misy olana ve ?

1. cbd ( 25/08/2013 17:04)
sali sali

misy blèm nga ny serasera fa toa mihova ny teny soratana ?

ohatra: lasa miverimberina foana ny teny we: LOUFOQUE, JE , DANS, PAS, UN

teny gasy b zao no soratana d mivadika ho azy mdrrrrrr

raha hijery pejy am dinika d misaoty lery, oh pejy 1 nojerena d tonga d lasa ao am pezy 3
novalian'i shannie ny 28/10/2013 13:27
2. cbd ( 25/08/2013 17:08)
amzay lasa majisikil b lé CBD mdrrr

amzay lasa misy esipasy b eo ambany rehefa avy manoratra
3. hery ( 26/08/2013 07:51)
tsy hitako izany :-)

4. cbd ( 26/08/2013 19:26)
sali sali hery

jereo anié ireto

Aina_Malala - 25/08/2013 08:58
Je Andry anie efa tasser dala kaleha dia tsy maintsy nanaiky e, tsy oe nanana ny marina izy fa tsy noteren marina ka izany décision un izany akory pas hivadiako une @!



HERY Serasera! satria hita fa efa mihamiha mivadika palitao sy lasalasa TGV loufoque daholo ndray zao ny ankizy ato


http://forum.serasera.org/forum/message/m5219509cd0152


shannie - 17/08/2013 12:19
Inona ary no mba ny olona sasany mahatonga eny eny andalam-être rehefa

http://forum.serasera.org/forum/message/m520f6a5b634c3

fa tena dia nandramako mitombina ilay izy a. Box Sfr pas nanadramako Azy, Misy bouton


http://forum.serasera.org/forum/message/m5217683b6e07d

vahiny2004 - 26/08/2013 14:13
Ity indray fanandramana hafa tena Nisy: nametraka relais teo ambon'ny bâtiment iray ny Opérateur. Afaka Fotoana Fohy dia ny raikitra fitoriana, fanangonan-tsonia, certificats médicales fa hoe tena être dia être hono ny narary an-doha, tension niakatra .

http://forum.serasera.org/forum/message/m5217683b6e07d


vahiny2004 - 26/08/2013 15:19
Voamarina fa tsy branché ilay relais Misy ny effet »Nocebo": Dokotera iza no afaka mi verify hoe tena marary tokoa ny an-dohako? Izay lazaiko Azy pas inoany,

http://forum.serasera.org/forum/message/m5217683b6e07d
5. 5laody ( 27/08/2013 07:10)


Sali,
angamba manao correction auto ny fitaovana ampiasainao? ohatran'ilay diksionera t9 amin'ny finday.

teny tiana soratana "cour"
bokotra potserina 2 6 8 7
teny voasoratra "anus"
6. shannie ( 28/10/2013 13:27)
Lol! iny indray no tsy itako.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0159