Lessiveuse

41. sitlo ( 11/06/2007 17:50)
zany ny dimy :wink:
42. infinity ( 11/06/2007 18:06)
Sao d tsy sifô fa mosoara? ptdrr!:°)
43. naughtyboy ( 11/06/2007 21:37)
=))=))hay mo tsy maintsy aodikodina no fanao reny sifo reny fa nisy hafa ko ato map:-D bazil na bazylou mampidera ny tsy fahaizana manaja ny tena sy ny hafa
ne otran'io fa revy ato milay otrany manondro tena oe ty za le mpisaritaka @ oul tsy mahate ho tia ary tsy fampiditra antrano=))imehezana daoly reny fa samy gasy na de tsy toetsaina gasy aza le tsy mifanaja ny manoro mo de misy foana nefa ny tsy manaraka ko b da b
44. cbd ( 11/06/2007 23:51)
Sao de ito le sipa ry nikopol [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Fantastique/f%E9e.gif[/IMG]
45. hmilay ( 13/06/2007 10:18)
Bôkô. Zay refa te hitahiry "manequin" mandrapahafatiny. Aty le reto misy machine lessiveuse tena milay a!Hi=D=))
46. cbd ( 14/06/2007 10:08)
hmilay >> =))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0075