tany aminao i lazounet ka mahatonga anao hisolo vava azy! efa cas be dia be nisy mantsy teto mitaraina any ilay ranamana dia olona hafa no misolo vava azy e! izay no nanamarihako tany ho any hoe: raha misy lazaina i lazounet dia izy no miditra mamaly eto fa tsy i orona no mamorona izay eritreritra ratsy any dia confirmé-na eto , izay no ataok hoe mpamely tsaho, zàtra ny any amin' ny blog anti-sera

tsy tianao ny olona miala koa naninona no tsy namelàna ny namana iray ny hiala teto noho ianao ihany
tsssssss


aza matahotra fa tsy hitovy na ovina na ovina almin'ny laozunet ianao samy hafa be! ianao sy ny sosie nao no fatako....
ny fahendrenareo samy hafa be tompoko! mainty sy fotsy.
32. diamondra27 ( 26/06/2008 14:22)
Belami: tratry ny hasaramanitra zany toi e :* :* :* :* :* eo kely aloha zany jery atrika we jereko http://www.dailymotion.com/related/8114785/video/x53iwe_ry-tanindrazanay-malala-ooo_music

Ry Tanindrazanay malala o!
Ry Madagasikara soa
Ny Fitiavanay anao tsy miala,
Fa ho anao doria tokoa

Fiverenena

Tahionao ry Zanahary
Ity Nosin-dRazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He! Sambatra tokoa izahay.



Ry Tanindrazanay malala o!
Irinay mba hanompoana anao
Ny tena sy fo fanahy anananay,
'Zay sarobidy sy mendrika tokoa

Fiverenena

Tahionao ry Zanahary
Ity Nosin-dRazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He! Sambatra tokoa izahay.


Ry Tanindrazanay malala o!
Irinay mba hitahiana anao,
Ka ilay Nahary izao tontolo izao
No fototra ijoroan'ny satanao.

Fiverenena

Tahionao ry Zanahary
Ity Nosin-dRazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He! Sambatra tokoa izahay.
33. lazounet ( 26/06/2008 18:13)
Amen!
34. diamondra27 ( 27/06/2008 17:12)
lazounet: efa nanao jery atrika zany hiiii
saiak tsy hime za am le we amen
35. lazounet ( 28/06/2008 00:57)
diamondra27:

lazounet: efa nanao jery atrika zany hiiii
saiak tsy hime za am le we amen



Diam's ianao an! =))
Vakio ny tonon-kiram-pirenena fa vavaka izy io!
Ka matoa nasiako "amen" dia mba ho tanteraka ilay vavaka.

AMEN = AINSI-SOIt-IL = HO TANTERAKA TOKOA ANIE IZANY.

Tokony tsy himé toi an!
36. rapala ( 28/06/2008 14:23)
ay ve nafindra ato ity resaka ity e, tena tara train fona kosa izaho izan ange e!!!! :-D :-D
37. yonikafopl ( 28/06/2008 15:10)
za kou gaga we tsy hitako tampoka kay lasa ato,
nisy fanaovana jery atrika tato fa tara be ny tenanay :-P
38. Belami ( 28/06/2008 22:38)
yonikafopl:

za kou gaga we tsy hitako tampoka kay lasa ato,
nisy fanaovana jery atrika tato fa tara be ny tenanay :-P


za koa nitady ka nitady !!!
39. diamondra27 ( 29/06/2008 02:21)
izay mitady dia mahita e :wink:

yonika, rapala,belami : fa taiza doly nareo nitady azy zany

lazounet: tsy misy ifandraisany aminao ilay hoe: amen mampiomehy ahy ka,
nampahatsiaro ahy zavatra 1 fotsiny satria tsy de re eto am serasera le we amen, de mba nahatsiaro tampoka e
tsyresaka finoana ihany koa fa zavatra hafa mihintsy
40. mangidy ( 02/07/2008 12:01)
Njekaiky o! inona dhl re ireto resabe ireto e? sao de misy mpikambana ao Gazety Basivava aza ato :-P :-D :-D tsiky de ampy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0992