Iza no mahay? Ny fosty sa ny Mainty?

1. cbd ( 16/05/2007 10:21)
Manontany anareo ao hoe iza @ ireo no tena mahay sy mendrika indrindra. Ny fotsy sa ny mainty ( sens figure io an :!: sao mihevitra zvtr hafahafa eo indray nareo)?
Raha @ko manko de ny mainty no hitako mahavitrika kokoa :!: :°)
2. salmo1 ( 16/05/2007 10:57)
Ny fotsy misy mahay de misy vendrana be, ary ny mainty koa torakizany...

midika zany fa raha manao fitsapahana loko tahak'izao ny olona anakiray... azo hatao oe: olona voambanimbany am faharatsiany na ny lokony na azo lazaina koa oe: raciste lay olona nanoratra sy nieritreritra nandinika an'ity dinika ity
:°)
3. karinah ( 16/05/2007 11:07)
samy manana ny QI ny dol ry zareo an :P , fa miahiky ihany alou za @ amerikana eh, ny volana aza nodiaviny koh ! :°)
4. rush ( 16/05/2007 11:14)
"cbd":
( sens figure io an sao mihevitra zvtr hafahafa eo indray nareo)?
io v dia tsy azon'rasalmo lé?
"salmo1":
midika zany fa raha manao fitsapahana loko tahak'izao ny olona anakiray... azo hatao oe: olona voambanimbany am faharatsiany na ny lokony na azo lazaina koa oe: raciste lay olona nanoratra sy nieritreritra nandinika an'ity dinika ity
rehefa tsy mahazo resaka dia mba mangiana rasalmo aaa!
"salmo":
Ny fotsy misy mahay de misy vendrana be, ary ny mainty koa torakizany...
nefa mamaly an'izao ko?aiza re zany e!!!!!
5. sympa ( 16/05/2007 11:36)
salmo1:

Ny fotsy misy mahay de misy vendrana be, ary ny mainty koa torakizany...

midika zany fa raha manao fitsapahana loko tahak'izao ny olona anakiray... azo hatao oe: olona voambanimbany am faharatsiany na ny lokony na azo lazaina koa oe: raciste lay olona nanoratra sy nieritreritra nandinika an'ity dinika ity
:°)


salmo1 dia faly manankiana ny hafa foana :!: 8-) Mahay kosa lesy ela raha anankiana eeee :!: 8)


6. karinah ( 16/05/2007 12:31)
sympa, cool ! lol
7. salmo1 ( 16/05/2007 12:32)
sympa: tsy misy ratsy anie zay nolazaiko e. asa alou raha tena ratsy tokoa izao @ ingahy... fa azafady aza e:D^:^
8. lapino ( 16/05/2007 15:30)
Iza no mahay? Ny fosty sa ny Mainty?
Ny volomparasy :b:wink:
9. linarako2 ( 16/05/2007 17:32)
cbd:

Manontany anareo ao hoe iza @ ireo no tena mahay sy mendrika indrindra. Ny fotsy sa ny mainty ( sens figure io an :!: sao mihevitra zvtr hafahafa eo indray nareo)?
Raha @ko manko de ny mainty no hitako mahavitrika kokoa :!: :°)

Tsy misy mendrika sy tsy mendrika izany fa samy manana ny hanitra sahaza ho azy.Ny mainty te-ho fotsy,ny fotsy te-ho marron,ny lava te antonona ,ny mahia te -hitombo.
Ny mitia ny tenany no tena tsara indrindra kanefa mijery ny hafa foana dia mitady hitovy amin'iny:@:@

10. sympa ( 17/05/2007 01:09)
Ary ato izany misy tsy mahazo resaka mintsy an :!: :-D:-D
11. xxx ( 17/05/2007 01:16)
Aleo ny fotsy no haharesy raha virtoaly :°)
12. cbd ( 17/05/2007 08:11)
salmo1:

Ny fotsy misy mahay de misy vendrana be, ary ny mainty koa torakizany...

midika zany fa raha manao fitsapahana loko tahak'izao ny olona anakiray... azo hatao oe: olona voambanimbany am faharatsiany na ny lokony na azo lazaina koa oe: raciste lay olona nanoratra sy nieritreritra nandinika an'ity dinika ity
:°)



salmo1 an> izao anie efa nilaza teo ambony hoe aiza raisina @ le fomba ilazana ny loko le izy fa @ maha civilisation azy ee :!: :roll: 8-) matoky ao manko fa tokiny azonao tsara le fanontaniana fa enao no tena milaza ato hoe ny "culture-nareo" :!: ;-);-) Aiza raisina @ hoe racisme mintsy le izy fa ataovy resaka samby olona mivoatra eee :!: :@:@o^oo^oo^oo^o


13. rakaroka ( 17/05/2007 13:14)
Hoy i Manudi Bango izay. Nilaina ny loko mainty mba hampivoitra ny "fotsy" dia vice versa!
fa raha loko iray ihany no nisy,toa tsy hivoitra akory izay maha izy azy ny iray sy ny "culture" ananany:roll::roll::wink:
14. sympa ( 17/05/2007 13:58)
rakaroka>> ie marina mintsy izany ka :!: =D=D
15. Fiffi ( 17/05/2007 17:00)
ka mba jereo ange ireo mpilalao eh ! ohatra ny foot....:roll: mahay be kosa ry zareo an !
16. sympa ( 17/05/2007 18:53)
Fiffi>> tena marina mintsy koa izany ka :!: Tena be paka mintsy ry zareo an :!: ;-);-);-)
17. tywa68 ( 17/05/2007 19:49)
cdb : ary ny mavo sy zara² hoditra ahoana ?:lol:(sa ny mainty sy fotsy ihany no mikaoty) ?
18. wooda ( 17/05/2007 20:38)
cbd = adala
19. nathie86 ( 18/05/2007 14:10)
le sady tsy fotsy no tsy mainty reny no tena mahay r'reto an sérié eee
20. Fiffi ( 18/05/2007 19:05)
sympa: mahay milalao ry zareo an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3212