bon annif Hery , Prime sy lé sipa kely zay

1. cbd ( 31/12/2007 07:14)
bon annif Hery séfo

bon annif lesy Prime aaaaa

bon annif le sipa kely zay fa efa omaly ny azy :oops:

:P :lol: =D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D
2. ari.malala ( 31/12/2007 07:39)
bonanif Hery eeeee! arahabaina tratran'ny farany de tratran'ny tsingerintaona nahaterahana, de mirary soa bedabe d in koo? hotratran'ny ela ndrindra de haharitra elabe farak'izay ela be ny serasera de ho tratran'ny rapitso

De miarahaba izay tratran'ny tsingerin-taonany androany e!
3. tywa68 ( 31/12/2007 08:00)
bon anniv ho anareo teraka anio zany e : mirary soa mitafotafo indrindra fa ny fahasalamàna e.
4. ravatorano ( 31/12/2007 08:19)
=D=D=D=D=D
bonaniverisera enao ra hery ah
bonaniverisera koa ianareo namana rehetra teraka androany ary hitako fa tena bobaka b nareo ao ah
Mirary soa lalandava ho anareo e
tsy ho tratry ny rofy fa ho salama lalandava
hahita izay hotadiavina
ho tratry ny taoana 2008 sy ny mbola ho avy mitsingeringerina eo e
^:^^:^^:^
:-*:-*
5. pissoa ( 31/12/2007 09:35)
bonanif Hery ! mirary soa hatrany ooo :)

dia bonanif koa Prime ! dia mirary soa koa



6. kelly13 ( 31/12/2007 10:10)
joyeux anniversaire ianareo 2 lahy, d bon anniversaire kou zany sipa kely tsy hay tsy hay zany :wink:

d manaova fety sambatra dol rankizy d misakafo b sy misotroa fa fety ny andro ms ataovy avec modération an! :) d tongava soa ny 2008 hifanabe tarehy, oadray, soratra mou zany e, eto indray isika

:-*:-*:-* na ny tia ahy na ny tsy tia ahy :°)
7. tslem ( 31/12/2007 10:15)
[size=19px]BON ANNIVERSAIRE[/size]
8. ikalamako ( 31/12/2007 10:47)
bonnanif ireo mpamarana ny taona e ! Mitomboa fahendrena daholo izany koh !
:-*:-*:-*
9. sipagasy ( 31/12/2007 15:55)
mbola manamafy ny an'ny rehetra hoe mirary fety mahafinaritra ho an'ny tompon'anniversaire e!:-*(l):-*
10. bonbongasy ( 31/12/2007 16:35)
HAPPY BIRTHDAY TO YOU HERY
11. karinah ( 31/12/2007 16:58)
Miarahaba tratry ny fety anareo voalaza rehetra !!!...:D:-*(l):-*
12. tracy ( 01/01/2008 15:59)
Ny anay koa akia ny nahitanay ilay andefimandrimanay de st sylvestre 2000 a bon anniversaire ko zay
13. endrika01 ( 03/01/2008 13:24)
MIALATSINY RAHA IZAO VAO MIARAHABA E, TENA FETY ZANY ANY ITALY ANY E,dia faly miarahaba anao tratry ny tsingerin-taona nahaterahanao i endrika ,dia ho tratr'antitra e dia hitohy hatrany ny fiarahana eto @ SERASERA,dia arabaina ihany koa tratrin'ny taona vaovao 2008.HAPPY BIRTHDAY AND HAPPY NEW YEAR !!!!!:-*:-*:-*:D:D:D:D
14. rakaroka ( 03/01/2008 17:38)
Dia bon annif izany e, tara train koa izahay izany.
:-*:-*:-*(l)(l)(l):-*:-*:-*
15. achrafhanna ( 11/01/2008 18:08)
Tena ato anaty jungle marina,araky ny hambaran\'ny namana ka ialana tsiny raha izao vao mandefa fiarabana tratry ny annif-nao ny tenako ry Hery.
16. Vitsikakely ( 13/01/2008 10:30)
cbd:

bon annif Hery séfo

bon annif lesy Prime aaaaa

bon annif le sipa kely zay fa efa omaly ny azy :oops:

:P :lol: =D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1641