Liste des messages

Liste des messages, inserés par cbd, par ordre de date
cbd ( 23/10/2013 11:52)
rakotobe425
HO AN'IO RAKOTO IO !!! MISY TOERANA MANOKANA HASIANA NY DINIKA ATAON'LAH FA TSY ZAY TIAN'LAH HASIANA AZY !!! ALEFASO AO @ DINIKA RESAK'OLONDEHIBE FA TSY ETO !!!! http://namana.serasera.org/vondr... suite
répondu par mirananirina le 29/10/2013 17:24
cbd ( 25/08/2013 17:04)
misy olana ve ?
sali sali misy blèm nga ny serasera fa toa mihova ny teny soratana ? ohatra: lasa miverimberina foana ny teny we: LOUFOQUE, JE , DANS, PAS, UN teny gasy b zao no soratana d mivadika ho azy mdrrrrr... suite
répondu par shannie le 28/10/2013 13:27
cbd ( 15/04/2013 08:30)
Madagasikara ho an'ny Malagasy?
Madagasikara ho an'ny Malagasy? TSY AZO HODIAN-TSY HITA NA ATAO HOE TSY MIKASIKA AHY IZANY… Miangavy antsika mbola mahatsiaro ho Malagasy, AMPARITAO , Miangavy antsika AROVY re ny TANINDRAZANA ... suite
répondu par nilex le 16/04/2013 09:56
cbd ( 09/02/2013 08:12)
JOBILY WEBER
o ry zareo é ! hay ve maty tam 26 janoary teo io artista mpihira io é ? maty tany frantsa izy MAMPALAHELO... suite
répondu par cbd le 10/02/2013 18:36
cbd ( 31/12/2007 07:14)
bon annif Hery , Prime sy lé sipa kely zay
bon annif Hery séfo [img]http://yelims2.free.fr/Fete/Anniversaire06.gif[/img] bon annif lesy Prime aaaaa [img]http://yelims2.free.fr/Fete/Anniversaire06.gif[/img] bon annif le sipa kely zay fa e... suite
répondu par Vitsikakely le 13/01/2008 10:30
cbd ( 12/06/2007 16:40)
Draidraidrayyyyyy...... ! :-S
Ahoana ny fihetsikareo raha otr'izao ny ataon'ny vadinareo rehefa ao ampandriana ao [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Crade/pete-au-lit-2943.gif[/IMG] ... suite
répondu par sympa le 23/06/2007 11:00
cbd ( 16/05/2007 10:21)
Iza no mahay? Ny fosty sa ny Mainty?
Manontany anareo ao hoe iza @ ireo no tena mahay sy mendrika indrindra. Ny fotsy sa ny mainty ( sens figure io an :!: sao mihevitra zvtr hafahafa eo indray nareo)? Raha @ko manko de ny mainty no hita... suite
répondu par internaute le 11/07/2007 21:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0214