maloiloy, te handoha, beurkkkkk....!

1. tess ( 10/02/2008 18:28)
Sao mba misy olona hoatra ahy ...
tsy ahoan-tsy ahoana eo dia maloiloy te handoha ho azy.....tsy hay hoe inona no mankaloiloy.....tonga tampoka izany ilay izy....
raha misy olona efa tratran'io matetika...in no hanina hanafaka ilay izy....dia aretina sa inona fa tsy azoko mitsy.?
novalian'i bida ny 14/04/2008 19:01
2. kelly13 ( 10/02/2008 19:13)
za retsy d coca ankelika iany a, hihihi! tsy light an, fa reny ono ozy paris hilton c pour les grosses, hahahahaha,
3. MASSY ( 10/02/2008 19:16)
tena mbola tsy fahenokou ndray aki io mahazo anjy io fa mety alou mila manatona doct fa sao misy zavatra tsy mety any @ vatana any hafa kou mantsy hoe bevoka sao dia kosa ary e :D:D hafalina be zany an
4. tess ( 10/02/2008 19:51)
kelly: :-D:-D:-D aleo amzao raha ho an'i grosse lay coca! fa raha mahafaka anlay maloiloy de aleo asiana coca linght!:wink:

massy: an a an ! tsy sur aloha hoe bevohoka e! fa de tsy haiko fa matetika lmahazo ahy mitsy io
am tsy antony de te hi degôba misy zvtr mampite hadoha ahy izany...tsy haiko hoe in:roll::?
5. tess ( 10/02/2008 19:53)
raha tratranzany aho tsy te hihinankanina fa raha mihinana tonga de mi refoule8-)
6. ravakamalala ( 10/02/2008 23:28)
mampatavy zany coca zany fa minana zavatra marikivy atao, ohatra hoe jus de citron, na clementine, na voasary
7. Veloo ( 10/02/2008 23:55)
tess a,
mety marary ny atin-ndry fa mandana mijery dokotera, tsy grave io fa aleo tonga dia jerena aloha.
ilay coke no itako tena solution nefa tsy dia tsara lotra fa rehefa indray mande angamba tsiy dia maninn,
na mihinana crackers ireny tadiavo ilay tsy be dobera, sy sira ireny - ilay plain reny -
dia aza manambe:-*:-*:-*
ity misy cure asa ra tian-ndry naturel ary tsy misy atahorana mihitsy,(foie probleme)
- misotro jus de poireau - na
- misotro ran'ovy manta
8. mitia04 ( 11/02/2008 04:40)
za manao an'izany d vo tamn herinandro za tany am doc d marary vavony, sady efa grave grave ihany hono, fa ts voatery mitovy fa mandehana doc ihany e!
9. jemimah ( 11/02/2008 04:54)
ie zah koa manao io ohatra ny hoe bevohoka nefa tsy zany akory dia tany @ dokotera dia vavony hono
10. sakaizakely ( 11/02/2008 05:50)
tess>

za kou ry tess herintaona lasa izay nanao otranjy io a Tena giravy be. nandramana aby ny coca, vosarimakirana, gaviscon sns... fa tsisy nety. Tena kivy be mits za de nijery doko,

kay nisy tsaramaso kely zay nipelipelika tao :-D:-D:-D:-D:-D

sérié aky f'andana mijery doko sodémba vavony tokou a
11. ainaheri ( 11/02/2008 06:06)
Mety gastro intestinaux lay izy tess a,tsy votery we tsy misasa tanana sy ny karazany ihany fa mety azo avy @ rivotra ihainanao raha nandalo t@ faritra nisy anao ilay épidemie
12. tess ( 11/02/2008 06:19)
tena misaotra anareo rehetra namaly fa tsy tao antsaiko mitry izany izany hoe mety aretin'aty na aretim-bavony....

veloo: mci tam sopapa fa tena tsy laniko ngamba zany ranona ovy manta izany:wink: raha ranona poireau mety ho voako ihany otran'ny lasopy ihany io....

