maloiloy, te handoha, beurkkkkk....!

41. arialy ( 23/02/2008 16:48)
mety resaka vavony na foie zany na olona migraineux na koa problème de vue koa , za koa mpanao an zany taloha satria migraineuse tsy afaka motylio aty anaty poketra, refa mihetsika tampoka izy, sady mamizana no mahakamo otrany oe marikoriko daolo zay jerena.
42. ikaretsaka ( 23/02/2008 16:55)
jereo tokoa ny maso fa io koa mandaginina rehefa ohatrohatran'izay
43. tess ( 24/02/2008 21:46)
ka ny masoko mbola ao tsara dool! tsy misy olana mitsy.......8)
44. niryna ( 25/02/2008 04:59)
Kwasi:


nyrina> Tsy maninona ny voasary makirana ka. Mety mihitsy aza io raha tsy te hanao jeun miaraka @ ilay voaloboka i tess. Ny citron ange na hoe acide aza dia alkalin rehefa metabolisE e! Ka mety mihitsy ny ampiasana azy hi-neutralisE-na ny ph'ny vavony. Ny torohevitro @ io indray dia ny misotro jus de citron a jeun isa-maraina, atao @ rano mafana fa tsy mangatsiaka.

raha citron vao maraina miaraka ny rano mafana dia mety tokoa fa raha ilay hoe jus de pomme na raisin no tsy mety.
HS kely ity kanefa misy hifandraisany an
Mila mihinana tantely vao maraina koa isika,iray sotrobe ,tsy miaraka amina inona na inona a,indrindra ireo olona allergie-ny rivotra,voninkazo,sns fa tena manampy.
Avy eo dia misotro rano matimaty miaraka amin'ny voasarimakirana

45. ni81 ( 25/02/2008 07:47)
Ary sao dia manao appareil dentaire? Misy oul betsaka no maloiloy eo am-boalohany rehefa manao ireny mantsy.
46. tess ( 25/02/2008 12:49)
ni81: an a an! tena zvtr hafa mitsy otran'ny misy zvtr makiriko izany de ter handoha avy eo! tonga tampoka .....

nyrina: marina ve io tantely io ky! zà mantsy izao efa hijaly ndray fa ho tonga ny printemps de...
hietsika ndray ny alergik .....:?
MISAOTRA tam torohevitra fa mijaly mitsy aho am alergik.....efa mba nanao traitement ihanh fa tsyafaka mitsy loza be!
47. ni81 ( 25/02/2008 13:38)
Hoy i Niryna hoe:
Mila mihinana tantely vao maraina koa isika,iray sotrobe ,tsy miaraka amina inona na inona a,indrindra ireo olona allergie-ny rivotra,voninkazo,sns fa tena manampy.
Avy eo dia misotro rano matimaty miaraka amin'ny voasarimakirana

Misaotra betsaka @ io torohevitra io fa zà koa mijaly be rehefa printemps @ pollen isan-karazany.
48. bouna ( 26/02/2008 14:05)
Ny tsara indrindra aminao de ny manantona mpitsabo. Be dia be ny aretina mety mitranga @ maloiloy te handoa, tena misy iray zay grave be mitsy dia ny aretin'ny voa. Tsara ny mandeha manao analyse . Aza mandrimandry manana aretina hoy ny malagasy fa aleo misoroka toy zay mitsabo .Mirary soa
49. tess ( 27/02/2008 22:10)
misaotra e!:wink:
50. Rasiligaoma ( 28/02/2008 05:13)
tess:

ka ny masoko mbola ao tsara dool! tsy misy olana mitsy.......8)


ao daholo ny masonao, eny.. fa sao efa voanjobory fa tsy tsaramaso intsony
51. tess ( 28/02/2008 08:13)
:-P:-P:-P na v-o kabaro aza ao tsara ka:wink::-D
52. ari.malala ( 28/02/2008 11:23)
:-D:-Def anijery dokotera v ty tess e! :P
53. tess ( 28/02/2008 11:48)
pfffff ! zao zà marary tenda voan'ny gripa aky de niantso doc de hadino njay le izy tssssss:?:x:°)
54. bida ( 14/04/2008 19:01)
sao dia mba misy hifandraisana amilay kambotenda ihany iznay ry Tess, satria raha ny olona avy nisotro ka te-hanala hamamoana no misikotra tenda, ka ao @ kambotenda any no karokarohana. Sao dia mba voakitikitiky ny sakafo mandalo le kambotenda dia lasa misalebolebo? Eritreritra sendra nandalo iny a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3436