maloiloy, te handoha, beurkkkkk....!

21. Veloo ( 11/02/2008 16:33)
veloo: mci tam sopapa fa tena tsy laniko ngamba zany ranona ovy manta izany raha ranona poireau mety ho voako ihany otran'ny lasopy ihany io....


:-D:-D:-D andramo aloha ko... tena efficace be io...
22. tess ( 11/02/2008 17:05)
:-D:-D:-Dtsy vao maika ve zà ky tsy hi aoka eo ry veloo! lay ranon'ovy anie tena enjana be e!:-D
23. menalamba ( 11/02/2008 21:25)
Ary lé miborosy nify vao maraina iny ,ilay misy tafatelina kely lé dantifrisy vé tsy té handoha???:°)
24. tess ( 11/02/2008 22:42)
an a an! iny ndray na ny siligaomaaza efa votelina dool mitovy ihany :-P....raha be tainify aloha mety makandoha e!:{
25. ikaretsaka ( 11/02/2008 23:23)
tess:

ilay ordi aloha dia eto am devant-ny matetika ka mety ho izay izany anefa tsy haiko......tsy maloiloy fotsiny fa tena otran'ny misy zvtr makriko be mampandoha anefa tsy ahy hoe in....
merci soanja....:-*

ika: mety tsy psy aloha raha izany fa mety vavony ihany izany anefa aho tsy marary vavony zany mitsy hatirizay....

misaotra anareo rehetra namaly fa de ny fanafodiny mandeha doc zany:wink::-*

iphone hoa na smartphone ho ampiasaina


26. soanja ( 12/02/2008 03:26)
tess:

ilay ordi aloha dia eto am devant-ny matetika ka mety ho izay izany anefa tsy haiko......tsy maloiloy fotsiny fa tena otran'ny misy zvtr makriko be mampandoha anefa tsy ahy hoe in....
merci soanja....:-*

ika: mety tsy psy aloha raha izany fa mety vavony ihany izany anefa aho tsy marary vavony zany mitsy hatirizay....

misaotra anareo rehetra namaly fa de ny fanafodiny mandeha doc zany:wink::-*


Tsy misy fisaorana aky fa dia aza manambe an! Karakarao izany fa efa akaiky ny St Valentin manjary tsy afaka mihinana sokola eo ndry. :-*:-*


27. ikaretsaka ( 14/02/2008 14:51)
de aretina hafa koa no ho azo @ ity "saokan'ialahy!"
28. tess ( 14/02/2008 15:11)
izaho indray mahataty tsara sôkola kan! fa mila mi suprime kely alou izao fa andron(ny karemy izao!
29. ikaretsaka ( 14/02/2008 15:17)
sambatra
30. tess ( 14/02/2008 16:12)
enao ngah tsy mahatanty sokola:?
31. ikaretsaka ( 14/02/2008 16:26)
tsa mahazo mihina fa lasa manimba ny ... @ le cyclisme..
lazainy fa mi dope
32. ikaretsaka ( 14/02/2008 16:30)
misy an ilay "terone terone" machin @ nerfs izay hono provoquen'ny "sokan'ialahy" (izay anton'ny hihinanana sokola le rehefa exam ireny) dia mora tratran'ny test io rehefa tsy milamina ....
dia mi fausser aby ny pipi sy ny rehetra...
33. tess ( 14/02/2008 18:26)
kay kay kay! de tsary mihinana mahitsy izany toi????
nefa ve mbo tia sokola ihany:wink:
34. ikaretsaka ( 15/02/2008 14:29)
tia fa manaja tena
35. Kwasi ( 16/02/2008 13:22)
Tsara tokoa aloha ny mankany @ dokotera.

Fa azo andramana koa ity:

Jus de raisins. Tsy asorina ny hodiny sy ny voniny.
Tsy mihinan-kanina afa-tsy io. Pdt 3-5 jours.
36. tess ( 16/02/2008 22:13)
jus de raisins foana ve no hanina mandritra ny 3jours ry kwasi tsy hivoaka any am sofina ny farany! amperahina am voniny sy odiny en plus! tsy be asidra be ve zany????,sa????:-/
37. niryna ( 17/02/2008 07:05)
Indraindray misy sakafo tsy miaraka dia io ihany koa no miteraka ilay maloiloy.Manandrama mihinana voasary isaky ny avy misakafo kely fotsiny fa tsy betsaka .
Mety miari-tory be loatra koa ka tsy ampy torimaso dia mitambatra ilay izy satria lasa tsy mahalevona sakafo.
Ilay voasarimakirana koa mety saingy misy asidra ao anatinao ka mbola ampiana asidra indray ve.
Mandehana mijery doko ary aza mihinana yougourt,na salade na sakafo manta na jus de paoma na hafa aloha fa be asidra daholo ireny ary mila mihinana sakafo matetitetika in-dimy fa tsy in-telo mba ho mora levonina ilay izy ary miezaha mihinana sakafo adin'ny roa alohan'ny hatoriana sady tsy tonga dia mandrimandry raha vao voky fa tsy mahalevon-kanina koa hianao.
Ny olona mitady ho voan'ny aretina vavony na milelalela dia mitarika maloiloy dia tsy tokony hisotro ranona voaloboka fa be asidra .
38. ikaretsaka ( 17/02/2008 13:03)
tess:

jus de raisins foana ve no hanina mandritra ny 3jours ry kwasi tsy hivoaka any am sofina ny farany! amperahina am voniny sy odiny en plus! tsy be asidra be ve zany????,sa????:-/


Fermentee ao an-kibo izany de lasa mivadika ho pi le...
39. Kwasi ( 18/02/2008 11:55)
tess> Non. broyE-o tsara @ blender. Raha resaka vavony aloha dia efficace io (raha tsy te-ho voky fanafodin'ny dokotera). Voaloboka mena no ampiasaina fa tsy ilay fotsy. Fa izany hoe mila finiavana aloha ny manao azy e.

ika> Tsy mi se fermentee zany io raha sotroina tsikelikely (oh 1 vera/ 2h)

nyrina> Tsy maninona ny voasary makirana ka. Mety mihitsy aza io raha tsy te hanao jeun miaraka @ ilay voaloboka i tess. Ny citron ange na hoe acide aza dia alkalin rehefa metabolisE e! Ka mety mihitsy ny ampiasana azy hi-neutralisE-na ny ph'ny vavony. Ny torohevitro @ io indray dia ny misotro jus de citron a jeun isa-maraina, atao @ rano mafana fa tsy mangatsiaka.
40. tess ( 18/02/2008 12:23)
kwasi: ok nadramana izany raha efikasy fa mila hoe mahavita manelin an'io kosa aloha!:?
merci an!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1925