sakaizakely; ka injisy fa tsy tsaramaso mipelipelika lay izy fa zarako aza izany :wink::°)

hay tsy izaho ihany no voan'io fa de misaotra am sopapa rehetsa e! bizou dool nareo:*:-*
handeha doc zany....
13. ainaheri ( 11/02/2008 07:01)
tessy,mety mahasoa anao na ko ho an'ny tsi11
Miala tsiny fa @ teny vahiny,ary nezahana natao tsotra kely::
a base du bicarbonate de soude:
Pour soulager 1 estomac 1 peu dérangé:
-Une pincée de bicarbobate de soude
-Une pincée de sel
Dans une tasse d'infusion de menthe.Ce n'est pas la boisson la meilleur du monde fa kosa mba hampitony ny fanaintainana


Mirary fahasalamana ho an'ny reetra
14. diamondra27 ( 11/02/2008 11:47)
ainaheri: d'ac aminao

za zao vao omaly no nahavoa anah io tondé ninana motylium alou za e
de nojereko ndray aveo fa to niitatra le izy de nivalanan piriritra donc mazava ho azy fa tratry ny gastro za de minana fanafody alou fa dr ve hisy ny week end

de zao efa nilamindamina le izy


15. tess ( 11/02/2008 13:09)
ainaheri: tsy misy manaintaina ka!
te handoha fotsiny misy zvtr otran'ny makriko mapite handoha ahy izany fotsiny......fa merci tam torohevitra misy hotazomina:-*

diamondra: eeeeeeeeee! ny anjy zany hafa mitsy:wink:
zà tsy nipiriritra kan:-D:-D:-$
tsy mi mé loza aho fa tena tsy gastro ny ahy fa
io te handoha io fotsiny de zay...tsy maheno marary klk part! tsy haiko hoe in...? fa aleo any am doko marina fa sao dia vavony metomboka marina....
16. ikaretsaka ( 11/02/2008 14:59)
tess:

Sao mba misy olona hoatra ahy ...
tsy ahoan-tsy ahoana eo dia maloiloy te handoha ho azy.....tsy hay hoe inona no mankaloiloy.....tonga tampoka izany ilay izy....
raha misy olona efa tratran'io matetika...in no hanina hanafaka ilay izy....dia aretina sa inona fa tsy azoko mitsy.?

jereo fa mety digestif mifangaro psycho io...

17. tess ( 11/02/2008 15:01)
aona izany fa tsy azoko ry ika????mahaliana ahy izany:?
18. ikaretsaka ( 11/02/2008 15:04)
jereo aloha ny aty sy ny fandevonana sasany sao misy aretina...
dia jereo ny psy sao mety avy any kioa io..
misy manko ireny le heo tratran'ny mal de mer ireny de vao mahita bateau fotsoiny de misalebolebo amin'a pas ohatra (io le psycho lazaiko) ka jereo sao ohatra hoe misy zavatra mi trigger azy ihany ao fa tsy conscient ianao
19. soanja ( 11/02/2008 15:50)
Zavatra iray mila jerena akaiky koa dia ny fipetrahana manoloana ny ordi ela loatra. Mila mitandrina fa manimba tokoa ny hery afindran'ny ordi ao anaty vatantsika ary mitondra an'io somary malonilony io, ao koa ny fanimpaninana sns....

Mila mandeha mijery dokotera aloha. Ny aretim-bavony aloha dia tahak'io ny fisehony. Saingy raha salama tsara ka tsy ahitana aretina hafa dia ny stress sy ny ordi isany mamely amin'izany.





20. tess ( 11/02/2008 16:09)
ilay ordi aloha dia eto am devant-ny matetika ka mety ho izay izany anefa tsy haiko......tsy maloiloy fotsiny fa tena otran'ny misy zvtr makriko be mampandoha anefa tsy ahy hoe in....
merci soanja....:-*

ika: mety tsy psy aloha raha izany fa mety vavony ihany izany anefa aho tsy marary vavony zany mitsy hatirizay....

misaotra anareo rehetra namaly fa de ny fanafodiny mandeha doc zany:wink::-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8182