Lessiveuse
1. tess
(
08/06/2007 14:51)
Raha nimenomenona ity rangahy iray manoloana ny vadiny...:
- tena mila manao regime mihintsy enao fa tsy lasa ah!
Miha mahazo taona enao dia lasa ngezabe fa mila manao regime mihintsy...
jereo anie ny derrière nao fa otran'ireny machine à lessiver ireny ny habeny e!????
Nony tonga ny alina tao ampandriana, njao fa nikitikitika an'ilay ramatoa vadiny ity rangahy...
hoy ilay vadiny niteny taminy hoe:
- aza kitikitihinao aho rangahy ity fa tsy afaka manodina ny chiffon kelinao ny machine à lessiver anio ah!
vita.

novalian'i cbd ny 14/06/2007 10:08
18. tess
(
09/06/2007 07:39)
bazylou: sady machine à lessiver hoy aho fa tsy machine lessive:-D:-D:-D:-Dsa sao dia misy lessiveuse kelikely any aminao any antonona chiffon kely:-D:-D:-D:-D
20. sympa
(
09/06/2007 13:26)
nikopol :arrow: Ataovy @ ny Batteuse éléctrique lesy an :!: =))=))=))=))=))=))