Iza no mahay? Ny fosty sa ny Mainty?
21. sympa
(
19/05/2007 00:43)
Fiffi -> ie :!: :-D Raha mahay ry zareo de tsy avelako mandeha aloa ry zareo fa tazomiko fa raha tsy izany de vita atreo ny @.... :?: :°)
22. harisoamihary
(
21/05/2007 14:43)
ny metisy , izany hoe ny fotsy sy mainty mitambatra
23. Fiffi
(
21/05/2007 16:36)
24. sympa
(
22/05/2007 18:10)
harisoamihary -> tena tsara mintsy ireny sokola o lé ireny an :!: :-D:-D:-D
Fiffi -> :-D:-D:-D ko marina izany kle :!: :-D:-D:-D:-D
25. internaute
(
11/07/2007 21:23)
Ny fotsy aloha no tena nahay taloha d avy eo izy nampianatra ny mainty d zao lasa mitovy ny fahaizany.
izay ny aho ny eritreritro.
Ary tsy azoko hoe in zany sens figuré sy tsy sens figuré zany.
Ny fahaizana anie tsy resaka stylo fotsiny.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.6976